Mila misaina, mieritreritra sy mandanjalanja tsara ...
21. prime
(
16/04/2007 14:04)
Tsara fantarina ihany aloha hoe iza no fahavalon'ny mpino. Fahavalo telo goavana no manoloana ny olona mpino ary efa noresen'i Kristy avokoa ireo...
Ny voalohany dia satàna, Andriamanitra no tena fahavalony fa tsy izaho sy ianao fa rehefa nantsoina kosa izaho sy ianao tamin'ny anaran'i Kristy ka lasa zanak'Andriamanitra dia lasa fahavalo koa izy...
Ny fahavalo faharoa dia izao tontolo izao sy ny filàny... fahavalo goavana tena tsy hay tohaina io ary tena mila fiorenana mafy...
Ny fahavalo fahatelo, farany nefa tsy ny kely indrindra dia ny nofo, ny tena sy ny filàny miaraka amin'ny fahafatesana...
Isaky ireo fahavalo ireo dia samy hafa avokoa ny fitaovam-piadiana ampiasaina...
hatreo aloha...

22. ikaretsaka
(
16/04/2007 14:44)
dia amiko tsy ny fiadivana amin'ireo ( mi declare guerre) no fika handresena an'ireo fa ny fahaizana mampiasa an'ireo hahazoanao tombotsoa ho anao amin'ny fanantonana sy fandraisana ny tompo dia maharesy an'ireo ho azy ianao.
"Tsy voatery ho ny basy no ratsy fa ny olona mampiasa azy" hoy ilay zazalahy kely tany Sarajevo (inona tokoa moa iny film iny?)
"Tsy voatery ho ny basy no ratsy fa ny olona mampiasa azy" hoy ilay zazalahy kely tany Sarajevo (inona tokoa moa iny film iny?)
23. prime
(
17/04/2007 11:21)
Ika> Ianao angaha mahay mampiasa an\'ireo?... mba zarao hoe ahoana ny fampiasàna an\'ireo? Tsy mi-déclarer guerre aminy ve dia manao fandraharahàna ara-diplômatika aminy? sa ahoana?... satàna tsy mba azo ifanarahana ra-Ika a... ianao afaka tsy mi-déclarer guerre aminy fa izy, \"une fois\" ianao neken\'Andriamanitra ho zanany fa lazaiko aminao fa izy no mi-déclarer guerre aminao... ary rehefa tsy sahy miady aminy ianao dia izy no mandrava...
Fahavalo goavana be tsy hay tohaina ireo raha fahendren\'olombelona no entina anoherana azy ra Ika a... ary tsy mbola nisy olona naharesy ireo afatsy tokana ihany...
\"Izany teny izany efa nolazaiko taminareo mba hanananareo fiadanana amiko. Aty amin\'izao tontolo izao no ahitanareo fahoriana; nefa matokia; Izaho efa naharesy izao tontolo izao.\" Jaona 16:33... hoy i Kristy...
\"Fa fahafatesana no tambin\'ny ota; ary fiainana mandrakizay no fanomezam-pahasoavana avy amin\'Andriamanitra ao amin\'i Kristy Jesosy Tompontsika.\" Romana 6:23... iza nefa no sahy milaza fa mandresy ny ota amin\'ny herin\'ny tenany?...
\"Fa isika tsy mitolona amin\'ny nofo aman-drà, fa amin\'ny fanapahana sy amin\'ny fanjakana sy amin\'ny mpanjakan\'izao fahamaizinana izao, dia amin\'ny fanahy ratsy eny amin\'ny rivotra*. [* Gr. lanitra]\" Efesiana 6:12... Ka fomba ahoana no ampiasànao fanahy ra-Ika raha tsy hoe namany koa ianao... mba zarao hoe ahoana no ampiasànao azy???

