Karajia......tchat serasera....

1. Fiffi ( 19/04/2007 15:27)

Nahita an'ity zah teto am sera2 fanoroam-pezy zah hoe:
"hery":
tongava ao @ karajia fa efa mahatratra 99 izahay ato zao....
de mba lasa tany ....de niarahaba ny rehetra aloha....de niandry...de tsy nisy namaly na de 1 aza le fiarabana...de nanao an'le hoe " /me de mazotoa daholo aza nareo fa na de 1 aza tsy mba nisy namaly na ny fiarabana fotsiny aza tsy nisy " zay vao nisy olona 2 nanao hoe "salut Fiffi ....

Asa nareo na ohatran'zany koh rehefa tonga ao ....asa ve hoe samy manana ny resany ny olona ao de tsy mamaly ny vao tonga ? tena tsy mampazoto kosa aloha ny fankanesana ao an ! aleko hiany mijanona eto am forum......:roll::roll:
novalian'i Fiffi ny 26/05/2007 13:23
2. xxx ( 19/04/2007 15:52)
Milamina tsara ve njy Fiffi an ? :-D:-D:-D:-D
3. Fiffi ( 19/04/2007 15:55)
:evil: matoa xxx tsy sahy mivoaka fa miafina am xxx de enao zany no tsy milamina ary mivoaha tao mana m...:evil::evil: sady fantako hoe iza io xxx io klé pfffff
4. Fiffi ( 19/04/2007 15:56)
xxx=salmonel :evil:
5. xxx ( 19/04/2007 15:56)
:roll::roll:=))=)):b:b
6. Fiffi ( 19/04/2007 15:58)
io fa tratra tssss !!
7. xxx ( 19/04/2007 16:00)
:*:*
8. rush ( 19/04/2007 16:09)
ary salmo ange ka kobo foana rehefa miditra xxx e!tsy atao mahagaga io!sady bandy kely mirediredy zany e!
9. vale ( 19/04/2007 16:16)
Fiffi> misy ny varina angamba, misy koa ny miavona angamba:twisted:, efa sendra kou aloha za an! hihi!
fanafodiny, aza mamerina intsony @ manaraka fa zay ol piresaka aminao ihany harabaina,:oops::°)
10. salmo1 ( 19/04/2007 17:02)
Fiffi:
xxx=salmonel:evil:
:-D:-D
Tao manendrikendrika be kle.

Tsy fantatro mihintsy anefa oe: iza io xxx io.

Fiffi sy salmo1 ihany
Raha ohatra ka izaho io xxx io, dia alika vavy ny mamako española, raha ohatra kosa ka i Fiffi ihany io xxx io de alika vavy ny zanaky Fiffi.

Raha olona hafa kosa ilay xxx dia olona soamatsara ihany izy, tsy misy hidirako ny aminy.


11. salmo1 ( 19/04/2007 17:04)
Matoa aho miteny anzany tsy izaho io xxx io
12. rush ( 19/04/2007 17:09)
salmo1:
Raha ohatra ka izaho io xxx io, dia alika vavy ny mamako española, raha ohatra kosa ka i Fiffi ihany io xxx io de alika vavy ny zanaky Fiffi.
ary tena vao maika mivaha mihintsy ity salmo ity e!dia inona izao no hidiran'ny zanaka vavin'i fiffi @ izany?ny zavatra fantatra nefa dia ny renin'i salmo tsy espanola ka tsy ho alika vavy mihintsy izy izany!
fa nahoana no manalika olona tahak'izao ry salmo?fa ianareo ve efa lasa adala marina e?sao lahy tokony andeha hitsabo tena fa efa mi-mahafana ny andro?


13. hery ( 19/04/2007 17:15)
Raha izao olona rehetra tonga izao kosa no ho arahabaina dia manjary feno hoe

fiffi: Salut daholo
hery: salu fiffi
donto: salut daholo
hery: salut donto
donto: salut hery
fiffi: veloma daholo
hery: veloma fiffi
etc...

De tsisy resaka intsony fa fiarahabana no be... eritrereto fotsiny hoe ireo olona 100 tao ireo samy hanao salut anao daholo :-)

Ny chat dia tahaka ny eny antsena.

14. salmo1 ( 19/04/2007 17:16)
Izaho kosa tsy manalika olona fa misy manendrikendrika, de aleo asiana fitsapana kely sao izy ihany no xxx de zah voaenjika. ok:?:
15. salmo1 ( 19/04/2007 17:24)
sôde i rush ihany alou i Fiffi:?: azafady tompoko. Raha mametraka fanontaniana.
16. rush ( 19/04/2007 18:08)
sao dia mivaha aza ianao ry salmo?rush, rush hiany tsy misy hidiran'i fiffi amiko mihintsy fa aza mirediredy e!
17. salmo1 ( 19/04/2007 18:13)
izaho voasazy kely alou fa tsy mahay lesona.

Hakuna matata
Hakuna matata
hakuna matata
Hakuna matata
Hakuna matata
Hakuna matata
hakuna matata
Hakuna matata
Hakuna matata
Hakuna matata
hakuna matata
Hakuna matata
Hakuna matata
Hakuna matata
hakuna matata
Hakuna matata

zay de vita, tadidiko amzay ity lesona ity.:-P
18. nanoukely ( 19/04/2007 18:18)
za kosa miarahaba an'i Fiffi foana eh :p
19. salmo1 ( 19/04/2007 18:39)
rush:
fa ianareo ve efa lasa adala marina e?sao lahy tokony andeha hitsabo tena fa efa mi-mahafana ny andro?
Inn kou zao no hidirany andro mafana sy ny andro mangatsiaka raha adala aho na tsia :-D:-P
20. Fiffi ( 19/04/2007 19:21)
hery:
De tsisy resaka intsony fa fiarahabana no be... eritrereto fotsiny hoe ireo olona 100 tao ireo samy hanao salut anao daholo :-)
heu....ka ny zavatra nampianarina hatram-zay de ny fahalalam-pomba hoe miarahaba koh ! de rehefa tsy miarahaba indray enao de lazaina fa miavonavona ? :roll::roll:
nanoukely: ié ! marina akia zany an ! fa tam zah tonga tao ndry tsy tao kah ! :):-*:-*:-*:-*


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5097