Ilay vehivevy Janga mitaingina bibidia
61. ikaretsaka
(
16/04/2007 12:16)
lapino: ka eo indrindra isika izao: jereo ny resak'i pissoa ary.... le hoe rehefa an'iza no miteny de arakan'ny fanahy de rehefa an'iza no tsy arakan'ny fanahy!?:wink:
efa nisy niteny teto io hoe alohan'ny hanakianana zavatra 1 dia fantaro aloha ny momba ilay zavatra: izany hoe fantaro aloha hoe inona ny antony anaovana solaloha sy hijolohana rebareba ho an'ny moines fa ny anao ny antony aza tsy fantatrao akory;;:roll:
dia rehefa tsy fantatra dia anontaniana ny mahalala sy mahafantatra..
Za sy nathie86 zao io tsy mahay ny an'ny Fjkm dia anontanianay!
Ilay anarana sy fanampiny toa ilaina ihany foana ka.. marina fa raha Ikoto no fiantsoana anao dia tsy hoe ikoto fotsiny akory ny anaran'ingahy koto
fa mety Rakoto jean na rakoto paul na rakotonirina
I jesoa aza ange nisy anarana sy fanampiny e...
anarana : jesoa, fanampiny Kristy.
anarana, Simona, fanampiny petera...
anarana Paoly, fanampiny Avy any Tarsiosy
dia toy izany koa
anarana: Kristianina,
fanampiny ..katolika
sns sns

62. lapino
(
16/04/2007 12:36)
Ikaretsaka:Rehefa tsy ilay olona no miteny fa ny Fanahy ao anatiny. Ny ahafantarana azy avy ety ivelany angamba no tianareo hanontaniana ? Efa nisy valiny kosa angamba io fanontaniana io :
ka eo indrindra isika izao: jereo ny resak'i pissoa ary.... le hoe rehefa an'iza no miteny de arakan'ny fanahy de rehefa an'iza no tsy arakan'ny fanahy!?
- ny Fanahy Masina (raha ao aminao Izy) no mampahafantatra
- raha tsy izany dia misy famantarana omen'ny baiboly : Galatiana.5:22-...
63. pissoa
(
16/04/2007 18:54)
xxx :
Tsy valiko intsony angamba ilay resaka vehivavy janga ... toa mirona fotsiny amin'ny "fampitahorana amin'ny fitsarana" sisa mantsy ilay andalana notsongaina ... Saingy tsy mandaitra aty ny zavatra toy ireny :wink:
Havaozina ve ny Fiangonana Katolika ? Misaotra amin'ny hevitra.
Valiny :
Mihavao ny Fiangonana Katolika, ary mihavao isan'andro. Raha tsy ao ianao dia tsy mahafantatra izay mitranga ao fa ny be resaka ety ivelany fotsiny no tena talenta :-P Ny an'ny Eglizy Katolika mantsy dia ny zanany tsirairay mihitsy no ampianariny hiavao isan'andro.
Hevitra ho anao : havaozy ny fiangonanao e ! Havaozy fa aza avela hisaratsaraka isaky ny misy okazion toy io (Oops, sa sao lasa fiangonana lehibe :-D:-D:-D). Dia ampianaro hifantoka kokoa amin'i Kristy ny "Kristianina" fa tsy amin'i Papa sy ny tariny fotsiny --- :-D:-D:-D
Tywa : :-D:-D:-D
xxx:
Vhv janga moa no resaka eto ka tsara raha mba fantatrao avy ny hanjo azy ; Apokalipsy 19/2: fa marina sy mahitsy ny fitsarana ataony fa nitsara ilay vhv janga lehibe Izy , dia ilay nandoto ny tany t@ fijangajangany , ary namaly azy noho ny ran'ny mpanompony izay nalatsaky ny tanany
Apokalipsy 18/ 4 ary nahare feo iray avy any andanitra aho nanao hoe : miala aminy ianareo ry oloko mba tsy hiombonanareo ota aminy ary mba tsy hihahazo anareo ny loza izay hanjoa azy . Koa raha olon'i Kiristy marina ve ianao o!
Dia mazotoa aza mitoetra ao e! fa misy hevitra kely ihany ity za tsy manao hoe miala tao de avy aty @ nay fa teneno ny filohanareo hoe tsara avoizina ny eglizintsika
Tsy valiko intsony angamba ilay resaka vehivavy janga ... toa mirona fotsiny amin'ny "fampitahorana amin'ny fitsarana" sisa mantsy ilay andalana notsongaina ... Saingy tsy mandaitra aty ny zavatra toy ireny :wink:
Havaozina ve ny Fiangonana Katolika ? Misaotra amin'ny hevitra.
Valiny :
Mihavao ny Fiangonana Katolika, ary mihavao isan'andro. Raha tsy ao ianao dia tsy mahafantatra izay mitranga ao fa ny be resaka ety ivelany fotsiny no tena talenta :-P Ny an'ny Eglizy Katolika mantsy dia ny zanany tsirairay mihitsy no ampianariny hiavao isan'andro.
Hevitra ho anao : havaozy ny fiangonanao e ! Havaozy fa aza avela hisaratsaraka isaky ny misy okazion toy io (Oops, sa sao lasa fiangonana lehibe :-D:-D:-D). Dia ampianaro hifantoka kokoa amin'i Kristy ny "Kristianina" fa tsy amin'i Papa sy ny tariny fotsiny --- :-D:-D:-D
Tywa : :-D:-D:-D
65. tsiafoi1
(
23/04/2007 11:05)
\"Ny tenin\'Andriamanitra dia toy ny sabatra roa lela, ka manindrona hatrany @\'ny ati-fanahy, ka mampisaraka ny tonony sy vaniny...\"
Raha mahatsiaro voatsindrona am-po isika ka manaintaina sy mikoropaka noho ny Tenin\'ny Soratra Masina dia mandiniha tena lalina, fa aza manohitra be fahatany.
\"Fa velona sy mahery ny Tenin\'Andriamanitra, Ary aoka tsy ho menatra ny filazantsara isika, satria herin\'Andriamanitra ho famonjena izay rehetra mino izany Rom 1/16

66. majesty
(
25/04/2007 05:59)
hoy ikaretsaka:
Tsy dia azokazon'ny saiko loatra ny fanononana hoe Kristiana katolika,na kristiana protestanta,na hoe Kristiana batista,Kristiana Jesosy Mamonjy sns,fa angah tsy ampy fotsiny ilay hoe Kristiana araka ny voalaza hoe "fa Iray ihany Izy rehetra ...";"ny finoana dia iray,ny batisa dia iray,ary fanahy iray ihany no miasa amin'izy rehetra" sns,ny fahazoako anio mantsy dia hoe kristiana katolika hafa,dia ny kristiana pretestanta hafa,sa le Kristy koa misy hoe Kristian'ny Pentekostista,dia misy Kristian'ny Advantista.

67. Rasiligaoma
(
30/04/2007 15:25)
mety io ry majesty an.. amiko koa aloha e.
ny akanjo mantsy aza misy hoe ity kilaoty dia ity satroka dia ity pataloha! marina
ny hoe kilaoty dia akanjo, ny satroka dia akanjo> samy vita @ lamba ihany, sns...
sa sanatria ho lasa hoe silipo koa no ataonao sarondoha ?? ko samy akanjo ko!:-D
fianarana aza misy hoe ity francais , ity physique,
finoana koa amiko misy an'izany! t@ andron'ny baiboly aza dia efa nisy ny hoe kristianina tany Roma sy ny tany Tesalonia:-D