O ry namana ato amin'ny sera2 Inona no kalinareo (sakafo) ?

41. sympa ( 10/05/2007 15:14)
Ny anay klo de raha tsy saosy be ranony ny eo de ro MAZAVA be rano tsy andaniako sira ^^ na frity trondro be sakay :snif: (mafana doly izay tsy tokony ho hafana \" aoka mba tsy ho tenenina fa sao lasa saina eo doly reto :!: \" ) :-D fa afa-tsy alahady ihany vao mba miova kely, ary rehefa fety vao mba mihinana izany sakafo mbaza izany ny aty :cry: :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
42. niryna ( 10/05/2007 16:52)
saroun:

@ mahagasy alo de vary sy laoka ihany e fa mba ovaina pate na lasopy indraindray na manao composé.de mba mihinana sakafo créole koa fa tsy de atao matetika satria be épice loatra(tomate,oignon,l'ail,gingembre,thym,poivre,massalé) sady misy sakay foana miaraka aminy.tena tsara ny sakafo gasy fa mba tsara ko ny manadrana ny any hafa.de rehefa mihinam-bary ny aty aminay de asiana grains sy rougail tomate piment miaraka aminy.

toa matsiro ery izy izany.Misy sakay pilokely ve any na tsilanindimilahy?

43. niryna ( 10/05/2007 16:55)
sympa inona no anaovanareo ro mazava?Ny aty aminay izao dia mety ro mazava tsara ny ravina radis.
44. saroun ( 11/05/2007 10:58)
tena misy pilokely aty aminay ary ny tsilanidimilahy tsy de masiaka be toy ny any mada fa mamy toy ny sakay voninkazo.de ny sakafo aty ko tsy misy tsirony fa matsatso be.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5636