Tetsy sy Teroa

41. cutie ( 12/04/2007 22:58)
Mpandefa : kiranil [ Valio ] 13-04-2007 00:43:27
Lohateny : Re : Tetsy sy Teroa
misy mila an'io lavalava io foana any ho any, fa tsy taitra ela..

Ilay ligne 2 dia fananihaniana ny zavatra voalaza eo ambony no fampiasana azy, ..

tsy maintsy misy ireto foana::

isak'izay mandeha..

sa izay angamba ilay "mihomehy tany vaky" aminy..

mba gaga za tsy namoiarahina baiboly le tsikera :-D
42. ikaretsaka ( 13/04/2007 12:37)
Mba milaza tsotra ny hitany ataon'i xxx1 izay miharihary ato i xxx2 dia lazain'i xxx1 fa mananihany, gaga sy faly i xxx2 avy eo fa mba nahita xxx1 niala tampoka tamin'ny fomba mahazatra azy dia lazain'i xxx1 fa mihomehy tany vaky indray !

tsy miala lavitra...etsy sy etoa ihany! zava misy zava misy!
43. ikaretsaka ( 14/04/2007 23:01)
faly ery i xxx1 manao ankamatatra sy misikotra an'i xxx2 na efa fantatra izao aza i xx1 hoe iza sy ny zavatra teneniny , miteny i xxx2 hoe efa tratra fa mivoaha amin'izay dia hozizy i xxx1 hoe misy herimiafina indray i xxx3 mitsikilo xxx
44. ikaretsaka ( 16/04/2007 20:05)
tetsy sy teto ihany...
Faly ery i xxx1 rehefa mampitahotra @ farandro e... 666 e. na fantany aza fa tsy mety izany fa fika hahazoana kil fotsiny, Rehefa ampiasain'i xxx2 amin'izay ary ny hevitr'i xxx1 hanaovany somonga matematika na mba mananatra i xxx2 fa tsy mety izany dia ...(eo isika izao...miandry izay avoakan'i xxx1..)

Dia rehefa ho tampina ny daomy de mody hoy i xxx1 hoe:

xxx:
Kanefa anie dia eto @ site-n'ny xxx1 i xxx2 no mamoaka an'izany toetra ratsiny rehetra izany é. Raha ohatra moa ka nitsimbadika ny rasa ka tany amin-dry zareo xxx2 no nanao toy izao ny xxx1
45. cutie ( 17/04/2007 04:21)
efa tampina be ny daomy ry Ikaretsaka a:-D, sao de hahazo an'ito eto fa ataovy :-D
Rehefa misy mitsikera an'i xxx1 dia lazainy fa "Manenjika an'i Kristy", fa rehefa mitsikera an'i xxx2 i xxx1 dia lazain'i xxx1 fa "tsy mitsara fa milaza ny marina".
46. majesty ( 17/04/2007 05:02)
pissoa:zay fotsiny ve :D:P:P
47. pissoa ( 17/04/2007 06:29)
ka ny voasoratra eto aza aza tsy voavakinao akory :wink::-D:-D:-D

pissoa 12-04-2007 19:28:12:
Fa aoka izay fa lazain'i lap fa manao victime njay rehefa "milaza ny marina" fa tsy manenjika tampoka =))=))=))
48. ikaretsaka ( 17/04/2007 15:46)
hay niova hoe victime tampoka ndray? o lehiretsy:roll:
49. majesty ( 19/04/2007 05:10)
pissoa:alefaso foana aloha fa fanehoan-kevitra ny eto fa tsy misy resaka victime zany :D
50. ikaretsaka ( 19/04/2007 13:16)
majesty> mba mi contribue koa re nareo amin'izay hitanareo tetsy sy teroa fa tsy mihazohazo eo fotsiny e:wink:
51. Rasiligaoma ( 30/04/2007 16:23)
majesty tsy nanao contribution akory.

raha milaza ny tsy mety ao amin'ny fiangonan'i xx2 i xx1 dia manaiky xx2 hoe misy tsy mety io ary havaozina tsikelikely ary dia hita fa mihavao tokoa.

fa raha misy tsy mety ao @ fiangonan'i xx1 ka tenenin'i xx3 dia tsy misy hevitra mihitsy fa disadisa sy romoromo foana dia farany lasa i xx3 avy eo manao ny fiangonany manokana... avy eo izy mitady kil ao @ fiangonan'i xx2:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0565