Aiza daholo ireo nafana fo niseho nanohana tato?
1. ronaldo09
(
17/04/2007 08:00)
Amizao fotoana izao toa tsy hita ireo be resaka tato ary niloloha an-dRavalo fa toa nanjavona daholo !Tsy haiko nisy inona fa na ny tandindon'ireny olona ireny aza tsy miserana akory maika moa fa ny tenany!
Hoy aho hoe alohan'ny hanohana na hanohitra dia mandinika aloha fa tsy manohana be fahatany fotsiny !Dia inona zao no mba zava-bita hatramin'izao?Omeo ny porofo fa miarin-doha ny firenena!
Toa ny mpanohitra no tompon'ny laka eto amin'ity site ity amizao!
AZA MIAFINA FA MIVOAHA TAO RAHA MAFY!

novalian'i ronaldo09 ny 24/04/2007 12:21
2. kally
(
17/04/2007 08:46)
Raha te hitarika olona hanaraka ny hevitrareo ianareo ry Ronaldo dia amboary ilay fomba firesaka fa toa miedinedina be sy mandihy tsy afa-tavony ihany ianareo izany.Tsy hita hoe aiza ny fandresena nefa ny amponga dobohina sahady.
4. xxx
(
17/04/2007 09:05)
anga ko ny ola ry ronaldo09 tsy manakatao ko hiresaka politika lava eto nareo no tsy manakatao any ko :-w:-w:-w:-w:-w:-w
5. hery
(
17/04/2007 10:03)
Ka efa lany Ravalo kou :-)
Izay ihany ange ny anay no tanjona tamin'ireny... satria nareo nanao be vava.
Averiko foana ny zavatra nolazaiko hoe tsy fitiavana an-dRavalo manokana no namporisihako ny olona hifidy azy fa ny TSY FITIAVAKO ny fiadin'ny mpanohitra. Tsy toe-tsaina sy fomba fiady tahaka ireny mihitsy no hoentina hanonganana an-dRavalo

6. xxx
(
17/04/2007 10:49)
ronaldo09:
Amizao fotoana izao toa tsy hita ireo be resaka tato ary niloloha an-dRavalo fa toa nanjavona daholo !Tsy haiko nisy inona fa na ny tandindon'ireny olona ireny aza tsy miserana akory maika moa fa ny tenany!
Hoy aho hoe alohan'ny hanohana na hanohitra dia mandinika aloha fa tsy manohana be fahatany fotsiny !Dia inona zao no mba zava-bita hatramin'izao?Omeo ny porofo fa miarin-doha ny firenena!
Toa ny mpanohitra no tompon'ny laka eto amin'ity site ity amizao!
AZA MIAFINA FA MIVOAHA TAO RAHA MAFY!
fa angaha ity ianao mafy??? Ka raha mafy dia lany t@ fifidianana !!!=))=))
8. salmo1
(
17/04/2007 11:25)
Averiko foana ny zavatra nolazaiko hoe tsy fitiavana an-dRavalo manokana no namporisihako ny olona hifidy azy fa ny TSY FITIAVAKO ny fiadin'ny mpanohitra. Tsy toe-tsaina sy fomba fiady tahaka ireny mihitsy no hoentina hanonganana an-dRavaloKa i ra8 kosa anie miteniteny fôna ndraindray e, aiza ve rangaha de zah mba miheno vao2 ao @ mbs de hoy ledala: Na Fc barcelona, na Chelsea, na O. Lyon tsy mbola mahay milalao ôtrany Mscar. Tsy fantany akoury oe: @ foko rehetra anie Barça e. Raha asiako pankarta sy sariny ledala mou any @ Camp Nou oe: ´´Ny Filohany Mscar nanakiana ny FC Barcelona, Maimbo enao ingahy filoha.`` (@ teny catalan)
Angamba ny ponina eto Barcelona hamotika ilay DVD Mscar, raha izany hevitra ledala zay ihany hampahery ireo Real Madrid.
Eto aminay anie ka politika sy areti-po ny baolina kitra e, nohony ny tantara teo taloha.
Tokony hianatra hikabary ledala raha filoha fa tsy miteniteny fôna.
9. xxx
(
17/04/2007 11:41)
=))=))=))=))enao no tena mpiteniteny fona eto ry salmo otrany hoe tananao mitsiny any @ misy anao any an enao milaza hoe "ETO AMINAY ANIE KA POLITIKA SY ARETI-PO NY BABAOLINA KITRA E"=))=))=))=))=))aza mampiome fa fa tsss aza mitomany ny tananan'ola zany wa fa tsy masaka zany e ary aza dia manao sainjaza be lotsa ko fa efa mitsiry volo fotsy :-D:-D:-D:-D
10. salmo1
(
17/04/2007 11:52)
salmo1 indray mande zay:
Izay olona hantsangany olona @ firenena hafa dia azony olom-panangana hatao ny manova ny fanampina-anarany ilay olona nantsangana ary tsy maintsy soratana ao @ bokim-pianakaviana ny anarany ilay nantsangana. Ary feno fitovizana ilay olona nantsangana eo @ fianakaviana vao2, mpiara-monina sy ny fitaovam-panjakana rehetra. Tsy misy ifandraisany ilay firenena taloha ny mombamombany ilay olona nantsangana fa very tahakany maty ny taratasy mombamombany fianakaviana niteraka. Zany oe; tsy hekeny fitsarana Espain ny manana Ray amand'Reny DOUBLE.
Miova daholo izany ny @ ilay nantsangana rehetra. oh: Ny dadabe sy bebe, dadatoa sy nenitoa, cousins sy cousines sns...
Mbola misy fiavahany anefa ilay olona nantsangana:D oh: mahay ny fiteniny taloha, mahatadidy ny namany taloha, afaka manao izay tiany hatao sns...
Hakuna matata http://www.youtube.com/watch?v=TRH2Eq7wSzQ (version espaniol http://www.youtube.com/watch?v=kJzlSavrU6s&mode=related&search= )
11. xxx
(
17/04/2007 12:07)
ndana aloha mihevitra ny hihalehibe ry salmo an! mbola tsaiky kely, mbola zazakely fa aza miditra pôlitika fa sao dia may eo ity elatra re!!!
Ndana hevero ireo sipa tianao hokôtiana ireo! Hatr@ izao aloha dia mbola eo no takatrin'ny sainao ry salmo an!
Ndana hevero ireo sipa tianao hokôtiana ireo! Hatr@ izao aloha dia mbola eo no takatrin'ny sainao ry salmo an!
13. ravatorano
(
17/04/2007 12:45)
mafy amin inona aloha e ?
heveriko fa izahay nanao izay nahalany ny filoha Ravalomanana na ianareo izay nitonona fa hanao izay tsy hahalany azy dia samy nanana ny fotokevitra nijoroany avokoa ka iza no mafy ! na hoe mivoaha izay mafy ?
tsy azoko ?
Mpanao politika v aloha ilay miresaka sa mpanao bolina kitra ? d hitanareo amizao aza fa tsy mila tenenina na ankalazaina ny tena mafy amin ny taranjany hihihihi
Mba fantatrareo moa ny tsy hanohana ireo mpanohitra ngezalahy anakiroa an ireo namany amin izao fitsipahana ny fitsapan-kevi-bahoaka izao : ny antony dia satria efa hatramin ny voalohany ireo mpanohitra ireo no tsy niray hina ary tsy nanana olona tena mpitarika azy ka to teny ; noho izay dia toy ny biby tsy manan-doha ihany zany zareo ka izay no nahatonga ilay fisaraham bazana nefa raha nitambatra nety ho vato ihany ka atao ahoana fa izany ny mpanao politika malagasy e ! aleoko ihany ilay ronaldo mpilalao bolina kitra nahazo aina b iny kle hohohohoh
mazotoa daholo e !

