célibataires chrétiens et chrétiennes
21. nathie86
(
25/04/2007 14:40)
ny tokatena aloha de sarotra satria A/tra mihintsy ane no nanao hoe omeko vady saaza izy eh sa tsy zay moa le fiteny azy.
Andriamanitra no manakambana ny olona. Saingy @zao mo efa mandreka b ny adulter izay ataon'ny tsirairay tsy lahy tsy vavy.Ra mahafehy tena anefa mo manin, aleo nefa tsy manao refa tsy mahavita fa mamitaka ny tenanao enao.

22. booboo
(
25/04/2007 15:05)
mahagaga ahy ity tsy fitian'i xxx oul tsy mitovy hevitra aminy ity....
23. diamondra27
(
25/04/2007 20:52)
nath: marina mitsy io voalazandry io saingy misy tohiny ny boky fa tsy nijanona tao @ le TT ihany.
Matoa nolazaina isika fa hoe: aoka hijanona tsy hanambady dia fantan'i Tompo mialoha ny zavatra mety hitranga ao, zay le we ny fihevitro tsy fihevitrareo hoy Izy
Misy ny Xna tsy avelan'ny vadiny hamonjy fivoriana intsony, lutte daholo izany (de ny cas otran'zay le lazain'ny Tompo we raha tsy manambady de aza mitady)

24. cutie
(
25/04/2007 21:20)
Mpandefa : prime [ Valio ] 25-04-2007 14:14:12
Lohateny : Re : célibataires chrétiens et chrétiennes
Mitovy hevitra tanteraka @ diams sy tsiafo ary ika aho eto... hafa kokoa eo imason'Andriamanitra ny fanompoan'ny tokan-tena sy ny mananon-tena mihoatra amin'ny manambady...
Ahoana tsara we
tena hainareo mitsy nge ny sitrapon'Atra zany e :-D
25. cutie
(
25/04/2007 21:21)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 25-04-2007 15:56:02
Lohateny : Re : célibataires chrétiens et chrétiennes
mahagaga ahy ity fihozonozonan'i Pasitera Prime ity!@ nao izany dia tsy tokony hanambady ny olona sa ve izany no hataonareo manambady?
:-D:-D:-D:-D:-D
26. fijo
(
25/04/2007 22:47)
toriteny be manadala le izy.fa safidy io,rah ate ho irery eo foana enoa,dia ataovy,fa avelo ny sasany mba ho roa e
27. Rasiligaoma
(
25/04/2007 23:09)
izay.. mba mampihena ny adversera koa izay satria ny tokony ho sipanao lasanay ko!
28. niryna
(
26/04/2007 05:54)
cutie:
]
Ahoana tsara we
tena hainareo mitsy nge ny sitrapon'Atra zany e :-D
Bjr cutie,veloma hono ianao hoy ny namana tao amin'ny serasera izay hitako nanome ahy hafatra.
29. niryna
(
26/04/2007 06:06)
Raha ny resaka fivavahana no tiana ho resahina eto dia ny olona tokana no mahavita ny asan'Atra be indrindra noho ny manambady.
Eo amin'ny mahaolona antsika kosa anefa dia efa voalazan'ny baiboly ny fanomezana taranaka koa nomen'Atra fahasoavana sy tso-drano izany ny olona mba hameno ny tany.Ao ihany koa ny fiteny hoe tsy tsara ny iray noho ny roa.Dia mety hiteraka fisavoritahina amintsika izany satria raha misy mpivady mifanaraka ka manao zavatra iray eo amin'ny fiainany dia mbola lasa lavitra noho ny olona iray.Toy ny hoe double indice e!Rehefa misaraka kosa anefa izy ireo dia samy very tanteraka.Isika anefa dia miaina amin'izao tontolo izao ary mihezaka ny hanao ny sitrapon'ny Tompo. Koa raha nomen'Atra olona eo amin'ny fanambadiana ianao dia tohizo hatrany izay tandrifinao aza kivy amin'ny fanompoana Azy fa fantany ny ao am-ponao.Raha toa kosa ianao ka tsy manana dia mahazo tombotsoa ianao ka aza variana eo amin'ny fiainan'izao tontolo izao fa tsarovy ny adidy miandry anao eo amin'ny fanompoana ny Tompo.Ny Tompo anie no homba antsika tsirairay avy na manambady na mananontena.Efa lahatra daholo ny fiainana ka samy maka sy mifaly ny tandrifiny avy isika.

