mbola salmo1 ihany

1. Aino ( 11/04/2007 18:07)
raha azoko atao ny namely ny daka any elahy efa nataoko fa tena manjeratsaina be ny resaka!!

:°):°)tsy tezitra fa rombotra @ resaka mande etsy sy eroa!!

iza @nareo no milaza fa tsara azy no mbola manoratra iza kosa no milaza fa tokony tsy manoratra intsony izy??

tsy resaka vote ny sipakely ny toi indray ity ry salmo fa vote ho any toi ah!!!

novalian'i Aino ny 15/04/2007 10:05
2. fasaly ( 11/04/2007 18:11)
hummmm! miady ndray ny samy zanaka espagnole an!:?
3. xxx ( 11/04/2007 18:16)
Tsara azy no mbola manoratra [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Langue/0021.gif[/IMG]
4. Stretch ( 11/04/2007 18:22)
aleo izy rangah hanoratra fa izandray ary ny hanakiana eo ra tsy eo izy [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Divers/0005.gif[/IMG]
5. pissoa ( 11/04/2007 18:29)
mitovitovy amin'ny dinika fanaon'i Salmo1 ihany ity dinika ataon'i Aino ity ... Ka iza aminareo dahy no avela manoratra dia iza notsy avela ? :-D:-D:-D
6. fasaly ( 11/04/2007 18:30)
:-D
7. booboo ( 11/04/2007 18:31)
:-D:-D
8. salmo1 ( 11/04/2007 18:31)
Stretch =D;-)
9. Stretch ( 11/04/2007 18:37)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0041.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0023.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0043.gif[/IMG]
10. fasaly ( 11/04/2007 18:41)
:-D
11. salmo1 ( 11/04/2007 19:05)
pissoa:
mitovitovy amin'ny dinika fanaon'i Salmo1 ihany ity dinika ataon'i Aino ity

Aino:
raha azoko atao ny namely ny daka any elahy efa nataoko fa tena manjeratsaina be ny resaka!!
Non! non! tsy mitovy izahay tompoko
12. fasaly ( 11/04/2007 19:07)
mitovy e! samy zanaka espagnol no samy mbola kely no samy ......:^);-)
13. sitlo ( 11/04/2007 19:21)
Vato fotsy
14. salmo1 ( 11/04/2007 20:12)
fasaly: raha hitanao face a face mou zah de inn no ho hataonao voalohany:?:
15. ikaretsaka ( 11/04/2007 20:53)
miadiva sy mifampitoloma aloha nareo dahy zanaka spaniards ireo ka!
16. ftma ( 11/04/2007 20:59)
ikaretsaka: ka raha misy maratra eo de ahoana?
iza @nareo no milaza fa tsara azy no mbola manoratra iza kosa no milaza fa tokony tsy manoratra intsony izy??
aleo izy mba hanoratra fa misy antony raha toa manoratra eto ko, aza vakiana fotsiny izay soratany rehefa mahasosotra anareo e :wink: tsoriko fa za draidray vao mba mamaky izay soratan'i salmo1, tsy ny azy irery fa rehefa tsy manintona ahy ilay sujet de tsy mamaky aho.
17. cutie ( 11/04/2007 23:12)
:-D:-D:-D:-D:-D
in aza no lazaiko eto moa, fa za refa mahita ny dinikay i salmo tonga de :-D:-D:-D:-D foana e :-D
tohizo foana ry salmo a , ze reraka alou :-D:-D:-D:-D
18. ikaretsaka ( 11/04/2007 23:37)
Aino> tsy ny adala no adala fa izay mora adalain'ny adala!
19. xxx ( 12/04/2007 08:29)
tsy ny adala no adala fa izay kizitinjitina sy miady vitana @ adala
20. fasaly ( 12/04/2007 08:31)
hummmm koboko ndray io xxx :-D:-D aleo miafina less amzay tsy ho bedesin'i oul tsony a!:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4883