Karajia......tchat serasera....
61. fasaly
(
23/04/2007 12:14)
zàkony zao tao omaly nitonja ps jojopily! fa narabaiko fiffi fa fanina, hay tokotra izy tsy azo domina mafy hono:?:-D:-D:-D efa omena morse mbola tsy haiko mariné e!:-D:-D:-D:-D
fa zà klou vao nitsofoka toundé oul telo no napiresaka de lasa zao hoy ny fitenenana fa tamàna tampoka fa tsy naharaka njay aza:-D:-D:-D:-D
napiresaka tao am pub io an! de nisosa be ny kôversasiô!:-P:°)

62. ari.malala
(
23/04/2007 12:58)
za miditra karajia indraindray, fa mirame b ny machine ko refa elaela ao am karajia za d ts d miditra tsony za zao :) fa za koa alo mahita an'iio tenenin'i Fiffi io we isy fotoana tena ts miresaka mints ny ol ao e! za ts mbola naita an'i fasaly tao nan in1 aza :)
63. ftma
(
23/04/2007 13:47)
rehefa tsy misy miresaka nareo dia botlives01 ampiresaina ko izy mamaly foana :wink:
Ny namana avy Dago aloha dia mazoto mi chat mihitsy e, mahatratra 84 izy ao :D
Ny namana avy Dago aloha dia mazoto mi chat mihitsy e, mahatratra 84 izy ao :D
64. salmo1
(
23/04/2007 14:31)
gaga aho fa tsy nitohy intsony le resadresaka salmoennel :D:-P
Iza marina ary io xxx io:?::-D
Iza marina ary io xxx io:?::-D
65. cutie
(
23/04/2007 14:33)
Ny namana avy Dago aloha dia mazoto mi chat mihitsy e, mahatratra 84 izy ao
eny wa, ny namana any Dago alou mahafinaritra daholo e :lol:
ftma
aza vizanina i bot fa ilainay io @ fandaharana hira :-D
66. fasaly
(
23/04/2007 17:04)
ari.malala: fa zà nge wa tsy miditra am fasaly e! :wink: de aiza no ahalalanjy ahy fa aleo bitsihiko arokatra:-D
68. ftma
(
24/04/2007 07:43)
fasaly: omeo ny ps njy farany tao aloha atao seen fa tsy namelan'ilay zandrikely izay za omaly hoe iza ny ps njy farany, io jojopily io tsy hita tao
70. fasaly
(
24/04/2007 18:33)
ftma: iza klou zany zandrikely mitady hahafatatra ny ps ko zany e atoko tsy mitsy mahalala firy lotra kounnnn!:wink: manomboka am "m" de mefara am "o":-P
72. fasaly
(
24/04/2007 19:51)
:-Pkelly: bitrihiko anjy arokatra aza e!:-D:-D:-D:-Dsao lany manja otran'ny fasaly eo:-P
73. kelly13
(
24/04/2007 20:45)
miandry za zany! nisy niresaka b tamiko tao teo fa saika tsy koboko oe iza izy :oops:
74. ftma
(
24/04/2007 21:55)
fasaly: zandrikely dj e
kelly13: njy ko mahay miresaka rehefa ao an :wink:
kelly13: njy ko mahay miresaka rehefa ao an :wink:
75. fasaly
(
25/04/2007 06:10)
kelly : try tao aho teo ka! :roll::-D:-D:-Defa niresaka taminjy aho njay mande fa efa ela , hoy injy hoe c po mon genre d'insulter klk chose otrzay de ozy zà hoe kalm kalm hahahah de ozy njy hoe zà nge kalm e! hummmmmm....
ftma: hay ve e! ka izy dj koa nge otranareo ihany e! presk hainy dool ny ps ko sauf lay farany jojopily iny ihany....ao fa hiditra kely ao zà rariva rahal mou zany tounde de manao fiavin'ny be ny tanàna zà:-P:-D:-D:-D metomboka am "m"

77. kelly13
(
25/04/2007 09:29)
fasaly>lolll tsy tadidiko zany resaka zany kle, mdrrr, mahay miresaka ono za hozy ftma, hihihihi! tsy poinsa ra vao alina ry fasaly a, ny fandrinanay mangatsika ra vao tsy ao za au + tard 22h00 :-D
ftma :wink:
ftma :wink:
78. Fiffi
(
25/04/2007 11:42)
fasaly:fasaly: le nilaza hoe "eka ouz" ve akia ? :roll:
zàkony zao tao omaly nitonja ps jojopily! fa narabaiko fiffi fa fanina, hay tokotra izy tsy azo domina mafy hono:?:-D:-D:-D efa omena morse mbola tsy haiko mariné e!:-D:-D:-D:-D
80. Angie
(
25/04/2007 13:47)
/me miarahaba ampitsikiana ny namana rehetra :D
zah zay refa tonga ao @ karajia.
zah alou miarahaba ny rehetra e ary miresaka @ rehetra araka zay tratra.
mangidihidy be zah raha vao manao pv ka tenen'ny dokotera tsy hampiasa an'io raha io
manasa ny namana hiteny malagasy sy hifanaja no tena mba tiako ka mampihinanana sakay ahy njay2
Dia mianjy anareo ao foana kou za efa misy patex ao:D