Royal ou Sarkozy:Avoahy ny hevitra!

41. booboo ( 26/04/2007 15:12)
nathie86 > efa hoe tsy nanome consigne de vote Bayrou. Ary aza miteni² foana fa tsy nilaza Bayrou tao @ TV5 hoe hifidy sarko ! :roll:
42. Fiffi ( 26/04/2007 16:17)
mbola manisy suspens izy fa tsy mbola nanomé consigne an !
43. diamondra27 ( 26/04/2007 16:42)
k'efa we au centre hono wa izy fa nareo koa tsssss
(bay2 io an)

lery nge efa nanao debat niaraka an'i sarko t@ fifidianana indray mandeha zay e

44. karinah ( 26/04/2007 16:55)
cetriste izy ,ye:wink:
45. xxx ( 26/04/2007 18:15)
o ry reto a, aty aminay tsisy affiche segolène mintsy fa i sarko no mameno ny tanana, d kay ny maire-nay ump. tena hita fa vao haingana izahay no teto kle, tena hozy ramose kelly13 oe ndao antsoina ny parti ps fa aôna no tsy mba misy affiche eto amintsika! normal v zany????


ny fametrahana ny affiche dia nomena boîte privée ,ary manaraka izany dia ny militant koa no mametraka .. donky raha tsy misy affiche sego any @ i kelly13 dia fantaro ny manodidina anao fa tsy misy militant socialiste ...ary ao antin' ny tena atao hoe frantsa profonde enao ...

kelly13/ na ny manodidina ny misy anay aza torak'izan koa. Mety fanahy iniana avy @ tarik'i ségo io tsy mametraka sary @ izay leo sy sempotry ny sarin'i lepetit sarkô ny vahoaka


tsy mitombina ilay resaka efa samy nahazo ny anjara affiche daholo... la geurre koa anie ny fametrahana affiche é .. eo no hita ny volonté an' ny militant .

momba an' i bayrou indray dia "faux débat" ny hoe iza no hofidiany na iza ?? : tsy ny éléction ity intsony no tanjony .. efa nanangana parti iray izy .. donky te-hametraka ny condition-any izy .. nefa mbola ho mafy ny mametraka izany , ny "enjeu " dia ny "législative" @ mois de juin (10 et 17 ) izay no nitenenany ilay proportionnely..te hametraka ny équipany izy nefa ...ho sarotra ny fandidiana....
tsy blem na iza na iza no ho fidiny @ le 06/05 io ..ny any ambadika no miasa .. ny député UDF niara-dia taminy no afaka mitarika ny olona hifidy an' i sarko na ségo (mitady seza na mitandrina ny sezany )

46. diamondra27 ( 27/04/2007 07:28)
xxx farany ity no tena mahay ny paikan'i bay2
fa bay2 kosa aloha tia gasy an!
47. diamondra27 ( 27/04/2007 07:46)
xxx: ity v http://www.memoire-vive.org/archives/001421.php
48. ronaldo09 ( 27/04/2007 11:07)
Za araka ny efa nambarako tery aloha dia i Sego no tiako hiakatra eo fa raha atao indray mijery dia toa efa leo ny etranger ao amin'ny taniny angamba ny Frantsay ka aleony manaraka ny politikan'i Sarkozy .
Momba an'i Bayrou indray dia toa tsy hita be ihany hoe aiza no misy azy (mirona makany amin'ny Sarko ve sa makany @ Sego ).Raha ny fanambarany farany tao amin'ny BFM TV aloha dia manakiana mafy an'i Sarkozy izy nefa tsy milaza tamin'ny mpomba azy hoe arotsahy i Segolene!
Politika daholo izany!Toa hoe hisy ny debat hifanaovan'izy sy Segolene fa toe hoe tsy nisy nanaiky hamoaka azy io mivantana hono ny TV rehetra any France(tsy teo aho t@io vaovao io nandeha fa ny namako no nitantara izany tamiko nony tonga aho ka tsy haiko hoe marina ve io sa tsy marina)
Ny mahagaga ahy dia toa tsy asian-dresaka mihitsy i toton Le Pen nefa anie ka ilaina ny 10% azony na i Sarko izany na i Sego !
49. kelly13 ( 27/04/2007 11:10)
ary inn marina no antony tsy hanaovan'i sarko debat avec bayrou?
50. diamondra27 ( 27/04/2007 12:43)
kelly : tena voafafa le video tao @ dailymotion fa saika navoakako teto, efa fantako mitsy manko fa hisy hanontany io de bon , tant pis
vidéo hafa hitako: misy resaka we sarko nagataka hanao alliance @ bay2 fa ity farany ty tsy nety de tsy nifampiteny tsony zareo nandrotra ny 3 ans
51. kelly13 ( 27/04/2007 12:49)
diamondra27>domazy! t@ vôlohany neveriko fa bayrou no tsy nety fa kay i sarko no tsy manaiky hi debattre!
ary toa tsisy kou ilay debat sego-bayrou @ canal+? sa za no diso fiheno?
52. diamondra27 ( 27/04/2007 12:59)
http://www.dailymotion.com/video/x1oejg_duel-bayrousarkozy-1999-uncut
http://www.dailymotion.com/video/x1tbzx_le-complot-sarkozy-bayrou
53. diamondra27 ( 27/04/2007 13:14)
ahoana ndray ny hevitrareo @ity
54. ainga ( 27/04/2007 13:26)
Ary i Bazylou ve havan-dry Bayrou e ? AZAFADY fa mbà fanontaniana ihany ny ahy ! I Booboo indray, mino aho fa tsy zanany ka !:P:P
55. diamondra27 ( 27/04/2007 13:41)
ainga: booboo nièce -ny HONO ka :lol::-$:-$
56. nathie86 ( 27/04/2007 14:05)
booboo:

