Ilay vehivevy Janga mitaingina bibidia
21. ikaretsaka
(
11/04/2007 18:49)
piste:
Ny amintinako azy dia azo zaraina roa eto ny karazan'ny olona extrémiste : ieo milaza azy ho athée ary ireo secte milaza azy ho manana ny marina.
Ny itovizan'ireo dia samy milaza ny tenany ho marina ary tia manafoaka sy manaratsy ny hafa.
ka izao anie e.. efa fantany fa tsy mahazo kil raha tsy manaratsy ny hafa..(realité des choses indray io)
resaka bizinesy sy mercantile io raha io. dia ataony an'izany koa ilay finoana
22. LazaDaddy
(
11/04/2007 20:55)
lapino> misaotra anao nitondra sy nanazava ny mety ho fipetrany hoe "chronologie" fa mamporisika handalina bebe kokoa.
Fanamarihana: ny adihevitra napetraka dia sady tsy misy "hypothese" no tsy misy "conclusion" fa fanontaniana fitiavana hianatra sy handalina ny Soratra Masina. Raha ny fianarana ny Soratra masina no mahatafitohina ny hafa dia miala tsiny amin'izy ireo, izay mahatsiaro tena ho "ratsy", fa tsy misy fiheverana fanaratsiana ny hafa na fanatsarana na fiarovan-tena ny adihevitra mipetraka.

23. ikaretsaka
(
11/04/2007 20:59)
LD> ka ny soratra masina tsy enakenarana fotsiny fa jerena koa ny reality raha hianatra ihany..
lasa variana "misidina" any ambony any fotsiny

25. piste
(
11/04/2007 21:47)
Ny Pbl ny secte ihany koa dia noho izy ireo tsy dia nandia fianarana firy dia lasa tery saina hany ka tsy afaka mandinika na mamakafaka hevitra loatra fa fankahalana ny azy mandeha voalohany.Izay fahateren'ny sainy izay anefa vao mainka mambotry ny sain'izy ireo. Dia izay koa moa ny tetika hisintonany olona : diabolisé-na ny efa anananao dia hatsaraina ny azy.
Hono ho aho ry LD iza no anaran'ilay exegète nahazoanao io hevitra io ?

26. LazaDaddy
(
11/04/2007 22:35)
piste:piste> Ny PhD MSc BEng Hons ve izany raha araka io hevitrao io dia TSY secte? I Petera sy Mosesy sy Davida sy ny mpaminany maro izany dia secte tokoa? :)
Ny Pbl ny secte ihany koa dia noho izy ireo tsy dia nandia fianarana firy
27. ikaretsaka
(
11/04/2007 23:06)
tsy notohizany ilay izy... fa fianarana momban'ny Theology no tian'i Piste lazaina..
I petera sy mosesy sy i davida exeptions satria ireny "nahita":wink:

