gasy ve ireo tsy miteny gasy

41. soanja ( 08/04/2007 00:11)
Ny teny gasy no mahagasy ny Malagasy satria amin'io ny ankamaroan'ny kolontsaina no mifindra sy miaina.
Ny vazaha miteny gasy dia azo lazaina ho gasy ihany rehefa hainy ny mampiseho izany teny izany amin'ny fihetsiky ny gasy andavanandro.
Zany hoe raha gasy tsy miteny gasy izy dia gasy tapAtapany saingy tsy midika hoe tsy gasy izy satria ao aminy ny ra gasy.
Ny fahatsapanao anefa fa miezaka izy hianatra ny teniny no hany ilazanao fa mbola mitazona ny mahagasy sy mandala ny mahagasy azy izy amin'izany satria betsaka mantsy ny seho tsy fidiny mety tsy nahafahany miteny gasy.
Ezaka ny fiainana ary misy fanombohany hatrany ny zava-drehetra. Raha mahita gasy tsy miteny gasy ianao dia teneno izy hoe afaka mampinatra azy teningasy ianao raha vonona izy hianatra.
Aza ariana ny tenindrazana n'aiza n'aiza misy anao.
Saingy fehezo kosa ny an'ny hafa!
42. paris10 ( 08/04/2007 18:32)
zà manana zafikely mahazo teny gasy fa tsy miteny gasy,vao mivoaka ny trano dia teny vazaha dolo zay iresahana,fa dia mamerina zay teny henony eo izy an! vao 2taona io zafikeliko io
43. pissoa ( 08/04/2007 21:54)
Stretch:

fa efa eo am zay resaka zay ihany tsika de ny ahy ndray ty ny tena maha solitika ahy refa miresaka am reo gasy efa nipetraka ela taty an dafy za mo GVT :-D fôna e !
miresaka miresaka eo de tsisy farany ny hoe : inn mou zao am tena gasy ?:evil:

kiiii :oops: izaho aloha mpanao an'io na dia tsy mbola ela koa aza no niala tany Dago e ! na amin'ny teny gasy na amin'ny teny frantsay antaniko daholo ! ka tsy tadidiko aza ilay ny dikany indraindray satria tsy miasa amiko isan'andro ka inona, tsy hanontaniko ? :-D:-D:-D
44. pissoa ( 08/04/2007 21:56)
xxx :-D:-D:-D:-D:-D
45. Vahinala ( 08/04/2007 22:14)
Misy koa ange ndraindray teny anakiray ohatra hainao ny filaza azy am teny frantsay fa tsy hita izay handikana azy am teny malagasy na koa tsy hay ny manazava azy, za koa matetika voan'io nefa aza za tsy mbola nipetraka hoe tena ela be tany Frantsa akory:oops:

paris10 > Efa tsara zany fa tohizo ny fampianarana azy, avelao ny ankizy ahalala ny tenindrazana e !:wink:
46. ikaretsaka ( 09/04/2007 02:41)
ny ahy ny tena mahamenatra anahy mafy rehefa aty dia ny mijery Amerikanina nanao peace corps na niasa tany Madagasikara miteny gasy be. dia eo akaikiny misy Gasy tsy mahay miteny gasy.
47. Solitikabe ( 09/04/2007 03:19)
O Lakoto, O Lakoto
Ny Sinoa mipetaka ela eto Madagasikala, na mipetaka ela any Amelika. Aly malo be no telaka any fa mahay miteny Sinoa daholo, zaey Lakoto.
Fa Teibe Lakoto ny Gasy fa mipetaka dimy taona any an-dafy de miteny fa ty mahay teny Gasy.
Aly ny Gasy telaka ivelan'i Madagasikala Lakoto betaka mihintsy no ty Gasy intony. Fa hoe tena ty misy tombony hono ny manana nasionalite Malagasy. Tena teibe Lakoto.
48. cutie ( 09/04/2007 03:25)
Mpandefa : Solitikabe [ Valio ] 09-04-2007 05:19:45
Lohateny : Re : gasy ve ireo tsy miteny gasy
O Lakoto, O Lakoto
Ny Sinoa mipetaka ela eto Madagasikala, na mipetaka ela any Amelika. Aly malo be no telaka any fa mahay miteny Sinoa daholo, zaey Lakoto.
Fa Teibe Lakoto ny Gasy fa mipetaka dimy taona any an-dafy de miteny fa ty mahay teny Gasy.
Aly ny Gasy telaka ivelan'i Madagasikala Lakoto betaka mihintsy no ty Gasy intony. Fa hoe tena ty misy tombony hono ny manana nasionalite Malagasy. Tena teibe Lakoto

