Royal ou Sarkozy:Avoahy ny hevitra!

21. diamondra27 ( 25/04/2007 07:32)
bayrou manaraka sarko hono e
22. vale ( 25/04/2007 09:52)
HM> k i le petit tsinona pisolèche .
23. vale ( 25/04/2007 09:54)
de hadinony koa hoe; d'ou il vient!
24. booboo ( 25/04/2007 10:59)
bayrou manaraka sarko hono e


sérieux ve zany lé ? kiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii

25. saroun ( 25/04/2007 18:02)
tsy manaraka any sarko zany bayrou e tsy nanome consigne de vote izy nilaza izy fa samy dangereux ho any etat daholo na sarko na royal.mahazo mifidy izay tiany izay nanaraka ny udf teo.araho tsara ny debat televise @ 2 mai ho avy zao e tena mety hilay be io an ohatrany t@ androny mitterand sy chirac t@ 1988.samy mahay vava reo indrindra fa sarko be resaka.
26. booboo ( 25/04/2007 18:05)
Diamondra27 > ary izy mamely tsaho a ;-)
27. xxx ( 25/04/2007 18:43)
marina y tenin' bazylou ... ny 80 % mena sofina daholo ...
ny tenin' i fijo koa marina i SARKO na hongrois aza izy .. efa frantsay ... ary tadidio fa izy no niteny ny discrimination positive .. donk mamoha ny lalana rehetra ho an' ny frantsay manana origine hafa io ..
io mifanaraka @ tenin' i herimiafina hoe ...efa évolution be izany eo @ fisainana eto frantsa....
aza apetraka eo @ resaka papier ho an' ny gasy na ny immigration foana ny resaka .. betsaka ny resaka hifidianan' ny olona .. emploi , inégalités sô, pouvoir d'achat , sécurité ...retraites, éducation formation .... bdb ny hevitra tokony hifidianan' ny olona ny candidat iray ... avantages ho an' i sarko.. fa mety miova ihany izy .. fa ny blem an' i Sego dia ... mitovy ny nataon' i mitterand .. démagogie ....atao ahoana ny hisabaka any @ extrême gauche ka atrany @ ny centre ... sarotra be zany ....
manao funambule ... ny fitondrana tsy resaka ohatran' izany ...ny resaka progamme koa no tena izy .. sady vonjena atsy vonjena ary .. impossible ...
mazotoa mifidy
28. fijo ( 25/04/2007 22:03)
xxx an ,eto kosa aloha samy misabaka ry zareo e.i sarkox izao misabaka manenjika hatraty ankavia be aty.ka hatrary amin'ny sisiny havanana indrindra.

izy roa ireo koa dia samy olona henjana.ny mpiaramiasa amindry zareo dia samy milaza aty ambadika fa olona henjana i sarko ,sy sego.

ny atahorako fotsiny dia i sarko miroba be loatra amin'ny mpitarika ny cac 40,ka sao hoadino ny vahoaka avy eo
29. nathie86 ( 26/04/2007 07:20)
saroun:

tsy manaraka any sarko zany bayrou e tsy nanome consigne de vote izy nilaza izy fa samy dangereux ho any etat daholo na sarko na royal.mahazo mifidy izay tiany izay nanaraka ny udf teo.araho tsara ny debat televise @ 2 mai ho avy zao e tena mety hilay be io an ohatrany t@ androny mitterand sy chirac t@ 1988.samy mahay vava reo indrindra fa sarko be resaka.


za ane tsy milaza hoe i Bayrou en personne no ivoté an'i Sarko eh fa ny partisan an'UDF izay misy an'i Bayrou. Ra nanao kabary i Bayrou d hoe au centre aloha izy arbitre zany. Hijery ny fandehan'ny propagandy 2ème tour lou izy zay vao andray fanapahankevitra eh
30. booboo ( 26/04/2007 09:53)
Aizaaaaaa ! zà nanaraka ny bla bla bla-ny omaly hariva fa tsy niteny an'izany izy fa dia io nolazain'i Saroun io hoe " tsy nanome consigne de vote" !
31. diamondra27 ( 26/04/2007 09:59)
booboo:

