gasy ve ireo tsy miteny gasy

21. lanissa ( 05/04/2007 18:57)
mbô tsy rariny kosa zany ry sitlo a, de hanopa ve letsy zany? olona tsy naninona anao akory?
22. sitlo ( 05/04/2007 19:40)
dia amin'izay hita hoe tsy mahay teny gasy sa mody fanina :idea:
23. Fiffi ( 05/04/2007 20:13)
24. ikaretsaka ( 05/04/2007 20:54)
fa ity toa i frantsa ihany no voateny be raha ny fahitako azy .
lasa frantsay ihany no hain'ilay zaza
satria ny zaza gasy teraka sy lehibe any @ firenena sasany ankoatran'i lafrantsa toa vitsivitsy ihany ny isanjaton'ny tsy mahay teny gasy
asa hoe naninona ary!
25. Fiffi ( 05/04/2007 20:58)
asa tokoa maninona ? :roll:
26. sitlo ( 05/04/2007 20:59)
fiffi> diso ve?

ika> za mahafantatra gasy tsy teraka tany frantsa fa tsy mahay teny gasy kah. Mba miezaka mianatra ihany fa tsy mahavoa mihitsy. Manisa 1-10 no hainy amin'ny isa fa raha vao mihoatra dia mifamadibadika amzay.
27. lanissa ( 05/04/2007 21:56)
raha ny fahitako azy ndray an, raha taty ivelany no teraka ilay zaza, ao antrano ry zareo tokony miteny gasy fôna de mety hahay le zaza na de tsy hahay be aza
28. Vahinala ( 05/04/2007 21:58)
Raha amiko ndray d zao, rehefa malagasy na aiza ianao na aiza dia tsy tokony hanadino ny fitenindrazana afatsy ny hoe teraka tany ivelany izy ary lehibe tany na koa hoe zaza malagasy nefa natsangana vahiny ohatra, raha reo cas reo d tsy afaka manome tsiny ilay olona mihitsy raha tsy mahay izy, amle cas voalohany hoe mety teraka tany ivelany izy nefa malagasy ny ray na ny reny na samy malagasy dia ireo ray amndreniny ndray no diso satria tsy mba nampianatra azy.
Dommage anefa fa misy koa ireo tena mahay tsara nefa mody tsy mahay, tena fitia te hizesta tokoa na d mampahonena aza ny mieritreritra azy. Za d efa nahita sady havana akaiky cousin sy cousine ko avy am dadanay, mbola vao 5taona monja zay ry zareo no nandeha nanohy fianarana any Canada nefa d isaky ny mba tonga eto antanàna d tsy miteny malagasy mihitsy, anontaniana ry zareo hoe maninn ra mba miteny malagasy rehefa aty fa tsy efa leo ny teny vahiny ve nareo; tsy tadidinay tsony ozy zany teny malagasy izany nefa izy ireo saika isantaona d tonga manao vacances aty ary ianao miresaka aminy azony tsara fa d valiany am teny vahiny. Toy ireo ilay hoe tia eboebo satria koa efa somary toetrandry zareo ilay izy hatramzay. Za aloha ra olona manao fisainana toy izany kosa d tena omeko tsiny tanteraka sady mampalaelo ahy ilay toetra.
29. sakaizakely ( 06/04/2007 09:03)
moua je zeste pas mé je conné plu le malgachy
je conné que fransé car sa fé trè long tan que zabi tan france
ze sui prof de fransé :P
30. Vahinala ( 06/04/2007 09:21)
:-D:-D:-D
31. sakaizakely ( 06/04/2007 09:28)
vahinala> je donne dès lesson de fransé par corraispondans si sa vou zintéraisse
pas cher !
32. HESHA ( 06/04/2007 11:08)
:lol::lol::lol:

ZA GASY IANAO GASY, ... HOZY LE HIRA ZAY,
SOA IANY ZA FA TSY MIPETRAKA ANY IVELANY DE MBA TSY MILA MI GESTE
33. Vahinala ( 06/04/2007 21:28)
sakaizakely > Aoka marina:-D:-D:-D
34. bidagda ( 07/04/2007 09:08)
misaotra anareo namaly !
tafahotra ihany ny sujet ko "gasy ve ireo tsy miteny gasy" soloiko hoe "geste ve ireo tsy mety miteny gasy" dadie: 15 TAONA no teto
35. xxx ( 07/04/2007 09:28)
ty ndray hafa! nisy vazaha nisakafo tato aminay, tena vazah be blonde be , maniaque be kala fa sendra nisy tâche kely le tasse nisotrony café, tsy nihambahamba izy niteny tamiko hoe tsy nisasa angamba ny tasse nareo (en français io an!) teo ko ny zandriko t@zay, hoy aho t@ le zandriko hoe: mba mahatsiravina ko ty vozongo vavy ty zavatra kely io de imenomenomana, zay no matsiravina @reo anie. navaliny hoy nareo :"iza no lazainao matsiravina ny fitaovanareo maloto ko za no matsiravina sao averinao fa tsy azoko ny teninao" (@ teny gasy izy namaly, menamena aho ka niala tsiny zany retoà enaro ny tenintsika fa ryb zareo aza mora mahay
36. Vahinala ( 07/04/2007 13:25)
xxx > Kay tratra kosa zany enao tamin'iny ko, tena marina tokoa fa ny vahiny anie tena mora mahay an'io rehefa mianatra e !
37. sakaizakely ( 07/04/2007 13:37)
xxx> mpijoko voajoko :-D :-D :-D :-D

nisy namanay kofiboay le mbola lohamboto kely mivanitikitika @ tsy napany ireny indray tany @ metro tao Paris. Nisy olona mivady maizina be ireny teo @ seza ampitan'izy roalahy, dia fosafosainy be hoe "mbo ratsy koa reto gena mivady reto e ? Sady mainty ngizina be, marina na sarbô aza mbola fotsy ! Ary inona hono no mbo vovidin'ireto ? Oay l'ty é ! Ohatra hoe saonjo izany ? Odoïe ! Ouy e !..."

De nesoesoiny be le izy mivady efa zokinjokiny ihany.

Tsy elaelan'izay nidina ilay izy mivady, dia nanao azy roalahy hoe "azafady fa hidina eto izahay ! Nareo ve aloha sao dia omena saonjo ?"

Teo vao teramena izy m'ral sady vao maika toran'mé fa rire nerveux sisa :°) :°)
38. Vahinala ( 07/04/2007 15:37)
hahahahaha ohatry ny hitako eto ery le menatra be :-D:-D:-D:-D:-D:-D
39. Stretch ( 07/04/2007 15:50)
fa efa eo am zay resaka zay ihany tsika de ny ahy ndray ty ny tena maha solitika ahy refa miresaka am reo gasy efa nipetraka ela taty an dafy za mo GVT :-D fôna e !
miresaka miresaka eo de tsisy farany ny hoe : inn mou zao am tena gasy ?:evil:
40. Vahinala ( 07/04/2007 16:00)
:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2993