O ry namana ato amin'ny sera2 Inona no kalinareo (sakafo) ?

21. sipagasy ( 04/05/2007 15:57)
dray, dray, dray, tsy mba manary sakafo izany aho fa avadiko ho tourte iny na eny ambony pizza kouuuhhh
22. niryna ( 04/05/2007 15:58)
sipagasy:

dray, dray, dray, tsy mba manary sakafo izany aho fa avadiko ho tourte iny na eny ambony pizza kouuuhhh

=))=))
23. niryna ( 04/05/2007 16:00)
ftma> niditra resto izahay ka lasopy trondro no nataon'ilay colombiana saika nandoha aho fa tena tsy haiko ilay tsirony :cry:
24. dadasy ( 04/05/2007 19:25)
aty vovo katsaka fotsy sy anana maitso. Afrika!
25. niryna ( 04/05/2007 19:32)
26. niryna ( 04/05/2007 20:05)
http://tiki.oneworld.net/food/food_title.jpg
27. niryna ( 04/05/2007 20:23)
http://oregon.4h.oregonstate.edu/programs/projects/Outbound%20Orientation/families/food.jpg
sakafon'ny japonese
28. niryna ( 04/05/2007 20:35)
http://growabrain.typepad.com/growabrain/food.jpg

sakafona lebanese
29. johnnyandri ( 06/05/2007 02:30)
Rehefa raikitra ny barbecue party dia ny kofy miantoka barbe dia ny sipa miantoka ny ambiny:^):^):-D:-D:-D
30. malalatinasoa ( 06/05/2007 04:38)
niryna:

http://oregon.4h.oregonstate.edu/programs/projects/Outbound%20Orientation/families/food.jpg
sakafon'ny japonese

Rehefa "nomikai" (fety fisotrosotroina miaraka @ namana na mpiara-miasa) ihany io karazana sakafo japanese @ sary io ka, dia miaraka @ labiera a gogo.

Ny ahy zao dia:
Maraina: toast sy chocolat chaud sy zavatra masirasira
Atoandro sakafo gasy na any @ cafeteria:
- onigiri (sandwich vary pozina triangle, misy thon na saumon dia fonosina algue). Kivy be t@ voalohany fa lasa tia satria tsara be ny apport nutritif entiny.
- na vary sy katsu (mety hoe katsu vita @ akoho na kisoa). Ny katsu moa dia ohatry ny beignet any amintsika, ampiarahina @ soupe tonjiru (variete de legumes+ sauce soja). Kely daholo ny quantite an'ireo an, fa voalanjalanja tsara daholo...
Mbola misy karazany be de be fa tsy votanisa.
Hariva: sakafo malagasy, maivana tsy misy sauce, tsy be menaka.
31. niryna ( 07/05/2007 02:36)

Tena lany ny sakafo fa adino ny nanasa vilia :D:D
32. niryna ( 07/05/2007 02:48)

Aoka aho izay fa tsy ihinana intsony ka:roll:
33. linarako2 ( 09/05/2007 14:36)
niryna:

Tena lany ny sakafo fa adino ny nanasa vilia :D:D

Anjekaky o, mahafatifaty kely ilay zaza:-*:-*io ve tsy mangatsiaka?Raha poritra ao anatiny ao io dia ahoana
34. paris10 ( 09/05/2007 15:34)
zà zao manao regime fa misy cholesterol sy acide urique fa matsiro sy matavy loatra no hanina sady maromaro ny fety nandehanana!matsiro loatra ny sakafo gasy e!tsara an!miammmmm!
35. sympa ( 10/05/2007 04:10)
sakaizakely:

hadinoko hoe eraky ny sotrolehibe indroa isan'andro ihany ny menaka azo hanina

=))=))=))=))=))=))=))=)) tandremo ary sao de mamoka ....... eo ary :!::-P:-P:-P:oops::oops::oops: fa sao sempotra doly zay :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D

36. saroun ( 10/05/2007 08:10)
@ mahagasy alo de vary sy laoka ihany e fa mba ovaina pate na lasopy indraindray na manao composé.de mba mihinana sakafo créole koa fa tsy de atao matetika satria be épice loatra(tomate,oignon,l'ail,gingembre,thym,poivre,massalé) sady misy sakay foana miaraka aminy.tena tsara ny sakafo gasy fa mba tsara ko ny manadrana ny any hafa.de rehefa mihinam-bary ny aty aminay de asiana grains sy rougail tomate piment miaraka aminy.
37. sympa ( 10/05/2007 14:11)
Ny anay klo de raha tsy saosy be ranony ny eo de ro MAZAVA be rano tsy andaniako sira ^^ na frity trondro be sakay :snif: (mafana doly izay tsy tokony ho hafana \" aoka mba tsy ho tenenina fa sao lasa saina eo doly reto :!: \" ) :-D fa afa-tsy alahady ihany vao mba miova kely, ary rehefa fety vao mba mihinana izany sakafo mbaza izany ny aty :cry: :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
38. sympa ( 10/05/2007 14:22)

39. sympa ( 10/05/2007 14:32)

40. sympa ( 10/05/2007 14:47)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0094