:-D:-D:-D:-D:-D:-D
49. Vahinala ( 09/04/2007 09:09)
solitikabe > O Lakoto fiteny avy aiza moa zany fiteninao zany, mbo ampianaro izahay !:-D:-D:-D
50. soanja ( 10/04/2007 06:17)
Solitikabe:

O Lakoto, O Lakoto
Ny Sinoa mipetaka ela eto Madagasikala, na mipetaka ela any Amelika. Aly malo be no telaka any fa mahay miteny Sinoa daholo, zaey Lakoto.
Fa Teibe Lakoto ny Gasy fa mipetaka dimy taona any an-dafy de miteny fa ty mahay teny Gasy.
Aly ny Gasy telaka ivelan'i Madagasikala Lakoto betaka mihintsy no ty Gasy intony. Fa hoe tena ty misy tombony hono ny manana nasionalite Malagasy. Tena teibe Lakoto.


=))=))=))=))


51. booboo ( 10/04/2007 09:57)
:-D:-D:-D:-D:-D
ary elà zany lessssss tena mahey mitennnn gachhhh tsarrrrr lessssssss
52. xxx ( 10/04/2007 13:40)
Ny ahy izao fotsiny : rehefa tsy te hiteny izy dia aza terena e, io no maika maha-romotra azy tsy te hiteny. Tsy misy lalàna izany fa volonté tsotra , aza atao pbm be sy asiana philosophie be fa rehefa tsy miteny izy fa tsy te hiteny dia aleo tsy hiteny.

Izay te-hiteny nareo nefa tsy mahay dia mianàra, izay te-hiteny nefa mahay koa dia mitenena

53. sakaizakely ( 10/04/2007 17:33)
:(
ze compran pas di tout se ke vou rakonté
pouvai-vou traduir en fransé silvou plé ?8-)
54. Stretch ( 10/04/2007 18:34)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Messages/hrlt.gif[/IMG]
55. Fiffi ( 10/04/2007 18:56)
zah aloha de tsy hitako zay blèm am-zany eh ! raha tsy te-hiteny ve ny olona de ho forcéna de tsikeraina avy eo ? shhhhhhhhhhhhh
56. paris10 ( 10/04/2007 20:06)
satry ny ahaizana teny gasy fa sarotra ihany raha mipetraka any ivelany an!fa misy niece zay vao 4taona izy no niala dago fa sady miteny frantsay, anglisy, gasy,mihira no manoratra @ teny gasy an!any canada izy no mipetraka.
57. sakaizakely ( 10/04/2007 20:07)
mety koa ange tsy te hiresaka aminao izy dia mamorona e ! Saintsaino ihany :roll:

Za ohatra rehefa tsy te hiresaka @ olona dia mody manao LSF (langue de signe) hoe marenina fa tena efikasy an :-D :-D :-D
58. booboo ( 10/04/2007 20:51)
:-D
59. LazaDaddy ( 11/04/2007 00:35)
chui malgache mais je parle Malay: saya sangat kacak!

Zeu tch fal mboutssn =))
60. Solitikabe ( 17/04/2007 05:20)
Entiko amin'ny an'ny Sinoa ity Rakoto an, tsy misy Ra fa La daholo.
Tena nisy ity Lakoto aly efa nenako tany Bloksela an.
Sipa loa Lakoto niletaka teo amin'ny tokotanin-tekoly. Niteny Gasy mile be mihinty. De henoko Lakoto ilay letaka fa za hampanao confelensa. De natoniko Lakoto le loa vavy nilesahako teny gasy fa tena teny flantay no namaliany ana. Sady nidita tao ampianalana izy loa.
Fa gaga be ly zaleo fa izaho ihany anefa le hampianata azy lehefa avy eo. De mody niala tsiny izy Lakoto nony nilava satia hitako le analana fa gasy. Le fampianalana moa helinando. Dia mody niangavy ly zaleo hoe mba hiala misakafo aminy hono za.
Fa za Lakoto tsy nilala. Tena sosYrop aho Lakoto. Dia nisy fiangaviana avy eo Lakoto hoe tokony mba mamonjy ny fialaha-mivavaky ny Gasy any Bloksela hono ho fandaisana ahy. Fa tsy nandeha aho Lakoto.
Ka diso ve aho sa ahoana hoy naleo Lakoto?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2127