Karajia......tchat serasera....

81. Fiffi ( 25/04/2007 21:34)
ny ahy indray de hoe: /me faly miarahaba ny rehetra indray.......
82. fasaly ( 26/04/2007 06:21)
fiffi: iéééé! lay niteny hoe ela ouzzz! efa nomeko sopapa hoe poisson d'avril satsia injiko lay niandry ahy tam sasakalina ny poisson davril:-D:-D:-Dde tena tsy niresaka trony izy nony injay tsy kopiny lay eka ouzzz:? de iny izy no lasa:?:-D:-D:-D:-D


kelly: ka zà trin aky ny alina vao misy fotoana kely an! sinon ny week end zà kou nge avant 22h ihany no ao e! try midranona ela akory aza fa juste miserana kely fa ny week end zà no tanjo no ao raha misy fotoana:-P

ftma: désolé aky fa tsy tafiditra ao mitsy kalou zà raha tsy à partir ny samedi fa efa nolazaiko anjy ny vaovao , rariva njay zao misy la messe kely any apengonana:?

ié! angie klou efa hitako nerahaba tam lay ps fampiasako talou!:wink::-*
83. Fiffi ( 26/04/2007 06:47)
fasaly: kiiiiiiiiiiiii zah tena gaga be mihintsy tam iny de ozy zah hoe i B ve ? :-D:-D:-D kay ve ndry iny eeehhh ! :-D:-D:-D:-D:-D
84. sasa ( 26/04/2007 09:10)
fasaly za tsy mbola nifanena tamnjy tao mintsy hatramzay i ftma sy angie foana no hitako ao,
Fiffi sy kelly13 indray tsy mahay an'ahy refa mampiasa an'le ps 1 izay za hi hihihi za ko tato ho ato tsy d miditra mateika noho le kandra be ato
85. kelly13 ( 26/04/2007 11:12)
sasa>dain, ratsy fanà njy :-P

za nefa d mistyle ho kelly13 fona ao, omaly za mba nanova oe gilamaso hihihihi fa ni rame b d niala aho, androany ndray kelly13 d mbola ni rame b fona, d leo aho :°)

bon, fiffi iza njy refa ao @ karajia?

fasaly iza kou njy refa ao @ karajia?

sasa iza njy refa ao @ karajia?

ftma sy angie tsy anotaniko satria efa fantatro oe iza! :wink:
86. xxx ( 26/04/2007 11:44)
ny ahy indray de salut daholo, iza ary zah?:-D:-D:-D
87. kelly13 ( 26/04/2007 12:10)
xxx tsy haiko :-D
88. Fiffi ( 26/04/2007 12:50)
kelly: zah akia de Fiffi hiany no hidirako ao an !

sasa: bitsibitsio anaha le izy..:)
89. kelly13 ( 26/04/2007 13:22)
fiffi>zany v ankia? za tsy mbola nahita anjy tao :(
90. karinah ( 26/04/2007 13:45)
za efa, de efa nomeko sopapa Fiffi oe za karinah refa chat de tsy nety niresaka izy t@ zay fa fanontaniana no napetrany be de beeeeeee..;:-D:-D:-D
91. fasaly ( 26/04/2007 16:54)
zà mba te hiova mitry tsy hisy mpahalala :?
tsy de tiko lay remarké ao fa misy mahay mandazo be knou!:wink:
92. Fiffi ( 26/04/2007 20:43)
zah aloha de tena very ao an ! sady tsy mahafantatra hoe iza no lahy na iza no vavy klé hehehehehe ! nahita hoe karinah tao zah fa eissssyyyyy eee! very eh ! :oops:
93. ftma ( 26/04/2007 21:14)
kelly13: za io ihany fa tsy miova anarana izany akia, tena very mihitsy ao rehefa miova ps izany ny ankizy dia aleo mijanona amin'io
sasa tonga de fantatra hoe iza fa manentoneto raha vao miditra :wink:
94. simplex ( 26/04/2007 21:17)
za wa tena tsy sahy miditra karajia tsony fa tena tsy ampy 10 segondra akory ny fahatongavana d mahazo roaka alika be :@:snif::snif:
95. ftma ( 26/04/2007 22:01)
simplex: iza indray nandroaka anjy tao? tsy za aloha e :wink:
misy mitana record mihitsy koa aloha ao raha hiova ps e ilay zandry kely "rapiera" izany mila tsy ho araka intsony fa ny message quit no halalana azy :D
96. karinah ( 26/04/2007 22:26)
Fiffi:

zah aloha de tena very ao an ! sady tsy mahafantatra hoe iza no lahy na iza no vavy klé hehehehehe ! nahita hoe karinah tao zah fa eissssyyyyy eee! very eh ! :oops:
Fiffi> ka za aza niditra tao de nisy nilaza fa nisy nampiasa ny ps ko, ..anefa za efa elaela iany ny tsy nandalo tao intsony!:?


97. fasaly ( 27/04/2007 19:52)
karinah: njy kou ngah mpandeha tsaty de isa no ps:wink::-P
98. Fiffi ( 27/04/2007 20:05)
isan'andro misy hoe "karinah" ao am jarajia ! tao zah androany de tao koh io raha tsy diso zah ! fa omaly aloha sa avant tena nisy an'io tao....
99. karinah ( 27/04/2007 21:20)
isan'andro? ben...sa alors! ...hummmmmm..
100. karinah ( 27/04/2007 21:22)
fasaly> pande za! fa talou beee; ps 2 iany e!8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2494