Royal ou Sarkozy:Avoahy ny hevitra!
1. ronaldo09
(
24/04/2007 12:34)
Amin'ny maha mpanara-baovao politika antsika mpiditra matetika eto amin'ity sehatra ity dia nivoaka t@alahady hariva teo ny vokatra fihodinana voalohany t@ fifidianana filoham-pirenena tany France ka i Sarkozy Nicolas avy amin'ny UMP sy i Royal Segolene avy amin'ny PS no hiatrika ny dingana manaraka dia ny 2e tour izay ho tanterahina ny 6 may izao.
Amiko manokana aloha dia tsy dia azoazoko ilay atao hoe Sarkozy izay somary tsy mankasitraka ny etranger mifindra monina makany France ,ny olana anefa dia izy dia olona tsy Frantsay akory fa Hongrois!!!
Ny ahy dia i Segolene no tiako hiakatra eo amin'ny fitondrana satria miady tsara amin'ny zava-misy ankehitriny ny politikany sy ny firehan-kevitry ny antoko misy azy!
Koa mba avoahy ary ny hevitrareo :SARKO SA ROYAL?

novalian'i booboo ny 29/04/2007 10:44
2. Jeankely
(
24/04/2007 12:47)
Tsy azoko loatra. Milaza ny sasany hoe tsy hotafita mihintsy ny Malagasy. Iza amin'ireo roa ireo no tokony hodinihana ary mifandray amin'ny probleme - ny Malagasy mivantana ve izany. Ny an'ny tena aza tsy hita izay hanaovana azy koa izay hampandroso ny firenena no zahavina. Miala tsiny fa tsy mahatakatra raharaha "International" eee.
3. nathie86
(
24/04/2007 12:52)
ny ahy aloha zay tonga eo tsy dia rarahiako loatra satria za tsy mizaka ny zo-pirenena frantsay fa ra ny hevitro manokana de i Sarko no lany satria mitovitovy ny plan d'actiony sy i Bayrou donc zany mety hanaraka azy ny mpomba an'i Bayrou zay fahatelo.
4. lapino
(
24/04/2007 14:29)
Raha misy adihevitra televisé izy mitsamy, dia mety ho vitan'i Sarkozy 10 sy 1 ny baolina; ohatra an'ilay Zafy sy Ratsiraka ndremandeha iny ihany. Fa tsy mahay miresaka i Segolene.
5. Fiffi
(
24/04/2007 14:37)
Segolène toa tsy misy "atout" hitondra firenena zany ! heu...raha sarko indray aloha de :{:{:{ hisy zavatra ho mazana hiany !
6. scorpion
(
24/04/2007 14:55)
izay lanin-dry 'zareo any mety daholo satria na iza na iza no ho eo dia tsy hisy fiatraikany amin'ny fiainam-pirenena malagasy.
7. vale
(
24/04/2007 15:03)
Ronaldo9> ny ahy SEGO, na mahay izy na tsy mahay ..;miresaka, (Fiffi, zafady! hihi!!)
sarko bebe resaka zay hiany fa asa anefa ..!:wink:
sarko bebe resaka zay hiany fa asa anefa ..!:wink:
8. dadie
(
24/04/2007 16:12)
ny ahy dray dia i sarko ,marina fa tsy tia etrangés izy fa tsika v tian' ireo étrangés betsaka ao amitsika kay? rehefa misy rotaka ny varotran'ny karana fahy mihintsiny,i royal dray d tsy d voako lotra fa b resaka jereo mbola minisitra izy d chateau no nagatahany tam fanjakana,ny smigy v d ho 1500euros ? samy mijery ny tombotsoany io ,ny politikany hafa mihintsy manampy firenena hafa izy mé volan'iza no entina miasa amizany tsy ny impots alohantsika iany v? jereo ny zavatra alohantsika isantaona....
9. diamondra27
(
24/04/2007 18:35)
DEMOCRATIE izy ity an!Samy milaza ny heviny
Sarko tondé poinsa be, tsy miandriandry t@ discours , fony izy nanao propagandy de we si je serai élu ...
Nefa t@ le vao vita ny fifidianana de niova ny fomba fiteniny tahaka ny we comme si c'est déjà lui le izy, je fais ça et ça
Sego ndray miandry adiny firy vai miditra antsehatra fa angamba mbola nisy nampanaovoina discours tan y de otran'ny olona mamaky teny ny fomba firesaka
Za aloha tia an'i Sego saingy izy toa tsy pelipelika toa an'ny Sarko , sahisahy sns ...
na de be aza ny mpanenjika sy ny mpanaratsy de lasa zao foana
Ny filoha ve tsy natao ho modely ho an'ny peuple e! D'abord Sego manao tokatrano maso , tsy tokony image ny futur présidente zany amiko; imaginer-o we misy président homo de tsy porte ouverte ho an'ny rehetra indirect ve zany
bon bref , Sarko koa anefa vao nisy blem t@ le vadiny, de un moment donné nalany ny peratra mariazy fa @zao de jereo tsara fa naveriny soa aman-tsara le izy.
Sarko milaza fa omena asa ny olona
Sego ndray milaza hanatsara ny resaka famille, sociale
Bon de tsy hay fa @ 6 Mai zany no ahitana azy e!

