Karajia......tchat serasera....

21. vale ( 19/04/2007 19:51)
hery:

Raha izao olona rehetra tonga izao kosa no ho arahabaina dia manjary feno hoe

fiffi: Salut daholo
hery: salu fiffi
donto: salut daholo
hery: salut donto
donto: salut hery
fiffi: veloma daholo
hery: veloma fiffi
etc...

De tsisy resaka intsony fa fiarahabana no be... eritrereto fotsiny hoe ireo olona 100 tao ireo samy hanao salut anao daholo :-)

Ny chat dia tahaka ny eny antsena.


izay tonga mandom-baravarana no miarhaba.


22. vale ( 19/04/2007 21:09)
bdb ny namana sarika ao tonga de manjay k'ah!Fiffi!
nanoukely:-*:-*:-*njy!
23. nanoukely ( 19/04/2007 22:44)
vale Fiffi :-*:-*:D
24. Fiffi ( 20/04/2007 07:28)
:):-*:-*:-*:-*
25. infinity ( 20/04/2007 07:47)
Raha ny fahitako azy manokana koa alou dia miombon-kevitra @ i Hery izaho @ilay hoe izay vao tonga no miarahaba e...dia anjaran'ny tsirairay no mamaly azy eo.
izay efa mifankahalala ngamba ny mamaly volou.
manaraka eny ireo te hahalala
avy eo refa miresaka tsara sy mandalo matetika eo ianao...tsy maintsy hisy hiarahaba foana..met hoa ianao indray aza no tsy haharaka...:wink:

!biz Fiffi....:°)
/me mazotoa daholo..izay ilay fika..;-)
26. infinity ( 20/04/2007 07:54)
Ps: saika adinoko...misy koa ireo abonnés ao @ PV_Club :-D:-D

...tsy hahita anao mintsy fa varina tanteraka any..lol

Fiffi...refa hitako tonga ao toi an...d hirotsaka hanao barman sy serveur mintsy za hampandroso sy hanolotra jus, appero, tsakitsaky sns ee...:-P

Tongava e...!
27. hery ( 20/04/2007 08:20)
i_n_f_i_n_i_t_y > ary elah mihitsy le pv_club kle... ;-)
28. Fiffi ( 20/04/2007 09:22)
infinity: hummm......de tena lasa hazoto ho ao am karajia indray zany zah raha izany koh ! :):-D:-D:-D aiza indray no ahitana mihoatra an'zany ?
!bisous infinity :)
29. infinity ( 20/04/2007 09:24)
Hery...indraindray ihany kah...:°)
sôtseeee! lol
30. infinity ( 20/04/2007 09:29)
Fiffi...miandry anao izany;..d aza adino i....;-)
31. vale ( 20/04/2007 10:19)
nanoukely:*kely njy:D:-*:-*:-*:-*:-*
32. vale ( 20/04/2007 10:24)
infinity:

Raha ny fahitako azy manokana koa alou dia miombon-kevitra @ i Hery izaho @ilay hoe izay vao tonga no miarahaba e...dia anjaran'ny tsirairay no mamaly azy eo.
izay efa mifankahalala ngamba ny mamaly volou.
manaraka eny ireo te hahalala
avy eo refa miresaka tsara sy mandalo matetika eo ianao...tsy maintsy hisy hiarahaba foana..met hoa ianao indray aza no tsy haharaka...:wink:

!biz Fiffi....:°)
/me mazotoa daholo..izay ilay fika..;-)
ye,.. il faut se faire connaître d'ab, de manaraka ho azy ny sisa:oops:
Fiffi>:P:-*:-*


33. Fiffi ( 20/04/2007 10:25)
infinity:
Fiffi...miandry anao izany;..d aza adino i....;-)
en PV ve ? :wink::-D:-D:-D


34. ds ( 20/04/2007 10:39)
Arakaraka ny fifandraisana (affinité) ny ao. Taloha aho niezaka niarahaba ny olona vao miditra rehetra. Fa indraindray tena be kil be (tsy misy maha ratsy an'izany akory), dia tsy araka. Samy mandeha samy mitady hoy ilay akama hampandihy anay rahampitso.
35. kelly13 ( 20/04/2007 11:23)
za klou refa ao @ karajia d mitsaingoka e hihihi! fa ny tena milay ao nge le mamaky soratra miakatra e, surtt refa misy le mifanala ao, mmhh milay b an! une fois za tao d nisy 1 tao hoe izy hono mpanjaka d zanaka mpanakarena, hahaha nampimé b ny resany. evidemment tsy raisina araka ze teniny fa entina hanalana azy e :-D
36. karinah ( 20/04/2007 11:39)
:-D:-D:-D mapme be koa zany , hihihi
37. fasaly ( 20/04/2007 15:48)
nanoukely kosa alou itako merahaba foana e! zà manova ps matetika fa izy miarahaba ny tonga fona ....hummm mafinaritra:P:-*
38. infinity ( 20/04/2007 15:51)
Iee, refa miditra ao d omany eo akaiky eo ny scotch sy ny barnadera hanohizana ny tsinay ho tapaka....kozyy e!!:o



39. ftma ( 20/04/2007 17:33)
infinity: ahoana ny fomba hidirana ao amin'ilay pv club? :wink:
Ny fiarabana aloha dia tsy ho voavaly rehefa ao e, be loatra mantsy, na miarahaba ireo vao tonga aza tsy mamaly ry zareo dia aleo tsy miarahaba na manao /me miarahaba ny rehetra
Fasaly: oviana njy no tao farany :wink:
tongava daholo fa arabaiko e :lol:
40. vale ( 20/04/2007 17:36)
:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3124