mbola salmo1 ihany
22. kelly13
(
12/04/2007 09:30)
aino>aleo kosa izy hanoratra fa demokrasia nge zao e! :°) d ze t himé @ dinika ataony d mimé d ze tsy t himé d tsy mimé :°) (izy mantsy te hampimé des fois)
23. Aino
(
12/04/2007 13:20)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 11-04-2007 20:11:40izaho anky mipetraka fotsony aty fa mbola zanaka gasy be izao hoa!! gasy ihany gasy hatrany!!
Lohateny : Re : mbola salmo1 ihany
hummmm! miady ndray ny samy zanaka espagnole an!
24. Aino
(
12/04/2007 13:20)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 12-04-2007 01:37:28raha indray mande anie tsy olana fa matetika laotra!!
Lohateny : Re : mbola salmo1 ihany
Aino> tsy ny adala no adala fa izay mora adalain'ny adala
26. Aino
(
15/04/2007 07:34)
XXX TSY MISY BLEME NY ANORATANY fa tokony tsy hasiana any hireny rediredy be dia be hireny!!! akamako aty io ko inn no asiako blem ny @ izany eh!;-)
27. fasaly
(
15/04/2007 07:43)
aino: ieny aky a! gasy ihany gasy hatrany fa mbo manàla anjy aho e!:-P:wink:
28. salmo1
(
15/04/2007 08:11)
Aino:Fa izaho anga mirediredy ry Aino:?: Amin'iza:?:
TSY MISY BLEME NY ANORATANY fa tokony tsy hasiana any hireny rediredy be dia be hireny!!!
