fiainana mandrakizay

41. Fiffi ( 18/04/2007 14:28)
ikaretsaka:
tsy katolika io fa anglikanina (vazivazy eeee)
heu....ka na katoloka na anglikana na hafa....le plus important de ny finoana hiany.....an'Andriamanitra Tokana Mandrakizay !


42. Rasiligaoma ( 18/04/2007 15:01)
Fiffi:
ny eklesia masina katolika
ny fiombonan\'ny santa

marina ny anao ry Fiddi..
fa ohatran\'ny hafahafa kely ilay izy:lol:
ny fanenony mo aizany e!
43. prime ( 18/04/2007 15:07)
rakaroka:
Ireo finoana samy hafa ireo dia samy mitoky @ Andriamaniny tahaka an\'i Prime izao koa , ka tsy lazaina fa avy @ olombelona rehefa tsy mitovy fijery
aminao
... Tsy hevitro izany r\'ise a... fa izany no lazain\'ny soratra masina... (vakio ireo an-dalan-tsoratra masina natolotr\'i kiranil ireo dia ho azonao tsara...)
rakaroka:
Ny resaka toa izao raha ao @ Maitreya dia \"izaho sy ny Ray dia iray ihany...tsy misy mpanalalana akory!\".
En fait raha ao anatinao sy manjaka ao aminao ny Fanahy Masina...tsy misy akory mpanalalana... Nisy angamba fa efa nahavita ny Mission-ny!
... Ny anareo tokoa moa efa lasa lavidavitra kokoa ô? manao hoe ny olombelona=andriamanitra... sa ts\'izany moa?
rakaroka:
Koa \'nareo tsy mba mis\'ouvrie @ hafa koa mametra-panontaniana! Nisy tokoa!...Tsy hoe Atra aloha no reko fa \"raha ny marina teo @ fahafenoana \"fahatanterahana\": nandilatra lavitra an\'i Jesoa hono i Bouddha: mino na tsia ianareo...tsy anjarako ny handresy lahatra !
... Ka izao anie e, ilay izy tsy hoe iza no nandilatra kokoa fa tsotra, i Bouddha mbola anisan\'ny zavaboahary noforonina, Jesosy Kristy Andriamanitra namorona ka azo ampitahaina ve izany? i Bouddha olombelona mitovy amiko sy ianao, mitovy amin\'ny Papa Benoit XVI, Mahometa, Lotera, Calvin, Gandhi, Maitreya, iza koa re e?... mbola hanatrika ny fitsaràn\'i Kristy indray andro any, i Kristy hitsara... azo ampitahaina ve izany?
rakaroka:
Raha mamaky ny bokin\'i Marka 10 revoir séquence 35 40
fony Jakoba sy Jaona zanak\'i Zebedio niteny hoe \"mba ekeo ny anankiray eo ankavananao...any @ voninahitrao.
, dia novaliany hoe \"tsy ahy ny hanome izany!\"
... Misaotra rakaroka a...=D=D ...Dia ahoana ny tohiny? Hoy ny voasoratra amin\'ny anaran\'i Jesosy : \"fa ny hipetraka eo an-tanako ankavanana na eo an-tanako ankavia kosa, dia tsy Ahy ny hanome izany, fa izay nanamboarana izany no homena.\" Marka 10:40... amim-pahendrena no namalian\'i Kristy azy mirahalahy... Kristy tsy niteny hoe tsy fantatro hoe iza no ho eo... Izy tsy niteny hoe tsy ho eo ianareo... Izy tsy niteny hoe ianareo no ho eo... fa napetrany tsara ny momba izany toeram-boninahitra lehibe izany, ny andraikitra, ny antony, ny adidy miandry, ny asa... ary tsy nanakana izany faniriana izany rahateo Izy... ka na fantany aza hoe iza no hipetraka eo araka ny nolazainy hoe \"fa izay nanamboarana izany no homena\" dia tsy nambarany izany...

