Asandrato Kristy
21. rakaroka
(
02/05/2007 06:48)
majesty:
Hoy rakaroka:
Dia fanina indray aho @ ity lohahevitrareo: mba marina mafy e: ilazao izay nipoiran'ny lohahevitra
io na inn fari-pahalalany fa "tsy mety" ilay lohahevitra!":
Mety mora azonao ihany angamba io loha-hevitra io rehefa averimberina matetika ny fanazavana azy satria anisan'ny mahavoa anareo "Intello" itony dia saika efa misy hevitra mibahana ao an-tsaina ao ka tsy mora ampitàna hevitra mihitsy:D,dia manjary ilay fahalalana be azon'ise mahatonga an'ise ho borné tanteraka:D
Ary mety ho izany angamba no nahatonga an'i Jesosy nifidy an'ndry petera sy ny namany ho mpianatra na dia tsy nanana fari-pahaizana loatra aza afa tsy ny fanjonoana satria ireny no mora iaraha-miasa:D
tsiky dia ampy!
Araho tsara ny resako mamaly ny tenin'i Prime @ hoe
I Jesoa Kristy ho an'i Madagasikara aho no namaliako io fa tsy ny "lohahevitra narosonao akory" ary mitombona "TANTERAKA" ny fijeriko satria ny filazana fotsiny hoe an'izao sy izao i Kristy dia efa fanilihana ny "hafa" sahady!Ianareo no iandohan'ny "bornes" @ izany fa tsy avy aty an!
Sady ny "conseil d'amie" omeko dia tsy ny "fanapepoana ny hafa akory no hampisandratra an'ilay antsoina hoe "Kristy" vao miha hafahafa ny andraisana ilay fitoriana raha izay!:wink:
22. tsiafoi1
(
02/05/2007 09:04)
Inona amin'ireo zavatra mety ho hita eny Mahamasina no azonareo omena fa natao hanandratra an'i Kristy tokoa io évènement io fa tsy hanadratana anaram-piangonana?
23. xxx
(
02/05/2007 09:54)
Rakaroka :
Nahoana moa no tokony ho voafetra ny "fihevitra" na "fijery" na izay teny hafa tiana hiantsoana azy ? Ny fahitako dia i rakaroka no mametra be loatra ny fijerinao. Teny tsotra araka ny teninao ilay izy, "JK ho an'i Madagasikara".
1 - Tsy misy milaza io fa tsy an'i Frantsa sy ny hafa koa i Kristy !
2- Tsy misy milaza io fa tsy mahazo mandalina ny hafa koa i Madagasikara. Raha tinao aza dia tsy misy manakana izay te hanana hafa ankoatra an'i Kristy mihitsy io raha raisina amin'izy tenany fotsiny.
Bien sur tsy manakana fa "mametra ny fihevitra sy fijery!sy fisaina doa avy eo fiaina dia mampahantra" ary izany no mahatonga ny ankamaroan'ny "gasy ho fohy saina" na @ fomba firesaka aza satria voafetran'ireo karazana "fariseo" tamin'ny karazana "bornes" betsaka ny fisainany: tsy gaga mihitsy aho raha vao misy anarana hafa tononina dia ampy hampitsangam-bolo izany !anefa "Grave Bbbe ilay izy eo @ développement culturel satria "tsy bagages
"fiable" hoenti-miatrika ny fiainana!Donk karazana poizina raha ny marina!
Nahoana moa no tokony ho voafetra ny "fihevitra" na "fijery" na izay teny hafa tiana hiantsoana azy ? Ny fahitako dia i rakaroka no mametra be loatra ny fijerinao. Teny tsotra araka ny teninao ilay izy, "JK ho an'i Madagasikara".
1 - Tsy misy milaza io fa tsy an'i Frantsa sy ny hafa koa i Kristy !
2- Tsy misy milaza io fa tsy mahazo mandalina ny hafa koa i Madagasikara. Raha tinao aza dia tsy misy manakana izay te hanana hafa ankoatra an'i Kristy mihitsy io raha raisina amin'izy tenany fotsiny.
