Aiza daholo ireo nafana fo niseho nanohana tato?
21. fijo
(
18/04/2007 22:45)
aza ahodina ny resaka e,izay misy lazaina.raha tsy lanimbahoaka ka hilaza hoe mafy be,dia manahirana be izany.
niara nanohitra ny lalampanorenana isika,saingy resy,ka aleo aloha mangina

22. bazylou
(
19/04/2007 01:25)
ka na izany na tsy izany dia pma ihany ianareo e!! jereo fa tsy menatra intsony le8nareo hangataka miao miao sahala amin'ny saka!! nefa hono miliardera !!!
ie io no laninareo ka reveo ao fa mbola ho aiza e!!:-D:-D:-D

23. kally
(
19/04/2007 09:39)
Inona anefa moa no mba nataonao ry bazylozotra ka nahitan'olona soa? No eo ianao no midehadehaka eo?
24. toovs
(
19/04/2007 10:33)
hery:
Ka efa lany Ravalo kou :-)
Izay ihany ange ny anay no tanjona tamin'ireny... satria nareo nanao be vava.
Averiko foana ny zavatra nolazaiko hoe tsy fitiavana an-dRavalo manokana no namporisihako ny olona hifidy azy fa ny TSY FITIAVAKO ny fiadin'ny mpanohitra. Tsy toe-tsaina sy fomba fiady tahaka ireny mihitsy no hoentina hanonganana an-dRavalo
fa ny andrangah zany rahery de ny hahalany andravalo no tanjona fa tsy ny hampandrosoana firenena ve. raha toa ka izany ny toetsaindrangah de mampalahelo. izay olona voatarik'i rangah mihitsy izany no nandra.
25. ronaldo09
(
24/04/2007 12:16)
Hoy i Hery:
Ka efa lany Ravalo kou
Izay ihany ange ny anay no tanjona tamin'ireny... satria nareo nanao be vava.
Averiko foana ny zavatra nolazaiko hoe tsy fitiavana an-dRavalo manokana no namporisihako ny olona hifidy azy fa ny TSY FITIAVAKO ny fiadin'ny mpanohitra. Tsy toe-tsaina sy fomba fiady tahaka ireny mihitsy no hoentina hanonganana an-dRavalo
DIa lazao amiko inona ny vitany hatramin'izao?Aza mba maohana foana hoe samy avy ao Tana fa jereo tsara i Madagasikara!Raha tsara ny tany efa nody ianao fa tsy mijanona ao Italia!
Hoy ravatoranao:
mafy amin inona aloha e ?
heveriko fa izahay nanao izay nahalany ny filoha Ravalomanana na ianareo izay nitonona fa hanao izay tsy hahalany azy dia samy nanana ny fotokevitra nijoroany avokoa ka iza no mafy ! na hoe mivoaha izay mafy ?
tsy azoko ?
Mpanao politika v aloha ilay miresaka sa mpanao bolina kitra ? d hitanareo amizao aza fa tsy mila tenenina na ankalazaina ny tena mafy amin ny taranjany hihihihi
Mba fantatrareo moa ny tsy hanohana ireo mpanohitra ngezalahy anakiroa an ireo namany amin izao fitsipahana ny fitsapan-kevi-bahoaka izao : ny antony dia satria efa hatramin ny voalohany ireo mpanohitra ireo no tsy niray hina ary tsy nanana olona tena mpitarika azy ka to teny ; noho izay dia toy ny biby tsy manan-doha ihany zany zareo ka izay no nahatonga ilay fisaraham bazana nefa raha nitambatra nety ho vato ihany ka atao ahoana fa izany ny mpanao politika malagasy e ! aleoko ihany ilay ronaldo mpilalao bolina kitra nahazo aina b iny kle hohohohoh
mazotoa daholo e !
Ianao tsy misy olona mahafantatra anao eto amin'ity sehatra ity fa ndamna mandeha any!Tsy politika ,tsy sport samy tsy manavanana anao ireo !Mila aloha hevitra aman'olona zokibe vao mba maneho hevitra eto fa tsy lalao tandrimo no atao eto!Okay???

26. ronaldo09
(
24/04/2007 12:21)
Samoana:
ronaldo09:
Toa ny mpanohitra no tompon'ny laka eto amin'ity site ity amizao!
( Mampamangy hono i Maître Kira Tuléar fa tafaresaka taminy aho t@ tapa-bolana:D)
Mampamangy an'ila sy ny fianakam's nla fa hataoko inona i Maitre Kira???