Aiza Ianao ry Tompo o!

41. xxx ( 14/05/2007 23:18)
Raha tsy katolika leisty Rakaretsaka tsy mahalala ny antony tena ilaivana ny fanaovana saple a. Tsy ho azon-dry zareo mihitsy ny fihekem-pinoana lalina ao amin'ny arahaba ry Maria: fiharaha-mivavaka amin'ny Anjely miaiky fa Andriamanitra i Jesoa. Fiarahana amin'ny Anjely manaja ilay Renin'Andriamanitra, mamerina ny hasina maha olom-belona antsika very noho ny fahotana sns... Soa fa be fitia leitsy izy ka mivavaka ho antsika rehetra, eny fa na ho an'ireo milaza azy fa satana aza.
42. xxx ( 15/05/2007 06:24)
xxx:

Ianareo ry ise tena mampalahelo a,mivavaka amin'ny sampy anie ianareo e,didy folo io ary averimberina lava.Namaky ilay http:///www.chick.com tokoa aho,hay izay no nahatonga anareo niady varotra sy nifandrombaka?Tratra ny marina?Ahoana indray io sary saplet io? Tsy kristiana ny katolika fa mivavaka amin'ny sampy?Saplet?Dia ahoana indray?Mbola mahita ho tenenina indray ve ialahy milaza ho mpivavaka io?
:twisted::twisted:loza ity fa nofafan-dry zareo tompon'andraikitra ato amin'ny sera2 ve ilay mompera sy masera niala tsy ho katolika intsony:roll::roll:Nisy nanala ilay video niresaka ny fahamarinana sy fijoroana vavolombelona nataon'ireo olo-masina maromaro:roll::roll:
43. pissoa ( 15/05/2007 06:38)
xxx : aza malahelo anay ... izahay aza tsy malahelo ka inona no hampalahelo anao ?! Fa inona moa ny olanao amin'ny saple ?! Efa nahita Katolika niteny angaha ianao hoe "Mivavaka aminao aho ry Saple ..." Fantatrao ve ny ilana an'iny aloha fa sao izay voalazan'ny chick fotsiny ny fantatrao e ?! Tsy misy mitompo amin'ny Saple toy ny hitimpoanao amin'ny voalazan'ny chick.com :-D:-D:-D
44. ikaretsaka ( 18/05/2007 19:50)
fony mbola nianatra garabola dia ny natoron'ilay mpampianatra anay izay foana dia hoe : fantaro aloha vao miteny... fa tsy miteny aloha vao mamantatra...
Theology 101
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1848