24. rakaroka
(
02/05/2007 13:59)
"JK ho an'i Madagasikara".2
1 - Tsy misy milaza io fa tsy an'i Frantsa sy ny hafa koa i Kristy !
Fa misy mi-traité ve aminao ,eto @ ity "sujet" hoe i Kristy ho an'ny firenena hafa?:roll::roll:8O,
raha tsy izany dia izay no "antsoina" hoe "hors sujet" ny resaka!
-
Tsy misy milaza io fa tsy mahazo mandalina ny hafa koa i Madagasikara.
Tsy misy nilaza izany mihitsy anie h@ izay e fa ny fampibahanana foto-kevitra iray dia mametra na ny saina ny fotoana hiheverana ny hafa! Tahaka izay efa nanjo ahy izao e , maro ny zavatra tsy nampafantarina ahy fa novarianina t@ "Baiboly loatra",miteraka fahasahiranana izany, nisy zava-maron'ny fiainana tokony ho nampianarina mialoha:
tsy hoe tsy tia ny mpivavaka any sns aho raha miteny mahery au contraire "fitsimbinana" ny haren-tsaina izay soa nomen'Atra manerana ny tany ho an'ny Malagasy no itenenako!
Raha tinao aza dia tsy misy manakana izay te hanana hafa ankoatra an'i Kristy mihitsy io raha raisina amin'izy tenany fotsiny.[/quote]
'za angaha moa voafatotry ny teny tahaka ny malagasy maro e, tsy io na ny baiboly no hifehy ny fisokafana @ Univers manontolo, fa il est vrai hoe hoe ampahana fijery no tena banjinina raha "fotorana tokoa "ity sujet" napetraka . Ary raha ny marina raha hi-traité izany @ tokony ho izy ianao tsy tokony hihevitra ny firenena hafa akory aloha raha tsy any @ "extrapolation"
25. tsiafoi1
(
02/05/2007 14:34)
rakaroka : Tsara ny manam-pahalalana, fa manoloana ity univers midadasika izay noforonin'ilay Mpahary ity, de hiombon-kevitra amiko ianao fa [b]voafetra ny fahalalan'ny zanak'olombelona[/b, ary raha ny 70 na 80 taona hiainantsika de tsy ho ampy velively hitrandrahana ny sciences sy ny manodidina azy.
Fa raha ny sciences izay miainga @'ny voary efa vonona sy hita maso aza, mila taona maro na siècles 1 na 2 na maromaro vao tovozina ny fahalalana momba azy, maika fa ny momba an'Ilay Mpahary. Tsy aleo manetry tena ka hidera sy handratra Azy fa lehibe loatra ny voninahiny sy ny heriny.
Asandrato Kristy, dia hanandratra anao Izy!

26. rakaroka
(
02/05/2007 15:53)
tsiafoi1:

Tsiafo,
Ny hoe "Asandrato Kristy" dia ny tsi1/1 samy manana ny fomba mety aminy amin'izany ary na ny fikarohana scientifika aza mety "endrika" anehoana izany koa:
Ity "ordi" ampiasaintsika ity izao, ampisaintsika eto izy hanadratana Azy anefa ny "ordi" dia "domainen"'ny Siansa: ka izany no tsy hanifinifihana ny siansa satria raha tsy heverina izany dia tsy ho hay, tsy ho voa-maitrisé ny momba azy ary sampam-pikarohana maro no misy mba ho fitaovana ho @ izany saingy raha tsy ny saintsika no misokatra @ izy ireny dia ho voafetra @ ataontsika isika avy eo.
Ny talenta miseho @ endrika isan-karazany natao ho @ izany avokoa fa tsy sanatria famakian-teny sy vavaka sy hira sy torinteny sy fandinihina baiboly ihany. Ka raha mitrandraka sy liana ireny ny saina tsy fiambona lé izy ka!'za 'gaha nidehaka hoe ny tongalafatra: tsia!