Moa tsy Jesosy ihany no niteny hoe : \"2 Ao an-tranon\'ny Raiko misy fitoerana maro; raha tsy izany, dia efa nilaza taminareo Aho; fa handeha hamboatra fitoerana ho anareo Aho.3 Ary raha handeha hamboatra fitoerana ho anareo Aho, dia ho avy indray ka handray anareo ho any amiko, ka izay itoerako no hitoeranareo koa.\" Jaona 14:3... ianareo moa mpanao vazivazy hoe aza variana mitsimpona dia eto izaho indray no miteny hoe rehefa mitsimpona ihany dia raiso tanteraka dia halalino kokoa fa aza raisina am-bolony fotsiny...:)
pissoa:
ka farito tsara alou ny resaka atao vao mifampitory lavareny ! na mifampitsara hoe toy ny tsy Kristianina no miteny (Prime ) ... toa fitanisana ny fiheveran\'ny \"tsy mitovy aminareo\" ny atao hoe fiainana mandrakizay mantsy no hitako sasany eo ambony eo, fa tsy hoe izaho ho lasa rajako na ...
... Ka avelao izy tompony sy mahay ny finoany no hanazava azy fa rehefa tsy an\'ny tena dia aleo mitandrina fa lasa vazivazy... ny finoana tsy mba azo atao vazivazy...
44. kiranil ( 18/04/2007 15:49)
Aza mino ny fanahy rehetra, fa izahao toetra ny fanahy, na avy amin\'Andriamanitra ireny, na tsia, satria maro ny mpaminany sandoka efa lasa any amin\'izao tontolo izao. IJAONA 4


Diniho ny zavatra voalazan\'ny tsi1-1 eto. Dia diniho iza ireo sandoka maro ireo. Mety ho izaho, mety olon-kafa.. ka raha hitanareo fa anisan\'ireo mpaminany sandoka maro ireo aho, dia aza mino akory izay voalazako eto.

Fa ny ahy aloha, na inona hidona na inona hitranga, dia ny Tenin\'Andriamanitra ihany no hamafisiko sy hianteherako fa marina 100%, izay milaza fa:


tsy misy famonjena amin\'ny hafa; fa tsy misy anarana hafa ambanin\'ny lanitra nomena ny olona izay hahazoantsika famonjena. [afa-tsy ny anaran\'i Jesosy Kristy] Asa 4:12


color=red][Jesosy Kristy] no ananantsika fanavotana, dia ny famelana ny helotsika.
[/color]

Meloka aho, meloka enao fa Jesosy Kristy kosa anefa tia antsika tsy ho very ka mbola manome famelankeloka ho antsika raha mibebaka sy mino Azy isika fa tsy manao hoe : \"angamba?...\", \"Sarotra BBeeeeee izany\"....izay mariky ny tsy finoana sy tsy fanaovana ny sitrapon\'Andriamanitra.

Fa Andriamanitra mampiseho ny fitiavany antsika, fa fony mbola mpanota isika, dia maty hamonjy antsika Kristy Romana 5:8


Ary ito indray no hamehezako azy ::

Matio 7:21 Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin\'ny fanjakan\'ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon\'ny Raiko Izay any an-danitra.



Fa izao no sitrapon\'ny Raiko, dia ny hahazoan\'izay rehetra mijery ny Zanaka ka mino Azy fiainana mandrakizay; ary Izaho hanangana azy amin\'ny andro farany. Jaona 6:40



Fiatombohan\'ny fanaovana ny sitrapon\'Andriamanita ny finoana an\'i Jesosy Kristy ho hany mpanalalana tokana amin\'Andriamanitra.

Amin\'ny manaraka indray.

Misaotra.

PS: Rakaroka > lasa Jehovah Andriamanitra Ray indray zany Maitreya. 8O . Aleo marina aho hieritreritra!!!
45. ikaretsaka ( 18/04/2007 16:57)
Fa ny ahy aloha, na inona hidona na inona hitranga, dia ny Tenin'Andriamanitra ihany no hamafisiko sy hianteherako fa marina 100%,
io ange ry kiranil efa in 10000 no niverimberina teto e fa ilay hoe tenin'andriamanitra avy aiza ? eo isika izao!

