Morsa ao @ chat

1. hery ( 08/05/2007 11:31)
Morsa vitsivitsy fahita ho hita ao amin'ny karajia chat.serasera.org. Apetraka eto indrindra ho an'ireo izay vaovao ka tsy dia maharaka morsa :-p

Ny karajia mantsy dia efa ho 5 taona izao no nitsanganany ka mivoatra hatrany e.

- tokontanibe : io no toerana hifaneraseran'ny rehetra... room hozy ny vozongo
- pv : resaka mitokana io. Rehefa le tsy te hiseho eo @ rehetra dia maka resaka manokana.
- Voadaka: rehefa misy zavatra sendra tsy mety dia voadaka... izany hoe esorin'ny mpandrindra eo amin'ny tokotanibe. Misimisy ihany ny antony mety hahavoadaka.
- biz : :-*
- tsoda : :* (oups...)
- lol : :-D mdrrrrrrrrrrrr koa hozy ny sasany
- zah sipa: Tsy sipa izy izay :-)

... mbola hitohy
novalian'i cutie ny 16/05/2007 02:05
2. kiadi ( 08/05/2007 12:36)
hay ve zany doly iz io eh!! zah de tsy mahalala fa de manaraka fotsiny :-D:-D:-D
3. sasa ( 08/05/2007 14:06)
hery toa mbola be da be ny morse ao fa tohizo koa,
kiadi mody fan mantsy
4. pitoussy ( 08/05/2007 15:53)
klouny mianjy morse maro2 zany vo miditra ao sao d vo eo antokotany b d vodaka :-D:-D:-D
5. Tokinao ( 08/05/2007 16:44)
de ity koa angamba hery a :
l sa v ? = lahy izy zay :)
6. fasaly ( 08/05/2007 17:43)
ary zà zany naharaka ihany, refa misy manotany zà hoe jo sa kofa de ozy zà hoe kofa:-P
7. cutie ( 08/05/2007 17:52)
Mpandefa : Tokinao [ Valio ] 08-05-2007 18:44:52
Lohateny : Re : Morsa ao @ chat
de ity koa angamba hery a :
l sa v ? = lahy izy zay

io zany ny fanaon'i tokinao a :-D
8. sipagasy ( 08/05/2007 18:01)
tokontanibe = kianja ihany koa;-)
9. karinah ( 08/05/2007 18:32)
mici Hery!:wink:
10. ftma ( 08/05/2007 18:41)
misy morsa: s.a.l s = sexe(lahy sa vavy) a: (age)taona l= (lieu) aiza mipetraka
mbola feno ao fa tsy hay ny dikany :wink:
11. cutie ( 08/05/2007 18:49)
le svp njay no haiko ry ftma fa tsy io :-D
12. rush ( 08/05/2007 18:55)
ny zavatra mba tiako fantarina dia mba ahoana ny ahitana an'ireo dinika voalaza ao fa raha vao manokatra an'io aho dia misy soratra hoe nafindra toerana na hoe tsy mpikambana moa izy izay? http://serasera.org/forum/?rub=dinika/statistika&fiz=top_msg_volana io ny zavatra voalaza ao!
Tsy afaka mamaky ny hevitra amin'ity lohahevitra ity ianao.
Ny iray amin'ireto no olana fa jereo:
Na nofafaina na nafindra toerana io lohahevitra io. Raha izay dia anontanio ny mpiandraikitra.
Dinika manokana io nefa mbola tsy mpikambana ianao. Raha izay dia Mandraisa anjara eto
Dinika manokana io ary efa nisoratra anarana ianao saingy mbola tsy neken'ny mpandrindra ny lohahevitra ny fandraisanao anjara. Raha izay dia mahandrasa kely na andefaso hafatra ny mpandrindra.
dia misaotra anareo izay mba afaka manoro e!
13. ftma ( 08/05/2007 19:36)
cutie: inona no dikan'io akia?
rush: tsy azo ny tianao ambara, dinika nga misy ao @ chat?
14. cutie ( 08/05/2007 19:39)
Fa
sexe , ville , pays ka
15. wooda ( 08/05/2007 21:32)
cutie:

le svp njay no haiko ry ftma fa tsy io :-D



mbola tsy hitako ndray iny! matetika misy manontany hoe ndao hanao asv (age sex ville)!

Ary inona kay no dikan'ilay ptdrr?? infinity_ matetika mampiasa an'izy io
16. cutie ( 08/05/2007 21:37)
oups
asv kay no izy
taiza aza no nahaizako an'io svp io lol
17. nanoukely ( 08/05/2007 21:45)
ptdr est l'abréviation de PéTé De Rire.euh raha hazavaiko @tany gasy tsotsotra zany lol otran'ny hoe tapa_tsinay eh tsy mety le izy raha tena adika ara_bakiteny lol
18. cutie ( 08/05/2007 22:10)
:-D:-D:-D:-D:-D
19. wooda ( 08/05/2007 22:13)
lol ptdr mdrr
20. cutie ( 08/05/2007 22:14)
tpt koa :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3125