31. cutie
(
12/04/2007 00:42)
Ary ravehivavy dia nitafy lamba volomparasy sy jaky ary niravaka volamena sy vato soa ary pèrila sady nitana kapoaka volamena teny an-tànany, feno zava-betaveta, dia ny zava-maloto momba ny fijangajangany." Apokalipsy 17:4
inona ny sarisary tonga ao an-tsainareo momba io lamba volomparasy sy kapoaka volamena io?
menarana =eva=adama=paoma :-D
32. lapino
(
12/04/2007 07:48)
piste:Dia tahaka an'ireo milaza azy ho tsy extremiste ihany, ary tia manafoaka sy manaratsy ny lazainy fa extremiste.
Ny itovizan'ireo dia samy milaza ny tenany ho marina ary tia manafoaka sy manaratsy ny hafa.
ikaretsaka:Hitady kil ho ana fiangonana ve moa sa hitady kil ho an'ny Tompo ?
ka izao anie e.. efa fantany fa tsy mahazo kil raha tsy manaratsy ny hafa..(realité des choses indray io)
resaka bizinesy sy mercantile io raha io. dia ataony an'izany koa ilay finoana
33. xxx
(
12/04/2007 10:17)
pissoa:
xxx:
Aleo tonga dia tsorina rakaretsaka fa ny fijangajangana dia tsy hoe ny fampirafesanao @ vehivavy roa samihafa ihany fa ao koa ny fijangana ara-pinoana a! dinio fa ilay vehivavy janga dia mino ATRA maro be fa tsy iray de atambany ao aby izao fomba fivavahana hafa izao ohatra : ny kristiana t@ andron'i Jesosy ve nampiasa saple , nanao sary vongana , nihinana kisoa ... mbola maro fa sao tsy zakanao
ny Kristianina tamin'ny andron'i Jesosy ve nampiasa BAIBOLY ? Nampiasa Internet ? Nampiasa Fihirana teny Gasy ? Nampiasa Tape na MP3 player ... Mbola betsaka fa sao tsy zakanao.
:-D:-D inona ary no hifandraisan'ireo zavatra nolazainao ireo sy ny sarivongan'i Maria masindahy Paoly , Joany sy ny karazany , sa ireny ny anao no fitaovana hifandraisana @ ilay Adrtareo ?
34. lapino
(
12/04/2007 11:04)
piste:
Ny Pbl ny secte ihany koa dia noho izy ireo tsy dia nandia fianarana firy dia lasa tery saina hany ka tsy afaka mandinika na mamakafaka hevitra loatra fa fankahalana ny azy mandeha voalohany.Izay fahateren'ny sainy izay anefa vao mainka mambotry ny sain'izy ireo. Dia izay koa moa ny tetika hisintonany olona : diabolisé-na ny efa anananao dia hatsaraina ny azy.
I piste ve tsy mahita fa :
- Ny secte dia ny fankahalana azy no lasa aloha foana. Ka rehefa secte dia hala, ary rehefa hala dia secte ?
- tsy fahateren-tsaina daholo izany ?
35. ikaretsaka
(
12/04/2007 12:19)
zahako tary ambony tary:
ka izao anie e.. efa fantany fa tsy mahazo kil raha tsy manaratsy ny hafa..(realité des choses indray io)
resaka bizinesy sy mercantile io raha io. dia ataony an'izany koa ilay finoana
lapino:
Hitady kil ho ana fiangonana ve moa sa hitady kil ho an'ny Tompo ?
Raha ny zava misy sy fahita amin'ny fiainana andavanandro anefa no jerena
dia ilay kil matetika dia efa tao amin'ny Tompo tamin'ny alalana fiangonana 1, no tadiaviny sitonina ho any amin'ny fiangonany!
--->tsy azo atao intsony hoe ho an'ny tompo loatra izy @ io cas io!
36. ikaretsaka
(
12/04/2007 12:44)
xxx:
:-D:-D inona ary no hifandraisan'ireo zavatra nolazainao ireo sy ny sarivongan'i Maria masindahy Paoly , Joany sy ny karazany , sa ireny ny anao no fitaovana hifandraisana @ ilay Adrtareo ?
natao mba ho aide memoire ireny ka .. amin'ilay resaka sarisary
ny mpiangona tsy voatery lalandava hoe hahay hamaky teny sy hanoratra aloha, na hahay manao net sy mahay mihaino Mp3 fa samy zanak'andriamanitra aby na ny tsy mahay aza
..
fa aminareo mila mahay mamaky teny sy manoratra manko aloha vao mahay mamaky baiboly...
Ny azy mijery ireny sary ireny dia voatantara aminy sy tadidiny ny baiboly rehetra na izay notantarain'i mompera azy
mijery ilay sary (pietà ohatra) izy dia tadidiny i maria sy ny fahoriany , mijery ny sary nataon'i Michel Ange dia tadidiny ny naharian'andriamanitra izao tontolo izao. sakafo farany, ny lalana nolalovan'i jesoa tamin'ny nijaliany sns...
fa tsy mbola hikaroka ao anaty kitapo aloha hoe nankaiza ny baiboliko teo...
Mijery ny sarin'i Jean paul2 izy na masindahy piera na ireo olomasina samihafa isankarazany, dia tadidiny ny fiainan'ireny sy ny nataony ho an'Andriamanitra sy ny olona .. dia manampy azy hiezaka hampitovy fiainana amin'ireny na hanao tsaratsara kokoa noho ireny aza!
"Raha eo ny baiboliko tsara... raha tsy ao, tsy maninona .. satria ireo manodidina ahy dia efa baiboly mivelatra"!
38. lapino
(
12/04/2007 17:14)
Ika >
Ary raha ohatra ka misy olona tamy dia miteny :
- Ao amin'ny Tompo marina tokoa ve ianareo ? (valio ao am-po)
- Tena miaina araka ny Fitiavany tokoa ve ianareo ?
- sns ...
--> kil ho an'ny Tompo izay
Ary raha misy olona mahita fa misy fitaka ny fiangonana iray (mety ho sekta io, mety ho tsy sekta), ka miteny izany amin'ny mpikambana ao amin'ilay fiangonana izy.
--> kil ho an'ny Tompo izay
Ilay tranga faharoa angamba no mateti-pitranga (na tsy tena hoe mateti-pitranga kokoa, fa mahatohina kokoa dia manintona attention kokoa). Dia io no tenenin'i Ika.
Raha jerena mifamaly io, ny iray mihevitra/milaza fa milaza ny tsy mety, ny iray mihevitra/milaza fa voaenjika.
- Possible anefa, tena mpamitaka sy mpanodinkodina ilay miteny (tena misy izany, tena misy ny faux miracles e, ..., misy aza ny miracles, faminaniana, teny amin'ny teny tsy fantatra, sns ... kanefa avy amin'ny demonia)
- Possible koa ilay tenenina tena ao anatin'ny fahadisoana sy fahaverezan-dalana tokoa. Mamon'ny divain'ny fijangajangany ozizy ny apokalypsy izay.
Aiza anefa no réference hilazana fa ilay miteny na ilay tenenina no diso na marina ? :idea::idea:

