Asandrato Kristy

41. xxx ( 15/05/2007 06:01)
ikaretsaka:

ka ilay zava-misy anie tsy fantatray na nangatahinay ary hoe inona ny zavatra nitranga tany e! hefa hevitra 37 taty aoriana vao nipoitra :roll:

i prime izay tsy advento fa propesta no nanazava kokoa:cry: isaorana azy izany!:-* (m:-*ankasitraka r'ise a)
fa anatra ho an'ny rehetra
fa nareo re re olona rehefa mitantara sy manazava mba avantano sy tonga de potsiro any @ voamasony fa tena manoatra nohon'ny sipa mitantara baolina nareo a...
"tsy ny baolina no tantaraina fa ny bogosite an'ny mpilalao"

:?:


42. majesty ( 15/05/2007 06:06)
:D:D:D dia ampy
43. prime ( 15/05/2007 13:39)
44. tsiafoi1 ( 21/05/2007 17:57)
Asandrato KRISTY fa tsy ny anaram-piangonana hoe advento e!, propesta e!, katolika e!, wa wa wa e!
ASANDRATO KRISTY e!
45. prime ( 24/05/2007 13:06)
tsiafo1: ka efa vita ilay izy r'ise a... sady toa tena nahomby ary tafita ny hafatra fa dia miandry ny tohiny... isaorana Andriamanitra^:^
46. majesty ( 29/05/2007 04:39)
prime :D
47. prime ( 29/05/2007 14:04)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0072