Mahaleo à l'olympia.......
21. Samoana
(
16/05/2007 13:01)
tsy maintsy betsaka ny namana manodidina ho avy any fiffi fa mody tsy miteniteny a
23. Fiffi
(
16/05/2007 19:55)
Samoana:fa maninona kosa ary ?
tsy maintsy betsaka ny namana manodidina ho avy any fiffi fa mody tsy miteniteny a
melody , mandrindra: ohatran'tena hilay io an ! mba hisy mpihira gasy miakatra olympia....=D=D=D=D
26. melody
(
16/05/2007 22:03)
tandremo ary tsy tonga an, manjary very maina fotsiny ny ditéako, hhihihihihi
29. melody
(
17/05/2007 14:15)
henoko sahady akia ny fofon'ilay samosa akia ry Fiffi a:miam::miam::-D:-D:-D
31. mandrindra
(
20/05/2007 09:06)
fa hisy mpivarotra dite ve any amin'ny olympia sa tsy maintsy mivatsy thermos?
32. Fiffi
(
21/05/2007 07:22)
heu.....toa tsy misy mivarotra dité zany akia ao an ! jus...rano....heu...beks angamba fa raha dité....:roll:
33. melody
(
21/05/2007 19:46)
hay tokoa moa i mandrindra tena tia dité be mintsiny... mitondra akia thermos dia zaraina rehefa tonga any an!:wink:
37. mandrindra
(
22/05/2007 19:34)
melody, ka tsy maintsy hiafara amin'ny fitondrana satria tsy misy mivarotra any ka. mafana tsara ny dite dia hafana tsara koa ny lanonana.
39. melody
(
22/05/2007 22:24)
mandrindra: dia manantena dité izany izahay sy Fiffi an, ataovy ngedabe ny thermos ny toi ary e!:wink: