Morsa ao @ chat
23. ftma
(
08/05/2007 22:36)
nanoukely tonga soa forum njy :-* njy zao maharaka morsa aho fa mba ampianaro izahay akia :wink:
cutie: svp = s'il vous plait :wink:
cutie: svp = s'il vous plait :wink:
25. wooda
(
08/05/2007 23:17)
Mamihina anao!
Ao no tena ahitako zavatra bdb mikasika ny namana ato! (tena maro adala sy tia mirevy! lol)
De mazotoa hono mitsaty (le saka io)!
:-* ftma (tsy adinoko akory enao an!)
Ao no tena ahitako zavatra bdb mikasika ny namana ato! (tena maro adala sy tia mirevy! lol)
De mazotoa hono mitsaty (le saka io)!
:-* ftma (tsy adinoko akory enao an!)
28. nanoukely
(
09/05/2007 07:10)
ftma:
nanoukely tonga soa forum njy :-* njy zao maharaka morsa aho fa mba ampianaro izahay akia :wink:
cutie: svp = s'il vous plait :wink:
merci tsy hoe de maharaka be fa mainkina @fihaingan'ny resaka ihany io lol :p
29. ftma
(
09/05/2007 07:16)
nanoukely: za tena very rehefa mandeha izay ny morsa an'i zanina sy ry neny_ ary rapiera ko :wink:
wooda za ko tsy manadino :-*
fa ilay baiko atao amin'ny botlives01 maninona no miverina in-3 e sa marary ndray izy io?
wooda za ko tsy manadino :-*
fa ilay baiko atao amin'ny botlives01 maninona no miverina in-3 e sa marary ndray izy io?
30. melody
(
09/05/2007 11:36)
izaho re-oul tsy mbola niditra tao @ chat mintsy ka dia tena ho very izany an!
31. ftma
(
09/05/2007 13:33)
melody: tongava fa ampianarinay e http://karajia.org/
feno mpampianatra ao dia maharaka foana
feno mpampianatra ao dia maharaka foana
32. melody
(
09/05/2007 19:35)
ftma: misaotra akia, d io ps-ko io ihany ve no hampiasaina sa manao hafa mintsiny?
34. Zina
(
09/05/2007 21:12)
mazoto nareo fa ndray dia tsy tafiditra mihitsy... nefa mba manana java ihany:cry:
36. sympa
(
10/05/2007 03:12)
nanoukely:
merci tsy hoe de maharaka be fa mainkina @fihaingan'ny resaka ihany io lol :p
:^) milay aloa ny miresaka @ nanoukely refa ary @ tchaty eeeeee :-P:-P Vao tonga enao de tounde:
!kiss "psnao" no voarainao an :!:
!tourlou nanoukely eeeeeeeee :*:*:*:*:*:*
Milay fa tohizo ka :!: ;-);-)
39. sympa
(
10/05/2007 18:11)
ftma:
sympa: maimbo rora mihitsy nanoukely :-D
!tsongo sympa
ahahahahahahahah :!: =))=))=))=))=))=))=))=)):-D:-D:-D
oka ary fa anja'ko ary eeee :!::^):^)
fa ity mbola misy iray farany :!::idea:
!tsoda ftma :*:*:*:*:*:*:*:*:*:*
!fihina ftma :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
!love ftma (l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)
40. kelly13
(
10/05/2007 18:30)
hery> za tkou oa ela b vao mahita ny soratra refa ao @ chat e, d refa mampiasa le asterochat indray d tsy afaka maka efitra manokana (pv), tsy haiko inn no antony :(