Isan'ny fanandratana @i Kristy izao ohatra ny fahaiza-miaina: raha manao isika hoe "Antananarivo
ho an'i Kristy"ho an'ny hafa mandre izany dikan'izany voailika ny tsy Antananarivo. Ary tsy terenao izy hoe ho anareo koa izy avy eo ka!
I Tsiafo tokoa moa ilay nanao hoe tsy tokony tononina ny anarana indraindray: marina izany!
27. majesty
(
03/05/2007 06:14)
Tsy navahan'isé tsara ilay loha-hevitra tery ambony nolazain'ise dia lasa nifangaro;fa miombo-kevitra kely amin'ise ihany aloha izaho amin'ilay hoe Antananarivo ho an'i Kristy,na ilay fanononana anarana ho an'i Kristy,satria ny filazantsara dia ho an'ny rehetra na ny vahiny io na ny tompon-tany fa tsy misy avahana,dia izay no nahatonga an'io hetsika io mitondra ny loha-teny hoe Asandrato Kristy,n'aiza n'aiza ,na iza na iza dia afaka manandratra azy avokoa fa tsy ny eto Madagasikara ihany.
Fanontaniana manitikitika ahy,tsy ao anatin'ny FFKM angah i rakaroka ka tsy afaka manome soso-kevitra hanovana io lohateny JKM io.
Hoy tsiafoy1:
Azoko ny tian'i Tsiafoy1 ambara,fa ny zava-misy anie dia izao e,rehefa misy hetsika atao,ka na ezahana afenina aza ilay anaram-piangonana dia tsy maintsy ho fantatry ny olona foana e,ohatra zao amin'io hetsika Asandrato Kristy io,ny filazana rehetra atao amin'ny haino aman-jery dia tsy misy manonona anaram-piangonana mihitsy kanefa mino za fa ny ankamaroan'ny olona dia efa mahalala hoe fiangonana aiza io;kanefa izany tsy atao vato misakana fa "fantaro ny zavatra rehetra dia hazony mafy izay tsara...":D
Fanontaniana manitikitika ahy,tsy ao anatin'ny FFKM angah i rakaroka ka tsy afaka manome soso-kevitra hanovana io lohateny JKM io.
Hoy tsiafoy1:
Inona amin'ireo zavatra mety ho hita eny Mahamasina no azonareo omena fa natao hanandratra an'i Kristy tokoa io évènement io fa tsy hanadratana anaram-piangonana?
Azoko ny tian'i Tsiafoy1 ambara,fa ny zava-misy anie dia izao e,rehefa misy hetsika atao,ka na ezahana afenina aza ilay anaram-piangonana dia tsy maintsy ho fantatry ny olona foana e,ohatra zao amin'io hetsika Asandrato Kristy io,ny filazana rehetra atao amin'ny haino aman-jery dia tsy misy manonona anaram-piangonana mihitsy kanefa mino za fa ny ankamaroan'ny olona dia efa mahalala hoe fiangonana aiza io;kanefa izany tsy atao vato misakana fa "fantaro ny zavatra rehetra dia hazony mafy izay tsara...":D
28. niryna
(
04/05/2007 21:30)
Tsiahoy a efa nalefako aky ny hafatra hanatrika io fihaonana lehibe ao Mahamasina io a ,enga anie ka mba hisy ankizy hanatrika an'io avy any aminay.:P
29. rakaroka
(
05/05/2007 17:53)
[quote=majesty]
Tsara dia tsara tokoa ny fanontanian'i majesty eto:
raha ny marina dia be sy taiza tao tokoa aho fa nitombo koa ny zavatra tsy neken'ny ati-fanahiko
tao anatin'ilay sehatra indrindra moa izaho lasa aty ivelany izao: nitondra soson-kevitra tokoa aho mba hanatsarana ny fiangonana fa manana ny fijeriny efa raiki-tapisaka moa ireo ankamaroan'ny mpitarika tao. Dia naleoko nangiana sy nisintaka satria tahaka ny fanoharana ao @ matio toko faha 13 ny fanoharana @ mpamafy dia ilay sehatry ny fjkm io tahaka ny tany "tsilo" tsy ahafahana mis'épanouir loatra.
