[quote=ikaretsaka]
-ny sasany misy anakitelo iznay fiainana mandrakizay izany "ny afobe , ny afo fandiovana, ny heaven"
Raha ny soratra masina no raisina dia midika ho fiadanana sy fahasambarana izany "fiainana" izany; KA raha ny fiainana mandrakizay izany dia fahasambarana tsy misy fitsaharana intsony. Noho izany tsy fiainana mandrakizay mihintsy ny any amin'ny afobe