30. diamondra27
(
26/04/2007 08:45)
fijo:
toriteny be manadala le izy.fa safidy io,rah ate ho irery eo foana enoa,dia ataovy,fa avelo ny sasany mba ho roa e
xxx, cutie,fijo: tsy azonareo ngamba le resaka tianay lazaina.
Tsy manakana ny olona te-hanambady fa mampahery ireo izay tokatena mahatsiaro hoe: drame ny mahatokatena azy satria irery.
Dia te-hiteny @izy ireny izaho manokana eto hoe: tsy misy tokony hatao drame izany fa vao maika aza tsara eo imason'Atra satria izao sy izao ny teniny , dia ireo efa nomeko etsy ambony ireo ny versts.
Rehefa manambady ianao dia hafa indray ny toetra tokony hanananao manolona an'Atra.
32. Rasiligaoma
(
26/04/2007 12:27)
samy manana ny vocation itondran'Andriamanitra azy
tsy safidy io fa lalana na vocation
tsy safidy io fa lalana na vocation
33. niryna
(
26/04/2007 13:33)
Rasiligaoma:
samy manana ny vocation itondran'Andriamanitra azy
tsy safidy io fa lalana na vocation
Toa nomena safidy ny olona ka,nomena vocation ihany koa izy ka anjarany ny mampiasa azy izay tandrifiny sy nomena azy fa tsy atao ao ambanin'ny fandriana fotsiny:roll:
34. cutie
(
26/04/2007 19:56)
Bjr cutie,veloma hono ianao hoy ny namana tao amin'ny serasera izay hitako nanome ahy hafatra.
tsy azoko
naman iza ?:roll:
35. xxx
(
26/04/2007 21:21)
MArina ny voalazan-dRasiligaoma, fanomezan'Andriamanitra ny maha-tokan-tena( célibat) fa tsy azo terena na izay ny safidiko dia izay no ataoko. Ny fanomezana tiako lazaina eto dia, tokan-tena mba ho an'ny Fanjakan'Andriamanitra.. Dia tsy inona moa izany fa ireo ianinan-drelijiozy ary koa laika consacré sasany ireo.
Toy izany kokoa ny fanambadiana, lalam-piainana hahafahana manamasin-tena koa io ary fanomezam-pahasoavana ihany koa.
Na izany aza, tsy mandeha ho azy io fa miankina @ safidim-pon'ny tsirairay hamaliana izay antson'Andriamanitra izay. Tsy hoe akory tokan-tena aho dia mandeha ho azy ny fanompoako an'Andriamanitra. Mbola gidraka be koa ny fiadiana @ fakam-panahy isan-karazany koa. Ohatra, mety lasa kizintina, manambony tena, mangalatra kely rehefa mba maimay iny( te hanao), sns.
TOyizany koa ny fanambadiana dia tsy ilaozan'ny raorao mandrakariva.
Fehiny : Sakamalao sy havozo ireo ka samy manana ny hanitra ho azy fa ny zava-dehibe dia ny fiainanao azy. Raha assimilé-nao tsara ny maha-célibat anao dia OK izany. TOrak'izany koany fiainana ao an-tokan-trano.

36. cutie
(
26/04/2007 23:01)
Tsy manakana ny olona te-hanambady fa mampahery ireo izay tokatena mahatsiaro hoe: drame ny mahatokatena azy satria irery.
fa in no dikan'le toka tena eo
nisara-bady ve , sa maty vady , sa relijiozy?:roll:
37. diamondra27
(
27/04/2007 06:47)
cutie: hummm voann'ny surmenage ndray ngamba kala cutie an! efa io @ lohateny io akia le izy a! tena nanadino ny teny gasy ndriko an!:(:(
célibataire akia ny dikan'izany a!
de ze andraisandroky azy na maty vady na mbola virj na nisarabady na mananjanaka tsy misy ray ...

38. Rasiligaoma
(
27/04/2007 08:18)
tsy omena safidy ny olona rehefa vocation ka.. izay ilay "feon'ny fitiavana" rehefa miantso
39. cutie
(
27/04/2007 20:05)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 27-04-2007 08:47:00
Lohateny : Re : célibataires chrétiens et chrétiennes
cutie: hummm voann'ny surmenage ndray ngamba kala cutie an! efa io @ lohateny io akia le izy a! tena nanadino ny teny gasy ndriko an!
célibataire akia ny dikan'izany a!
de ze andraisandroky azy na maty vady na mbola virj na nisarabady na mananjanaka tsy misy ray ...
de aiza @ zany le toeran'ny le relijiozy :lol:
40. fijo
(
27/04/2007 22:11)
ka tohizo ao ny fitokanantena nareo fa izahay tsy te ho irery fa te hiserasera