Déjà ary jereo gné ny lahatsoratry ny gazety Tribune
androany milaza ny "absence"n'ny fjkm manoloana ny
toe-javatra mitranga any Mcar, asa vitan'ny mitanondrika mivavaka ve ny fiatrehan'ireo kristiana sasany 'ty fiainana: telo folo, kabary arivoarivo, bla,bla bla hoe "ento manantona an'i Jehovah Rakaroka ny tenanao , ny fonao , manetre tena sns...:roll::roll:8O8O8O8O:-D:-D:-D:-D
hoy i Bessa: "tsy izany no ilaina fa fifankatiavana!"
Raha tany Dago aza aho tsy ho niatrika ity "Asandrato
Kristy ity" tao Mahamasina ity akory, nisy teny izay mantsy hoe nilaza fa tokony heverina aloha ny famitranana fihavanana @izay manana alahelo aminao
:oops::oops::oops:vao miroso @ fivavahana marina! Izany hoe samy manana ny mety aminy tokoa ny tsi1/1.
Tsy navahan'isé tsara ilay loha-hevitra ...

30. majesty
(
08/05/2007 14:16)
Hoy rakaroka:
Ilay programa Asandrato Kristy teny Mahamasina tsy an'ny ffkm ka,kanefa na izany aza tsy nanavahana finoana fa samy nasaina avokoa izay liana rehetra;fa ny zavatra tsapa nandritra ny fotoana fanokafana dia ny fahitana taratra fa ny finoana tokoa dia ampy hampihavanana ny Malagasy rehetra,:D
Raha tany Dago aza aho tsy ho niatrika ity "Asandrato
Kristy ity" tao Mahamasina ity akory, nisy teny izay mantsy hoe nilaza fa tokony heverina aloha ny famitranana fihavanana @izay manana alahelo aminao
vao miroso @ fivavahana marina! Izany hoe samy manana ny mety aminy tokoa ny tsi1/1.
Ilay programa Asandrato Kristy teny Mahamasina tsy an'ny ffkm ka,kanefa na izany aza tsy nanavahana finoana fa samy nasaina avokoa izay liana rehetra;fa ny zavatra tsapa nandritra ny fotoana fanokafana dia ny fahitana taratra fa ny finoana tokoa dia ampy hampihavanana ny Malagasy rehetra,:D
31. prime
(
10/05/2007 11:58)
Fanamarihana:
Mahereza aby ary ô...
- miala tsiny manokana amin'i majesty aho fa ny fanontaniany no novaliako nefa lasa iny indray no mitady ibahana ny lohahevitra etoana noho ny tsy fahazoan'i rakaroka resaka
- mazava izao fa ny hetsika goavana tarihan'ny advantista etsy mahamasina no tian'i majesty anentanana ny namana ka tsy misy maharatsy izany velively satria Kristy tokoa no asandratra
- ny mahamety na tsia ny hetsika JKM dia aoka Izy Andriamanitra no handahatra fa na hanao inona na hanao inona isika i Kristy tsy maintsy toriana ary Madagasikara tsy avela ho viravirain'i satàna...
- alohan'ny hitsikeràna dia mandaliana tsara mialoha na manontania tsara mialoha fa tsy izay fahatakarantsika azy akory no tian'Andriamanira anambaràna ny fitiavany tsy maintsy ambara sy omena ary zaraina...
Mahereza aby ary ô...