nathie86 > efa hoe tsy nanome consigne de vote Bayrou. Ary aza miteni² foana fa tsy nilaza Bayrou tao @ TV5 hoe hifidy sarko ! :roll:

fa za nanin eh:roll: za ne niteny hoe au centre izy eh fa tsy niteny mintsy za hoe hifidy an'i Sarko izy.
Ny any fantatro ftsny de hoe ny UDF sasany de ho any @ Sarko.:roll::roll::roll:

57. xxx ( 27/04/2007 17:03)
xxx farany ity no tena mahay ny paikan'i bay2


diam's analyse pô ireny ....

momba an' i Bayrou dia betsaka ny olona nifidy azy very hevitra izao .... nanao faux-pas izy ce matin..
dommage tokony tsy niteny intsony ...

momba ny débat ségo-bayrou dia anjarany izany .. ny CSA dia efa nametra ny fotoana fitenena' ny ts11 avy mandritry ny propagandy... donc ny hevitry ségo sy ny socialiste hoe hampitenenana koa i sarko nefa izy tsy nety .. tsy afaka miteny izy avy eo (mi-gérer ny fotoanany sy ny zavatra ho teneniny izy : normal) ..efa ao anatin' ny constitution izany fotoana voafetra izany .. sady tsy misy olona afaka manery an' i sarko hiteny ..sady lasa misy tiers personne manao propagandy .. nefa olona roa ny finaliste ...ny fifidianana dia tsotra ny 1er tour dia "Choix" ary ny 2em tour dia "élimination" , donky : bayrou tokony tsy hiditra intsony sady tsy lany match....

depuis nefa inona ny zavatra miseho .. lany andro mi-accuser sy mandrangitra no asan' i ségo ..tsy hita hoe inona ny tena zavatra lehibe ho teneniny ..hoe alefa miaramila ve ny délinquant ??? na ny parti socialiste aza efa niteny azy taloha mbola mmamerina ihany izy ... au fait ny hiakatra 2 è tour efa tsy nantenain' i ségo intsony .. efa "perdante" taloha izy ..antony iray niandrasan' ny vahoaka frantsay efa ho 1h30 azy t@ dimanche izay .. tsy nanomama discours mihintsy izy ..porofo iray koa ny niantson' i Rocard hoe manaova alliance @ Bayrou .. efa tsy nantenaina intsony .. manana sursaut d'orgeuil ihany izy fa tara loatra ny programma tsy izany ..

momba ny front sy le pen indray dia mbola manao règlement de compte ry zareo .. i Marine no nanao ny propagandy rehetra teo nefa toa tsy nety donky .. ireo cadre ao @ parti no tezitra .; ka mety hiova ny fandehan' ny parti satria i le pen an tant que leader efa vita .. ny taona efa mandeha ihany ..iny ny dernière chance nefa tsy nety .. fa ny mety ho fandehany @ manaraka dia mety ho "radical" kokoa ny Bruno Megret sy ny namany .. maninona ireo no ho radical kokoa .. satria ny personnalité an' i le pen dia tsy hisy hanana intsony donky .. fomba hisehoan' ny front amin' ny manaraka dia " ny radicalisation " an' ny mouvement, fa ho hitan-tsika eo ihany ..
58. diamondra27 ( 27/04/2007 19:38)
59. booboo ( 29/04/2007 10:44)
ainga, diamondra27 > gné ? :-w:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2111