célibataires chrétiens et chrétiennes
42. xxx
(
27/04/2007 22:56)
Rasiligaoma
Andriamanitra raha miantso dia am-pitiavana fa tsy manery. Ka manana safidy tanteraka ianao na hanaraka na tsia.
Fanamarihana kely :
Ny mahalaza azy kokoa angamba dia fanokanan-tena. Satria tsy zavatra tsy satry ilay izy( ohatra : maty vady n anisara-bady), vokatry ny safidim-piainana. Ka izay no lazaiko vokatry ny fitiavana ilay izy ka tsy vesatra velively ho an'izay miaina azy. Na izany aza raha tsy misy fanomezam-pahasoaavana manokana manampy io dia tsy vita ny miaina azy.

44. prime
(
30/04/2007 13:42)
xxx:...:-D Tsy hoe tsy tokony hanambady ny olona fa tsaratsara kokoa ny tsy manambady raha eo imason\'Andriamanitra ka samy manao asa fanompoana...
mahagaga ahy ity fihozonozonan\'i Pasitera Prime ity!@ nao izany dia tsy tokony hanambady ny olona sa ve izany no hataonareo manambady?
cutie:... Mahereza mamaky ny tenin\'Andriamanitra, dia mandraisa ny fanahiny masina, dia mahereza mivavaka, dia miraisa Aminy isanandro isanandro, dia mitoera amin\'ny famindrapony sy ny fahasoavany dia ho fantatrao ny sitrapony...
Ahoana tsara we
tena hainareo mitsy nge ny sitrapon\'Atra zany e
Izao no voasoratra amin\'ny anaran\'i Kristy : \"Fa tiako tsy ho maro ahina ianareo. Izay tsy manam-bady dia miahy ny an\'ny Tompo mba hahafaly ny Tompo.\" I Korintiana 7:32
\"Ary tsy mitovy koa ny vehivavy manam-bady sy ny virijina. Ny vehivavy tsy manam-bady mitandrina ny an\'ny Tompo, mba ho samy masina avokoa ny tenany sy ny fanahiny; fa izay manam-bady kosa dia mitandrina ny an\'izao fiainana izao mba hahafaly ny lahy.\" I Korintiana 7:34
Ny I Korintiana 7 io dia mamahavaha tsara ny fitondran-tena mendrika eo imason\'Andriamanitra mikasika ny fanambadiana kristiana... mazava ho azy rehefa tsy mino dia tsy ilaina loatra io...
rasiligaoma:... Tsy tery vaimanta ny vocation r\'ise a fa tena safidy mihitsy fa amin\'izay dia Andriamanitra mihitsy no mandray an-tanana ny toniny raha tena vocation marina fa raha tsy vocation io dia Izy ihany koa no manafoana azy na safidy aza...
tsy omena safidy ny olona rehefa vocation ka.. izay ilay \"feon\'ny fitiavana\" rehefa miantso
xxx:... Mitovy hevitra tanteraka...
Andriamanitra raha miantso dia am-pitiavana fa tsy manery. Ka manana safidy tanteraka ianao na hanaraka na tsia.
Fanamarihana kely :
Ny mahalaza azy kokoa angamba dia fanokanan-tena. Satria tsy zavatra tsy satry ilay izy( ohatra : maty vady n anisara-bady), vokatry ny safidim-piainana. Ka izay no lazaiko vokatry ny fitiavana ilay izy ka tsy vesatra velively ho an\'izay miaina azy. Na izany aza raha tsy misy fanomezam-pahasoaavana manokana manampy io dia tsy vita ny miaina azy.
45. Rasiligaoma
(
30/04/2007 13:49)
ka izay anie ilay feon'ny fitiavana lazaiko e.. ny vocation kosa anefa tsy midika hoe tsy nitsiry tao aminao mihitsy ilay izy nefa ianao te hanao ilay asa.
ohatra hoe tsy nitsiry tao aminao ary tsy tianao mihitsy ny hanao dokotera ohatra dia tsy ho dokotera tampoka ianao
mila efa mba naniriniry tao ilay faniriana
ohatra hoe tsy nitsiry tao aminao ary tsy tianao mihitsy ny hanao dokotera ohatra dia tsy ho dokotera tampoka ianao
mila efa mba naniriniry tao ilay faniriana