Morsa ao @ chat
42. ftma
(
10/05/2007 23:05)
kelly13: efa ao anatin'ny club tsy mandray pv njy izany :wink:
!fihina sympa :-*
!fihina sympa :-*
43. wooda
(
11/05/2007 00:32)
kelly13:
hery> za tkou oa ela b vao mahita ny soratra refa ao @ chat e, d refa mampiasa le asterochat indray d tsy afaka maka efitra manokana (pv),(...)
ampiasao ange chatzilla (Mozilla Firefox) fa sady malaky no gratos!
Fa bdb ndray alou ilay paramètre tsy maintsy ampidirina ao @ny vao tafiditra ao @ serasera eh!
45. ftma
(
11/05/2007 08:07)
cutie: sympa ohatry ny ps ihany sympa sady hendry :wink: avy any Dago any izy io :D
ary za tsy mba mahita sarisary kely rehefa mba misy manome saritsiky :)
ary za tsy mba mahita sarisary kely rehefa mba misy manome saritsiky :)
46. kelly13
(
11/05/2007 10:18)
wooda>lolll miciii ms ra vô mitady b zvt ampidirina izany d aoka klou fa tsisy ftôna hihihi, omeo spapa hafa ra misy hihihihi
47. melody
(
11/05/2007 14:28)
wooda: izaho mampiasa mozilla firefox fa mbola tsy nampiasa chatzilla, atao ahona kay:wink:
48. wooda
(
11/05/2007 17:55)
jereo any @ "Thèmes et extensions" Mozila de ataovy recherche ao le we chatzilla. extensions izy io, telechargeo fotsiny de redemareo mozilla firefox avy eo.@ teny anglisy le izy fa ao ihany koa le module français ra tianareo hampiasaina
refa vita de jereo @zay ao @ Outils @ barre des menus fa ao le izy!
Raha hiparamétré le izy @zay:
1 menu outils ao @ mozilla ihany
2 modules complémentaires eo ambanin'ny téléchargement
3 options @zay @ le chatzilla (clikeo alou le izy ra tsy mivoka ao le option)
4 soloy le anarana ao @ Nickname sy Username
5 tsindrio apply de ok avy eo!
vita zay de miverena @zay ao @ menu outils, clikeo chatzilla. Mivoaka @zay le fenetre chatzilla.
eo @ le barre malalaka eo ambany, ampidiro ity:
/attach irc.epiknet.org
avy eo:
/join #serasera
clikeo droite le soratra serasera de fidio le we "Open this channel at startup"; isakin'ny manokatra chatzilla nareo @ manaraka de misokatra automatique @zay le karajia serasera
Ouf!
Enga anie mba mazava le nosoratako ireo eh!

50. Zina
(
11/05/2007 18:51)
hery [ Valio ] 10-05-2007 10:06:44
Lohateny : Re : Morsa ao @ chat
Zina> Tsy mila Java ilay anakiray io kou.
hery a misaotra namaly,
Tsy afaka miditra amin'izy roa aho izany no nitenenakao oe nafa mba manana java hihihih
52. Zina
(
11/05/2007 18:55)
kelly13 [ Valio ] 11-05-2007 20:14:07
Lohateny : Re : Morsa ao @ chat
hihihi, avereno kely fa tsy mazava
:-D:-D:-D ndry ty an
53. melody
(
11/05/2007 22:24)
wooda: misaotra, hande handramako aloha, dia ho ita eo indray ny tohiny:)
54. sympa
(
11/05/2007 23:54)
8-)8-) za klo tsy anandrana an'io wooda io eh :!:
mIRC ko ange ry wooda milay eee :!: fa ny olana malaky lany andro le izy kle 8-)8-)8-)
!tourlou cutie :*:*:*:*:*:*:*:*
ty za ka :!: :@:@ io bogasy io :!: :-D:-D:-D
mIRC ko ange ry wooda milay eee :!: fa ny olana malaky lany andro le izy kle 8-)8-)8-)
!tourlou cutie :*:*:*:*:*:*:*:*
ty za ka :!: :@:@ io bogasy io :!: :-D:-D:-D
55. wooda
(
12/05/2007 02:25)
sympa:
8-)8-) za klo tsy anandrana an'io wooda io eh :!:
mIRC ko ange ry wooda milay eee :!: fa ny olana malaky lany andro le izy kle 8-)8-)8-)
za nga naniraka anla we andramo za ??
56. melody
(
12/05/2007 20:56)
:-D:-D:-D
wooda: tsy haiko ilay izy, asa na izaho no tsy mahay manaraka instruction na ahona fa tsy mety hitako ilay Tools - extension io:(
wooda: tsy haiko ilay izy, asa na izaho no tsy mahay manaraka instruction na ahona fa tsy mety hitako ilay Tools - extension io:(
58. diamondra27
(
13/05/2007 08:11)
Nena le kisarisary ihany no tiko
coeur , voninkazo, offre cocola
poisson
mahazo mofogasy sy ramanonaka ary dite
coeur , voninkazo, offre cocola
poisson
mahazo mofogasy sy ramanonaka ary dite
59. sympa
(
14/05/2007 00:35)
xxx:
sympa
in no dikan'zany bogasy lol
za zany tounde atao hoe gasy bo ee :!: ;-) :-D:-D:-D:-D
Fa le xxx manontany aloa tsy aiko intsony hoe izy ity zao satria efa misy² ihany izao ny xxx hitako ato an :!: ;-) ;-D
wooda:
za nga naniraka anla we andramo za ??
=))=))=)) Ko za oa tsy anandrana an'là zany mintsy eee :!: :-D:-D:-D