39. ikaretsaka
(
12/04/2007 19:59)
lapino
Dia ny mahagaga fa rehefa voavalin'ilay anontaniana -am po hoe ENY aby ny valin'ireo dia mbola mi insiste ihany ilay manontany.:roll:
1)ny mateti-pitranga amin'io dia... tokony ho ny fiangonany aloha no jereny heo mety ve ny azy izay vao mijery ny hafa. raha tany ka 1 fiangonana ry zareo dia miara mandinin-tena hoe tena izany tokoa ve?... fa raha samihafa fiangonana izy de bizinesy izay! tokony mba hijery ny tenany koa manko aloha ilay niteny raha samihafa fiangonana. satria matetika izy ireny dia na ny tenany aza tsy hitany, ilay hafa ahitany fitaka tsy hainy tsara akory ny momba azy, de mihazohazo eo
2)raha tena tany very: ohatra hoe any @ olona tsy mbola nino mihitsy ianao no mandeha mamafy dia ie! mandehana dia mitoria! Iasao ny tany, amboleo ny voa , afafazo ny finoana, atsangano ny fiangonana, ny sekoly, ny centre social, sns.. mazotoa!
fa raha any @ tany efa voavoly katsaka no mbola volenao mangahazo dia tsy mety kosa fa vao mainka mihena ny vokatra:wink:
na tsy nilahatra tsara aza ny katsaka namboleny, araka ny fahitanao azy... aza miteny intsony.. avelao haniry toy izay hongotana indray!
ny vokatra no aoka hitsara!

40. xxx
(
13/04/2007 16:56)
Marina mihitsy izay an'i karetsaka zay , ka raha jerena ila vehivavy janga voalaza ao anaty baiboly dia vehivavy lehibe fa tsy kely , ka ny vehivavy dia fiangonana , ka iza ary no fiangonana lehibe indrindra ary eken'ny firenena na kely na lehibe erantany e!