32. rakaroka
(
10/05/2007 15:09)
[quote=majesty]
Tsy vao izao aho no niatrika ny antsoina hoe "fiombonana" ara-pinoana: "mahafinaritra" aloha
ny fisokafan-tsaina @ hafa fa enga anie mba hiroso @ sehatra "lalina kokoa rizareo" dia eo @ fanajariana ny fiainan('ny fiaraha-monina andavan'andro mihitsy fa tsy sanatria vonjy tavan'andro!:wink:
Ilay programa Asandrato Kristy teny Mahamasina tsy an'ny ffkm ka,kanefa na izany aza tsy nanavahana finoana fa samy nasaina avokoa izay liana rehetra;fa ny zavatra tsapa nandritra ny fotoana fanokafana dia ny fahitana taratra fa ny finoana tokoa dia ampy hampihavanana ny Malagasy rehetra,:D
Tsy vao izao aho no niatrika ny antsoina hoe "fiombonana" ara-pinoana: "mahafinaritra" aloha
ny fisokafan-tsaina @ hafa fa enga anie mba hiroso @ sehatra "lalina kokoa rizareo" dia eo @ fanajariana ny fiainan('ny fiaraha-monina andavan'andro mihitsy fa tsy sanatria vonjy tavan'andro!:wink:
33. Rasiligaoma
(
10/05/2007 21:56)
"mahafinaritra" aloha
ny fisokafan-tsaina @ hafa fa enga anie mba hiroso @ sehatra "lalina kokoa rizareo" dia eo @ fanajariana ny fiainan'ny fiaraha-monina andavan'andro mihitsy fa tsy sanatria vonjy tavan'andro!
misaotra rakaroka a.. izay koa no nahiako
34. majesty
(
11/05/2007 07:57)
hoy rakaroka:
Atao soroka miara-milanja io sy tongotra miara-mamindra,satria hoy ilay fomba fiteny izay hoe,Madagasikara tsy adidiko ho izaho samy irery fa adidintsika mianakavy:D
hoy rasiligaoma:
Ny fanatitra azo tao aza anie ka efa nalefa sahady ho fanampiana an'ireo havana tra-boina any amin'ny faritany e (vokatry ny fandalovan'ny rivo-doza teto amintsika)
prime::D mankasitraka
Tsy vao izao aho no niatrika ny antsoina hoe "fiombonana" ara-pinoana: "mahafinaritra" aloha
ny fisokafan-tsaina @ hafa fa enga anie mba hiroso @ sehatra "lalina kokoa rizareo" dia eo @ fanajariana ny fiainan('ny fiaraha-monina andavan'andro mihitsy fa tsy sanatria vonjy tavan'andro!
Atao soroka miara-milanja io sy tongotra miara-mamindra,satria hoy ilay fomba fiteny izay hoe,Madagasikara tsy adidiko ho izaho samy irery fa adidintsika mianakavy:D
hoy rasiligaoma:
misaotra rakaroka a.. izay koa no nahiako
Ny fanatitra azo tao aza anie ka efa nalefa sahady ho fanampiana an'ireo havana tra-boina any amin'ny faritany e (vokatry ny fandalovan'ny rivo-doza teto amintsika)
prime::D mankasitraka
36. niryna
(
11/05/2007 18:35)
Majesty =D
Misaotra anao ihany koa izahay nampahafantatra anay ny zava-misy.Tsy misy atao ahakivy ny mpanankorontana fa izay no tadiaviny.Na inona atao tsy maitsy misy maningana sy mitsipaka foana iny.Ny mitory sy manentana ny olona mba anantona ny tompo no tarigetrantsika fa Atra irery ihany no manova ny fony na hanaraka izy na hiverin-dalana ary na tsy hihaino mihitsy.

38. ikaretsaka
(
11/05/2007 18:59)
ka ilay zava-misy anie tsy fantatray na nangatahinay ary hoe inona ny zavatra nitranga tany e! hefa hevitra 37 taty aoriana vao nipoitra :roll:
i prime izay tsy advento fa propesta no nanazava kokoa:cry: isaorana azy izany!:-* (m:-*ankasitraka r'ise a)
fa anatra ho an'ny rehetra
fa nareo re re olona rehefa mitantara sy manazava mba avantano sy tonga de potsiro any @ voamasony fa tena manoatra nohon'ny sipa mitantara baolina nareo a...
"tsy ny baolina no tantaraina fa ny bogosite an'ny mpilalao"

39. majesty
(
14/05/2007 09:38)
Hoy ikaretsaka:
Aleo hono tara toy izay tsy misy mihitsy hoy ilay teny faran'tsay zay:D fa voaray ny hafatra e,dia mankasitraka