Jesosy Kristy no ananantsika fanavotana, dia ny famelana ny helotsika.

eny ary nandray an'i jesosy isika sy ianao.. vita ny indulgentiam,absolutionem, et remissionem peccatorum nostrorum, tributat nobis omnipotens et misericors Dominus
dia voavela ny helontsika ary na ny helokao.. dia haninona @ zay?
hijanona eo fotsiny hiandry ny fara andro dia hitsipontsipona soratra masina de handika baiboly dia hanao loko menamena ato? dia hifampitory @ samy efa nahalala Azy :-D
sa handeha hiasa hanampy ny 4 mi, hanampy ny vatana sy ny fanahy, hanokatra sekoly, hopitaly, hitady spons etsy sy eroa, miara miosona fa tsy manao mpitari bato le hoe "aty zalahy a" fotsiny?:wink:
46. rakaroka ( 18/04/2007 17:19)
kiranil:

[color=red]Aza mino ny fanahy rehetra, fa izahao toetra ny fanahy, na avy amin\'Andriamanitra ireny, na tsia, satria maro ny mpaminany sandoka efa lasa any amin\'izao tontolo izao. IJAONA 4
[/color


miombon-kevitra tanteraka]

Diniho ny zavatra voalazan\'ny tsi1-1 eto. Dia diniho iza ireo sandoka maro ireo. Mety ho izaho, mety olon-kafa.. ka raha hitanareo fa anisan\'ireo mpaminany sandoka maro ireo aho, dia aza mino akory izay voalazako eto.


Izany ka fampianarana! mba mampiasa ny saina nomen'Atra fa tsy ilay
mpanarak'efa ireny fotsiny

Fa ny ahy aloha, na inona hidona na inona hitranga, dia ny Tenin\'Andriamanitra ihany no hamafisiko sy hianteherako fa marina 100%, izay milaza fa:

[color=red]
tsy misy famonjena amin\'ny hafa; fa tsy misy anarana hafa ambanin\'ny lanitra nomena ny olona izay hahazoantsika famonjena. [afa-tsy ny anaran\'i Jesosy Kristy] Asa 4:12[/colo
r]

voasoratra izany fa nisy karazana "secours" mivaingana vitan'ny "hafa koa tetsy sy teroa ka tsy hihevitra izany toa mijery mitanila, tsy i Jesoa a,gamba ohatra i Pierre Pedro fankasitraka koa izay vitany tsy vitantsika akory, izany anefa tsy nilaza hoe nomena azy ny haja sahaza ho an'Atra, ce n'est qu'une simple reconnaissance.


PS: Rakaroka > lasa Jehovah Andriamanitra Ray indray zany Maitreya. 8O . Aleo marina aho hieritreritra!!!


Nitsamboatra toa anao izao koa aho fony nampahafantarina izany voalohany,
fa raha ny marina tsy izy no Jehovah ka. Izy aza nampianatra nivavavaka ary adressé amin'i Yaveh: Hajainy TANTERAKA Jehovah Atra. Fa rehefa nozohina dia misy ambaratonga wà ny fiainantsika: Tahaka izany no nahatonga an'Atra Ray nilaza hoe: "Raha Ray aho aiza izay hajako:
I Kyranil izao taloha ankizy kely tsy fihevitra ho sahala amin'ny "ray " izany
dia ny tokony ho izy sady biblika: tokony nanaja ny rain'i Kiranyl i Kiranil, ankehitriny, tonga amin'ny toeran'ny ray indray: izao tsy hanenjika hoe: maninn izy no hajaina sns...fa mahalala fa mivoatra ny fiainana ary manana "rôle" joué-na en tant que "père de famille": mampianatra, manoro hevitra sns ny ankizy.
Dia tahaka izany misy ny "endrika" père spirituelle" izay afaka mi-adombré ny irany et c'est le cas de Maitreya et Jésus.
Resaka no atao araka ny nahampafantarina ahy tsy misy fanerena hino sanatria!




47. rakaroka ( 18/04/2007 18:05)
[quote=prime]
[ .. Ny anareo tokoa moa efa lasa lavidavitra kokoa ô? manao hoe ny olombelona=andriamanitra... sa ts\'izany moa?

Raha toa mitoetra ao anatinao sy manjaka aminao na ny tenin'Atra na ny fanatanterahana ny sitrapony, raha ny sitrany no sitrakao koa tsy izany ve no atao hoe "firaisana amin'Atra?...Dia ho hitan'izao tontolo izao sy ho faly ny Ray fa
ilay "endrika namoronany no indro miseho, tsy ny ota no tokony abahana manoloaba izany, fa tsy ho isain'i Jehovah ho heloka akory ny fahadisoana tsinahy ho an'izay mikatsaka Azy marina!
48. rakaroka ( 19/04/2007 06:48)

[quote=prime]
[ .. Ny anareo tokoa moa efa lasa lavidavitra kokoa ô? manao hoe ny olombelona=andriamanitra... sa ts\'izany moa?