24. ikaretsaka
(
17/04/2007 12:17)
prime:
Ika> Ianao angaha mahay mampiasa an'ireo?... mba zarao hoe ahoana ny fampiasàna an'ireo? Tsy mi-déclarer guerre aminy ve dia manao fandraharahàna ara-diplômatika aminy? sa ahoana?... satàna tsy mba azo ifanarahana ra-Ika a... ianao afaka tsy mi-déclarer guerre aminy fa izy, "une fois" ianao neken'Andriamanitra ho zanany fa lazaiko aminao fa izy no mi-déclarer guerre aminao... ary rehefa tsy sahy miady aminy ianao dia izy no mandrava...
hitan'i prime! tahaka ny ataon'ilay tsy mino an'i kristy (na anti katolika) ireny no atao ka.. ohatra hoe te hisintona anao izy dia ny baibolinao sy ny saple anao sy ny sarivonganao no ampiasainy, ny fitenin'ny andriamanitrao no ataony ..zay izy vao manaratsy ilay izy amin'izay ny fombanao ary matetika nahomby tokoa izay.. indrindra @ ireo rahalahintsika silamo ireto, bedebe no kristianina voasariny @ izay! . dia izay koa no atao aminy.. atsimbadika any aminy indray ilay raha ko! ny azy no ampiasaina hisintomana anazy hiverina.
izay ilay approche tiako lazaina
25. nathie86
(
18/04/2007 13:38)
ikaretsaka:
nathie... ka velabelaro fa tsy hainay ko:wink:
lapino: apok 21,14
mba velabelaro ki an
26. prime
(
18/04/2007 15:38)
ikaretsaka:... Hafa kely... izany hoe raha azoko tsara (ahitsio raha diso) :
hitan'i prime! tahaka ny ataon'ilay tsy mino an'i kristy (na anti katolika) ireny no atao ka.. ohatra hoe te hisintona anao izy dia ny baibolinao sy ny saple anao sy ny sarivonganao no ampiasainy, ny fitenin'ny andriamanitrao no ataony ..zay izy vao manaratsy ilay izy amin'izay ny fombanao ary matetika nahomby tokoa izay.. indrindra @ ireo rahalahintsika silamo ireto, bedebe no kristianina voasariny @ izay! . dia izay koa no atao aminy.. atsimbadika any aminy indray ilay raha ko! ny azy no ampiasaina hisintomana anazy hiverina.
izay ilay approche tiako lazaina
- Raha tehanohitra an'i satàna izany ohatra dia miaraka aminy, dia manao kely ny fanaony sy ny fiteniny dia rehefa azonao ny fony dia potehinao amin'izay?...
- Raha hiady amin'izao tontolo izao sy ny filàny indray dia ahoana... toa tsy mety io kanooo... mila mangalangalatra kely, dia manao risoriso kely, dia mody mankasitraka ny famonoana olona atsy sy aroa ataon'ny mpanao politika, dia mody mba miondrikondrika eny amin'ny doany eny... avy eo ahoana no anapotehina azy? toa ho fesona ao raha izany kanooo...
- Raha hiady amin'ny filàn'ny nofo indray koa ve dia hanao toy izany? hita fa fijangajangàna izao ve dia sangiana? toaka sy sigara hita fa ratsy dia ahoana no anoherana azy? laingalainga kely etsy sy eroa... toa tsy mety amin'ilay fanao tianao ampitaina io ny fanoherana azy ra-Ika a...
Sa hazavao kokoa fa izaho no mety tsy mahazo tsara...
27. ikaretsaka
(
18/04/2007 20:07)
Jesoa nanao an'izany an:
hitan'i prime ohatran' ny t@ i Jesoa tany an'efitra nalain'ny demony fanahy?
Dia tenin'andriamanitra no nampiasainy haankana fanahy an'i Jesoa. Dia tenin'Andriamanitra kao no namalian'ny Tompo azy!
I jesoa (izay no critiken'i Fariseo) koa raha nitondra ny mpanota hibebaka, dia nianatra ny fomban'ny mpanota (mpanota ireo mpianany hoy ny fariseo) sy niara nihosona t@ ireo.

29. prime
(
24/04/2007 15:44)
ikaretsaka:... Vao maika tsy mazava... inona no dikan\'ilay hoe niara-nihosina?... i Jesosy raha ny fahafantarako azy araka ny voalazan\'ny soratra masina tsy nanao ny fanaon\'ireo velively fa niara-nisakafo angaha (Matio mpamory hetra, ilay voaantso ho mpianatra no sady apostoly), nandroso tao an-tranony angaha (Zakaiosy)... dia eny fa tsy nanao ny fanaony kosa...
