Mila misaina, mieritreritra sy mandanjalanja tsara ...

41. Rasiligaoma ( 10/05/2007 22:04)
iny ary aho fa tonga ...
ny fampiadiana azy ry prime sy Ikaretsaka

-ny fahafantarana aloha hoe iza no iadiana: fa tsy hoe izay tsy voazava sy tsy azo dia lazaina hoe herin'ny maizina daholo, manjary valala no ampiadianao @ tarondro!

-Azo atao ny hoe ny akoho no miady amin'ny akoho, ny soavaly no manao kourse @ saovaly, ny hevitra no miady @ hevitra, ko maninona no tsy azo atao ny hoe satana miady amin'i satana? nefa samy noharian'ny tanan Andriamanitra daholo?

Aza borné ho'aho
42. prime ( 11/05/2007 12:00)
rasily> Tsy mahavaly fanontaniana ny voalaza hatr@ izao fa mbola bla bla @ hoe akondro sy soavaly...:-D satàna tsy akondro sy soavaly sns... fa fanahy... dia ento ary ny hevitrao hoe ahoana ny fampiadiana fanahy ratsy samy fanahy ratsy...:lol:
43. ikaretsaka ( 11/05/2007 19:17)
mety hiady izany an
44. prime ( 14/05/2007 14:38)
Izaho tsy miteny hoe tsy mety hiady izany fa hoe ahoana?:wink::-D:-D

Mbola tsy voavaly hatrany ny fanontaniana...:-P:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0069