Misy fomba fijery roa: hoe tranon'ny ota ny olmbelona
ny faharoa:
Izahao ny hevitry ny hoe " Tsy izaho intsony no velona fa "Kristy no velona ato anatiko" tenin'ny Baiboly rahateo izany ary natao iainan'ny olona:wink:

49. kiranil ( 19/04/2007 22:02)
Izao indray vao tafaverina eto ::

Ny filazana ny Tenin'Andriamanitra eto akory tsy midika hoe tsy miraharaha ny hafa @ fanampiana azy. Satria na ny Tenin'Andriamanitra aza dia mampianatra izany tokoa ao @ jakoba 2.

Ito ry rakaroka ny Tenin'Andrimanitra izay hinoako fa marina, noho ny voalazan'ny Maitreya sy ianao izay mampianatra ny mifanohitra amin'io:

Vakio miadana dia diniho sy fankafakao::

"Midira amin'ny vavahady èty hianareo; fa lehibe ny vavahady, ary malalaka ny làlana izay mankany amin'ny fahaverezana, ka maro ny miditra any.

Fa èty ny vavahady, ary tèry ny làlana izay mankany amin'ny fiainana, ka vitsy ny mahita azy.

Mitandrema hianareo, fandrao ho voafitaky ny mpaminany sandoka, izay mankao aminareo amin'ny fitafian'ny ondry, fa ao anatiny dia amboadia mitoha izy.

Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra.

Maro no hanao amiko amin'izany andro izany hoe: Tompoko, Tompoko , tsy efa naminany tamin'ny anaranao va izahay? ary tsy efa namoaka demonia tamin'ny anaranao va izahay? ary tsy efa nanao asa lehibe maro tamin'ny anaranao va izahay?

Ary dia hambarako aminy marimarina hoe: Tsy mba fantatro akory hianareo hatrizay hatrizay; mialà amiko, hianareo mpanao meloka. "


Misaotra.
50. fijo ( 19/04/2007 22:25)
ny fiainana dia eto an tany.vita ny eto dia veloma fa izay no izy.ka araraoty ity eto ity hifaliana sy hanaovana izay tiana"soa na fanampiana"fa aza simbana"oh manao ratsy de very andro any ampigadrana"
51. kiranil ( 20/04/2007 03:52)
Zao ra-fijo a.. misy fanontaniana roa tiako apetraka, alohan'ny hitondrako ny hevitro::

1- inona no atao hoe 'ratsy' amin'elah?

2- mety misy manao ratsy, izay iarahantsika sy ingahy manaiky fa ratsy, tahaka ny hoe famonoana olona maro, kanefa tsy migadra akory ohatra ilay olona fa mety tonga dia maty.. dia aona? vita hatreo koa ve?

Misaotra
52. ikaretsaka ( 20/04/2007 12:49)
dia izay zany ko8O:wink:
53. diamondra27 ( 20/04/2007 14:08)
1- Fa toy izao no nitivan'Atra ITI nomeny ny Zanany lahitokana mba tsy ho very izay mino Azy fa hanana fiainana mandrakizay

2- Izaho ho avy mba hananany fiainana sady hananany be dia be
....
54. rakaroka ( 20/04/2007 21:52)
[quote=kiranil]

Ito ry rakaroka ny Tenin'Andrimanitra izay hinoako fa marina, noho ny voalazan'ny Maitreya sy ianao izay mampianatra ny mifanohitra amin'io:
Vakio miadana dia diniho sy fankafakao::

[color=red]"Midira amin'ny vavahady èty hianareo; fa lehibe ny vavahady, ary malalaka ny làlana izay mankany amin'ny fahaverezana, ka maro ny miditra any.

Fa èty ny vavahady, ary tèry ny làlana izay mankany amin'ny fiainana, ka vitsy ny mahita azy.