I jesoa (izay no critiken\'i Fariseo) koa raha nitondra ny mpanota hibebaka, dia nianatra ny fomban\'ny mpanota (mpanota ireo mpianany hoy ny fariseo) sy niara nihosona t@ ireo.
Raha hiady tamin\'i satàna indray Kristy toa Izy mihitsy no nanatona sy niady tamin\'ireo demoniaka fa tsy nisy fifampiraharahàna loatra... toy izany koa raha hiady tamin\'izao tontolo izao i Kristy ka nandroaka ny tsena tao an-tempoly (mpisorona sy fariseo ary mpivarotra sy mpiantsena hanao fanatitra tao an-tempoly) dia toa tonga dia mahitsy fa tsy nisy fifampiraharahàna loatra...
31. Mandefitra
(
25/04/2007 05:26)
Mampatsiahy ahy ny zavananjo ny rafozako zao hevitr'i Karetsaka zao:Voan'ny androbe izy ary tsy zakany nga fa nitabataba sy toy ny olona adala.
- Ny iray tampo aminy katolika niteny hoe niasa saina loatra izy ka mivoaka ny subconscient ka tokony interne-na ... alefa any anjanamasina io
- Ny zanany lahy mo niteny hoe andao gasiana fa satana ihany no mandresy an'i satana fa isika aty ivelany fotsiny :lol:
- Zahay mivady efa nanapankevitra haka mpiandry...niasana nandritry ny andro maromaro izy, sitrana soa amantsara, tsy niverina intsony ny androbe, mampianatra sekoly alahady izy zao.
Ahoana hoy ny Tompo:"Ho foana ny fanjakana rehetra zay miady antrano" Ka raha hanohitra an'i satana sy ny heriny, tsisy afatsy Kristy.

32. Rasiligaoma
(
25/04/2007 15:44)
\"Ho foana ny fanjakana rehetra zay miady antrano\"
Dia ampiadiana an-trano izany ny demonia 8)
izay ngamba no tiana hahatongavana
33. Mandefitra
(
26/04/2007 09:20)
Dia ampiadiana an-trano izany ny demoniaSatana nefa tsy hiady fa hifanaraka... ary zay no tokony hitandreman'ny olona.
34. prime
(
27/04/2007 10:11)
mandefitra> mazava tsara...
ikaretsaka:... Ka ny hiaina tahaka ny demonia aloha dia sanatria dia sanatria... asa hafa indray raha izao tontolo izao sy ny tena (nofo) no iadiana...
miara mihosona=mifampizara..miaina tahaka ny fiainany.
35. Rasiligaoma
(
27/04/2007 14:08)
Mandefitra:s
Dia ampiadiana an-trano izany ny demoniaSatana nefa tsy hiady fa hifanaraka... ary zay no tokony hitandreman'ny olona.
fa ahoana kosa? afaka ampiadiana ohatran'ny creatures rehetra io ramose o!
Andriamanitra ihany no mahay mifanaraka
36. prime
(
27/04/2007 15:17)
rasily> Dia ahoana no fampiadiana azy mba izarao traikefa hoe?...:lol::-D:-D
37. ikaretsaka
(
28/04/2007 00:28)
eny tokoa hoa.
za aloha mino an'ilay hoe afaka ampiadiana i satana, sy ny heriny ihany no entina manohitra azy.
fa ilay fika tsy haiko
za aloha mino an'ilay hoe afaka ampiadiana i satana, sy ny heriny ihany no entina manohitra azy.
fa ilay fika tsy haiko
39. ikaretsaka
(
03/05/2007 15:06)
aiza i zoky Rasily o?
variana any @ Zoky Soanja any ve o?:roll:
fa ilay hoe raha mampiasa soratra masina i satana ka soratra masina no iadiana aminy.. dia mino aho
variana any @ Zoky Soanja any ve o?:roll:
fa ilay hoe raha mampiasa soratra masina i satana ka soratra masina no iadiana aminy.. dia mino aho
40. prime
(
10/05/2007 11:30)
Ny tena marina dia tsy misy izany fomba fiadiana amin'ny satàna ho fahaizana mampiady azy amin'ny samy izy izany e...:-D:-D