laoka
42. Vahinala
(
07/04/2007 21:54)
Efa nihinana kay ka fa tsy taty fa tamza tany frantsa, fa ts d tiako, le plat efa vita reny d afanaina fotsiny.
43. ratonga
(
07/04/2007 22:13)
atao nahandro gasy kà dé esorina @ afo ra mbola hendrakenjana fa tsy atao malemy bé, ny plat toufé tsy mamely klé
44. karinah
(
07/04/2007 23:09)
Samoana:
booboo::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Motika atondro sy hariva.
Alatsinainy : atody
talata : atody
alarobia : atody
alakamisy : atody
zomà : atody
sabotsy : atody
alahady : atody
:^):^):^)
Tohiny herinandro manaraka:
Alatsinainy: mangana
Talata: tsindrona
Alarobia: ôpitaly
Alakamisy: salle d'opération
Zoma: antso sy fampandrenesana
Sabotsy: fivoriam-pianakaviana
Alahady: vavaka farany^:^
45. Vahinala
(
08/04/2007 09:09)
ratonga > Zay anga, andraso fa andrama ndray ary e, le toufé tena marina mintsy fa tsisy tsirony to matsatso be le nofomborona.
karinah >:-D:-D:-D:-D
karinah >:-D:-D:-D:-D
46. ratonga
(
08/04/2007 12:05)
:-Dvale: alatsinainy mitsangana.... de mitohy ny tantara:-D
Vahinala: dé rovina dray lo ndroky ny ho avy fa diso fanatenana daholy t@ lé fô-dépara farany teo:wink: anôvana henamborina mlay b refa tonga
Vahinala: dé rovina dray lo ndroky ny ho avy fa diso fanatenana daholy t@ lé fô-dépara farany teo:wink: anôvana henamborina mlay b refa tonga
47. Vahinala
(
08/04/2007 12:18)
ratonga > Tena mbola tsy haiko mintsy marina e, sao za hiteny aminareo hoe amzao nefa tsy poins akory, refa misy vaovao d miteny eo ihany za fa mbola eo ampanamboarana pro mintsy, sady amzay angamba mety zay telo mianaka no miaraka fa le teo mantsy saika za rery. Tondé ataovy milay be zany le henamborona an !:wink:
49. Vahinala
(
08/04/2007 15:20)
ratonga > Miaraka am henan'olona ko ve, fa aleo tsy handrahoina an !:-D:-D:-D:-D:-D
51. Vahinala
(
08/04/2007 21:29)
ratonga [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Cligne/a_wink.gif[/IMG]