Ny "marina" @ Kyra anie tsy voatery ho évident amiko akory! Mba diniho anie ty teny notsipininao hoe midira @ "vavahady éty" hoe ny varavaran'ny kaboné vé no idirana @ izany sa ny an'ny lakozia?...dia ahoana no hamantarana marina précisement ilay varavarana éry anefa ilay fampianaran'i Maitreya
"MAZAVA TANTERAKA tamiko tsy nisy explication akory ny "fahamarinany" hoe ilaina ny "Partage" satria miharihary ny fitsitongilanam-piainana eto an-tany:
ilaina ny hoe tsy "tokony ho tia tena Bbbbe loatra ny
olona satria efa mandia ny samy maka ho azy aza ny sehatra iainantsika, ary mahavany tsy misy fitserana na manampy izay tokony ho vitany ny maro noho ny fitiavan-tena. Ilaina ny "sincérité" @ tenanao, @ Atra, @ manodidina satria inoana marina fa antoky ny "harmonie"-nao izany no "harmonie"'ny mpiara-belona koa. Ilaina ny "honêteté" ... Ilaina ny fahaizana mifandray (coopération" @ manodidina),
satria tsy vitan'ny miolonolona ny tena fiainana!
sns...

Mitandrema hianareo, fandrao ho voafitaky ny mpaminany sandoka, izay mankao aminareo amin'ny fitafian'ny ondry, fa ao anatiny dia amboadia mitoha izy.


Io no hoe "tsarao @ voany ny hazo vao mi-"conclure"
mba tsy hanendrikendrehina fahatany!
Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra


Ka izahay 'ngaha moa manao Tompoko, Tompoko izany e?....'nareo no mpanao izany knou!
,
fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra.

Ka ny "sitrapon'Atra mihitsy anie no katsahina sy atao @ ozany fa inn indray aza?....Fa angaha i Maitreya nangataka ny hivavahana sy "hajaina sns...: NON. Ny hitondran'ny olona tena araka ny tokony ho izy no "ajustement" nataony!

Tsy misy fisaorana!:wink:



55. ikaretsaka ( 20/04/2007 23:10)
Io no hoe "tsarao @ voany ny hazo vao mi-"conclure"
mba tsy hanendrikendrehina fahatany!


ka tsy mety hitsarana ange hono io fa raha vao arak'io de" hoe nareo be spons avy any ivelany" ka normale raha mamokatra be ...:wink:

Mba diniho anie ty teny notsipininao hoe midira @ "vavahady éty" hoe ny varavaran'ny kaboné vé no idirana @ izany sa ny an'ny lakozia?..
.
=)) ny baravaran'ny maha borné io ry rakaroka a
56. rakaroka ( 21/04/2007 05:50)
ikaretsaka:

Io no hoe "tsarao @ voany ny hazo vao mi-"conclure"
mba tsy hanendrikendrehina fahatany!


ka tsy mety hitsarana ange hono io fa raha vao arak'io de" hoe nareo be spons avy any ivelany" ka normale raha mamokatra be ...:wink:


Tsy resaka "spons" loatra ny "résultat", fa resaka absence d'initiative et motivation hiatrika ny fiainana @ tokony ho izy. Koa raha variana hanantena an'i Jesoa lava logique raha tsy mamokatra loatra!

Mba diniho anie ty teny notsipininao hoe midira @ "vavahady éty" hoe ny varavaran'ny kaboné vé no idirana @ izany sa ny an'ny lakozia?..
.
=))
ny baravaran'ny maha borné io ry rakaroka a

Mbo marina raha hiditra @ izany aho8O ary na ny hafa koa aza tokony hieritreritra ihany wé hitondra azy mankaiza tokoa ny fitsofohana @ izany, 'ndrao bloqué
ao anaty "fahaterena" ao dia tsy tafavoaka intsony knou!:wink:
57. fijo ( 25/04/2007 05:27)
nisy efa avy any nilaza ve fa misy tokoa izy io e?????
58. diamondra27 ( 25/04/2007 07:35)
fijo: mbola tsy nahavita mission hono le olona de nasaina niverina e! wiii ça existe

59. fijo ( 25/04/2007 22:55)
asaivo mitantara eto ary izy.ny raiko koa efa any fa tsy mbola nitantara tamiko
60. Rasiligaoma ( 25/04/2007 23:29)
ka rehefa any angaha misy miverina?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079