tandremo ry diaspora!!

21. sympa ( 10/05/2007 12:25)
xxx:

Teo @ ilay "NOM" moa zany no tena tsy naneken-dry zareo azy e satria tsy Rakoto tsy Rabe tsy Rasoa tsy Ravao, nefa mahagaga tokoa aôna zany lé oe Sylla,ôtran nanaitra ah fa d aleo ndray aloha andé hively vy dieny mafana ra izany an!


ko le io nolazain' i xxx io mintsy no tiako nolazaina @ le hoe: "NOM", Nom de famille fa adinoko ny nanamarika azy tetsy aloa :^) Enao na ny zanakao zany rehefa tsy manana Nom de famille gasy d'efa tsy afaka mifidy :!: Fa ilay fanampiny tsy maninona na izay anarana vahiny aza no ataonao eo tsy misy tsikera @ io :-*:-*


22. fijo ( 10/05/2007 21:37)
aleo kosa aloha hazava fa fomba iray hiverenantsika amin'ny maha gasy antsika io,ka tsy maninona e.efa nivena lavitra loatra ny maha gasy mantsy isika ka aleo mba ahintsy kely
23. niryna ( 12/05/2007 06:37)
24. sympa ( 12/05/2007 14:53)
niryna:

8O


=))=))=)) fa misy inon kle no tô miratra be ny masonao :!: :-D:-D:-D:-D


25. Fiffi ( 14/05/2007 06:10)
xxx:
Tsy haiko aloha izay didy mivoaka any amizao fotoana izao fa zv marina no lazaiko, ny anaran-janako tsy misy anarana gasy tokoa fa dia tsy nahazo ny zo-pirenena malagasy araka io voalaza io fony tany madagasikara, hany ka tsy nahazo passeport gasy koa.
:-w:-w:-w mahagaga zany an ! zavatra vao nivoaka nefa io......(raha manankery aza...)


26. kally ( 14/05/2007 07:51)
Ahoana indray ny resaka fananan-tany?Tsy manana zo "ho tompon'ny tany" nolovainy na novidiany izany ny zaza metisy tsy mitondra anarana gasy? Eritrereto hoe nisy rar manana tany any M/kara dia ahoana ny fipetrany ohatra?
27. Fiffi ( 14/05/2007 08:40)
ka raha misoratra am anarany ve hisy olana io ? raha voasoratra any am kadasitra ?
28. Vahinala ( 14/05/2007 08:41)
D aleo mba asiana anarana malagasy kely zany mba tsy hisian'ny gidragidra e, sady kanto koa anie ny anarana malagasy e !
29. Fiffi ( 14/05/2007 08:53)
fa mba omeo source momba an'io raha misy manana mba ho hita hoe ahoana indray zany ?
30. kally ( 14/05/2007 13:02)
Fiffi:

ka raha misoratra am anarany ve hisy olana io ? raha voasoratra any am kadasitra ?



Ny vazaha angaha mahazo manana tany any amintsika raha tsy mampiasa vola 500.000 euros raha kely?
Ka rehefa tsy gasy izy izany dia vazaha, noho izany tsy mahazo manana tany izany?
31. fijo ( 14/05/2007 14:37)
mamazely an,hiangalio ao ny anarana gasy e
32. Fiffi ( 14/05/2007 16:07)
ka zay no nolazaiko hoe tsy zay anaty kadasitra hiany ve no tompony ? :roll:
33. kally ( 14/05/2007 17:13)
Fiffi:

ka zay no nolazaiko hoe tsy zay anaty kadasitra hiany ve no tompony ? :roll:


Ka efa hoe rehefa tsy gasy tsy mahazo manana tany.
34. Fiffi ( 15/05/2007 06:39)
35. Fiffi ( 15/05/2007 06:41)
ok akia kally an ! toa ohatran'normale hiany zany le izy koh ! ny aty ivelany indray tsy aiko na azo atao io na tsia.....
36. fijo ( 15/05/2007 21:31)
aty afaka mividy tany ka.
37. bazylou ( 16/05/2007 00:18)
Mety tsa ry afaka manana tany , fa kosa izy no miexploite azy izao hatramin'ny farany!!:wink::wink:
38. fijo ( 16/05/2007 21:25)
hafaka mividy tany enao aty ka
39. Fiffi ( 17/05/2007 10:57)
na de tsy paps vazaha aza ve akia ?
40. rakaroka ( 17/05/2007 13:34)
Fiffi:

na de tsy paps vazaha aza ve akia ?


Ié na tsy paps vazaha fa "résident" afaka mividy ka!
rehefa manana ny "moyen"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5453