10. saroun
(
24/04/2007 19:16)
Ny ahy indray aloha de Royal no hitako fa metimety e;malefadefaka fa tsy brutal ohatrany Sarko sady aleo mba ho vehivavy indray no hitondra ny tany frantsay mba ho hita eo zay afitsony tahaka ny allemagne sy chili sy philipine.raha ny vie personnel aloha no jerena de tsy fitaratra mihintsy reo roa reo fa tsy miankina @izany akory ny fitondrana fanjakana.Sarko t@ izy ministre de l'interieur,tsy hita zay asa nivaingana vitany teo nitombo be mitsy ny violence et l'insecurité,raha izy no lany eo @ 6mai de tsy afaka miditra any france tsony ny vady aman-janaka raha tsy miasa smic sy manan-trano be ny olona manana papier regulier,henonareo tsara ve ireny ompa be nataony t@ immigré ireny:racaille sy karcher et voyou izany ve de mendrika hatao hoe president.Ségo tena mitsinjo ny famille sy resaka sociale,éducation,asa, culture,écologique,impôt,sécurité.Izany eo ihany fa za kosa aloha manome tsiny ny gasy tsy tia france e nefa anie ka izy no vahiny manampy ny gasy 1 @ zavatra rehetra indrindra rehefa misy manjo ny gasy.samy misy ny atout reo roa reo, misy tsara de misy ratsy.Chacun son vote le 6 mai prochain,on verra le résultat dans 2 semaines.
11. kelly13
(
24/04/2007 19:47)
ms en attendant, ndao hijery ny fifanasana vangy @ le ... euhhh tsy tadidiko le daty kle :( haharitra 2 heures eo le izy sur la 2
13. bazylou
(
24/04/2007 21:22)
ny ahy sego no nalatsako ary mbola hofidiko amin'ny 6 mai!!:lol::lol:
14. bazylou
(
24/04/2007 21:25)
aza fohy saina ry scorpion, ny 80% ny frantsay ao antanana anie ka frantsay e!! tsy maintsy misy fiantraikany io!! na inn lazainao na innn
16. vale
(
24/04/2007 21:45)
kelly13:ye, hihihihihihi!:wink:
ms en attendant, ndao hijery ny fifanasana vangy @ le ... euhhh tsy tadidiko le daty kle :( haharitra 2 heures eo le izy sur la 2
17. Herimiafina
(
24/04/2007 21:46)
Efa mba niova kosa ny frantsay an! Mahafaly izany hoe mahalany olona manana ra vahiny 75% eo amin'ny taniny izany.
Ny amerikana mbola tsy maintsy WASP, Favy! :-D
Ny amerikana mbola tsy maintsy WASP, Favy! :-D
18. fijo
(
24/04/2007 21:49)
ronaldo ,saika hanisy resak aaho fa ny an'ise no tonga aloha ka isaorana.
,dao jerena tsiray ray le resaka.rah any momba andry zareo aloha.amiko dia samy frantsay izy;na dia manana fiaviana hongrois aza i sarko.ny fitaizana azy efa tena fitaizana frantsay.
ny fianarana.i sarko avocat,i sego ena.
raha resaka fitondrana izany "admin" dia tsara kokoa i sego.
saingy raha resaka fandresendahatra,mahavoa kokoa i sarko.
ny olana.hoazy roa ireo ny olana dia ny vaton'ny mpifidy UDF?????
izay mahazo ny vaton'ireo mantsy no handresy satria raha ny ankavia mitambatra tsy maharesy UMP.
ka ao anaty dinika ambadika mihintsy ry zareo izao.i sego raha ny vaovao androany dia namela hafatra tamin'ny portablen'i bayrou.ka miankina amin'io no ahitana izay fandehany.

19. tslem
(
25/04/2007 06:22)
izay tonga eo d hifaliana e, fa raha n zv tsapako aloh d tô i SonAltesseRacaille estKO ihany no ho lany eo.