Diamondra27 > ary izy mamely tsaho a ;-)



:-D:-D:-D

mba hamantarana na tena manaraka le olona eto na tsia fa ndry rery zao no nahita an'io


bayrou re tsy mety hifanatrika @ sarko e
de sarko ndray ozy we ouvert @ dialogue
zay no tena marina. :-D:-D:-D



32. diamondra27 ( 26/04/2007 10:00)
bayrou: manaiky ny hifanatrika @ sego de vao namorina antoko politika vao²
zay ny vaovao farany (booboo ::lol:)
33. kelly13 ( 26/04/2007 13:02)
o ry reto a, aty aminay tsisy affiche segolène mintsy fa i sarko no mameno ny tanana, d kay ny maire-nay ump. tena hita fa vao haingana izahay no teto kle, tena hozy ramose kelly13 oe ndao antsoina ny parti ps fa aôna no tsy mba misy affiche eto amintsika! normal v zany???? :-w
34. Samoana ( 26/04/2007 13:07)
kelly13/ na ny manodidina ny misy anay aza torak'izan koa:wink:. Mety fanahy iniana avy @ tarik'i ségo io tsy mametraka sary @ izay leo sy sempotry ny sarin'i lepetit sarkô ny vahoaka:-D
35. Samoana ( 26/04/2007 13:13)
fijo:

...ny atahorako fotsiny dia i sarko miroba be loatra amin'ny mpitarika ny cac 40,ka sao hoadino ny vahoaka avy eo


i sarko maika hanampy ny "mafia"(toa azy) fa i ségo miezaka hanarina ny "mafiady" raha ny vinavinan'asan-drizareo no zohina:wink:


36. kelly13 ( 26/04/2007 13:29)
lollll ahona mou hozy bayrou zay sarko=berlusconi, hihihi
37. nathie86 ( 26/04/2007 13:42)
booboo:

Aizaaaaaa ! zà nanaraka ny bla bla bla-ny omaly hariva fa tsy niteny an'izany izy fa dia io nolazain'i Saroun io hoe " tsy nanome consigne de vote" !

tsy niteny inona? mijere Tv5 monde eh
38. karinah ( 26/04/2007 13:49)
kelly13> an,han:-D, Sark tsy mahay mamoron-kira, sady tsy masah manao bandanà:-D
39. karinah ( 26/04/2007 13:53)
diamondra27:

bayrou: manaiky ny hifanatrika @ sego de vao namorina antoko politika vao²
zay ny vaovao farany (booboo ::lol:)
:-D:-D:-D:-D:-D:P


40. xxx ( 26/04/2007 13:59)
xxx:

marina y tenin' bazylou ... ny 80 % mena sofina daholo ...
ny tenin' i fijo koa marina i SARKO na hongrois aza izy .. efa frantsay ... ary tadidio fa izy no niteny ny discrimination positive .. donk mamoha ny lalana rehetra ho an' ny frantsay manana origine hafa io ..
io mifanaraka @ tenin' i herimiafina hoe ...efa évolution be izany eo @ fisainana eto frantsa....
aza apetraka eo @ resaka papier ho an' ny gasy na ny immigration foana ny resaka .. betsaka ny resaka hifidianan' ny olona .. emploi , inégalités sô, pouvoir d'achat , sécurité ...retraites, éducation formation .... bdb ny hevitra tokony hifidianan' ny olona ny candidat iray ... avantages ho an' i sarko.. fa mety miova ihany izy .. fa ny blem an' i Sego dia ... mitovy ny nataon' i mitterand .. démagogie ....atao ahoana ny hisabaka any @ extrême gauche ka atrany @ ny centre ... sarotra be zany ....
manao funambule ... ny fitondrana tsy resaka ohatran' izany ...ny resaka progamme koa no tena izy .. sady vonjena atsy vonjena ary .. impossible ...
mazotoa mifidy

de mazotoa mifidy sarkox fa de ho enjana tokoa ny resaka immigrat° .

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.105