14. Fiffi
(
17/04/2007 13:08)
ravatorano:de tsy hay intsony zany koh :-D:-D:-D
Mpanao politika v aloha ilay miresaka sa mpanao bolina kitra ? d hitanareo amizao aza fa tsy mila tenenina na ankalazaina ny tena mafy amin ny taranjany hihihihi
15. Samoana
(
17/04/2007 13:57)
ronaldo09:
Toa ny mpanohitra no tompon'ny laka eto amin'ity site ity amizao!
Miasà @ izay fa tsy izay fanangonana taimbava akory no azahoana ny laka ronaldo a !
Manohy ny asa fampandrosoana firenena sy mpiray tanindrazana ireo nafana fo mpanohana TETO raha izay no tian-drangahy fantatra:wink:
( Mampamangy hono i Maître Kira Tuléar fa tafaresaka taminy aho t@ tapa-bolana:D)
16. salmo1
(
17/04/2007 14:38)
Ra vao politika aza maka hevitra amiko na manao xxx aza fa voavaly fôna ;-)
18. ainga
(
17/04/2007 20:32)
IRETO IZAHAY RY .....
raha ny resaka aller retour tsy misy farany fanaonareo anie ry nimerao9 dia tsy andaniana andro firy e ! Namaly ny aty mbà tsy hieveranao fa anareo tokoa ny laka ! hou hou hou hou:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P

19. bazylou
(
18/04/2007 00:57)
ny eto anie ry zareo ka mpanohana fotsiny satria hoe le8 merina maketsy makeroa, nefa iny le prezda himehezan'ny olona sy ampanaovina visitena zoo rehefa mamangy firenena e!!
pauvre le8!!! tsy aleo niletika tany dago ihany!!
izao aza ny vovon'ny lery nopaingorin'ny miaramila tao!!
pauvre le8!!! tsy aleo niletika tany dago ihany!!
izao aza ny vovon'ny lery nopaingorin'ny miaramila tao!!
20. kally
(
18/04/2007 06:56)
Tsy resaka fihaviana no nifidianan'olona an-Dravalo ry bazylozotra.
Mba alefaso lavidavitra ilay fomba fisainana sy fandinihina fa toa antomotra loatra! Misy ny zavatra tsy mety fa tsy any amin'ilay teneninao mihitsy, misy koa ny mety anefa:wink:
Mba alefaso lavidavitra ilay fomba fisainana sy fandinihina fa toa antomotra loatra! Misy ny zavatra tsy mety fa tsy any amin'ilay teneninao mihitsy, misy koa ny mety anefa:wink: