Misy namako. Vazaha rangahy, malagasy ramatoa. Ny zaza voalohany (4 ans)teraka tany Antananarivo dia teratany malagasy. Ny zaza faharoa (2ans)teraka taty ivelany. Tsy nahazo nationalité gasy dia maka visa izy mianaka rehefa mankany Dago.
Malahelo ery ilay ramatoa. Izy anefa tsy naka nationalité frantsay; "tu t'imagines " hoy ilay rangahy. "Ma femme étrangère n'a pas besoin de visa pour venir en France (séjour fotsiny no nalainy noho ireo zanany vazaha), mais mon fils qui est à moitié malgache doit demander un visa pour aller rendre visite à la famille de sa mère! on ne lui a même pas délivré de passe-port et il ne peut pas figurer sur le passe-port de sa mère."
Ka inona no vaha olana amin'izany? Samy maniry izy mivady mba hizaka ny zo-pirenena malagasy ilay zaza.