laoka

21. booboo ( 06/04/2007 16:05)
Ftma > tondé ataovy iray vilany beeeeeeeeeee reny mitsy :°):°):°):°)...hihihihihihihi
22. cutie ( 06/04/2007 19:55)
Za tsy misakafo atoandro fa tonga de hariva
latsinainy= trondro endasina
talata= spaghetti
larobia= buffalo( organic)
lakamisy = quiche
zoma=pizza
sabotsy= fried rice
lahady= ovy :-D

23. ratonga ( 07/04/2007 09:24)
cutie:

lahady= ovy :-D


misiazy ny fitsoufana ovy zany refa lahady:-D:-D:-D
24. cutie ( 07/04/2007 15:09)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
25. Stretch ( 07/04/2007 15:39)
iza no mitsoka ny an'i ratonga ?[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Rires/7.gif[/IMG]
26. ftma ( 07/04/2007 15:55)
booboo: ten hitondra ampy herindro aho ko :wink:
cutie: trondro anie hena e nga tsy vegetariana dray?
alatsinainy: lasopy gasy
Talata: hen'omby sy anana
Alarobia:ravioli
alakamisy:akoho
Zoma: trondro
Sabotsy:misy manasa misakafo de tsy fatatra :roll:
Alahady:henakisoa sy voamaina
Izay tsy lany antoandro hoanina ny alina :wink:
27. ratonga ( 07/04/2007 17:13)
Stretch:

iza no mitsoka ny an'i ratonga ?[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Rires/7.gif[/IMG]


zé mazoto dé efa isaorana mialou:-D:-D:-D
=))=))=))
28. Stretch ( 07/04/2007 17:47)
refa tsy misy kandida tonga de avy a rapitso e
:-D:-D
29. ratonga ( 07/04/2007 19:06)
:-D:-D:-Dtongava, aza misalasala é!! :miam:fouuh fouuh fouuuuuuuuuuuuuuuuuuuuh
30. cutie ( 07/04/2007 19:14)
cutie: trondro anie hena e nga tsy vegetariana dray?

non za mihinana tronfro:-D
31. cutie ( 07/04/2007 19:14)
trondro:-D
32. cutie ( 07/04/2007 19:15)
misiazy ny fitsoufana ovy zany refa lahady

mivadika ho pizza njaay aza radem koa (alahady io )
33. ratonga ( 07/04/2007 19:52)
pizza ô pôm-d-tera vé:-D:-D:-D
34. cutie ( 07/04/2007 19:55)
orera be zany koa:-D:-D:-D:-D:-D
mbola tsy haiko fa pizza fotsiny
35. Vahinala ( 07/04/2007 20:42)
Nenay klo d tsy maintsy misy vary sy ro ravimbomanga ay lasary voatabia
d ny laoka :
- latsinainy hen'omby rony sy anana miaraka am patsa mena, hariva saosisy
- talata miovaova, ndraindray totokena na nofokena kisoa
- isaka alarobia trondro, na endasina na andrahoana arakaraka
- alakamisy henakisoa sy légumes, ny hariva ovy endasina
- sabotsy atoandro riz cantonnais, hariva resto,
- alahady atoandro pâte ary ny hariva vary amin'anana sy kitoza.
36. ratonga ( 07/04/2007 20:46)
mlay kosa zany kaly any aminareo zany klé:miam::miam::lol:
37. Vahinala ( 07/04/2007 20:52)
ratonga >[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Manger/3d-sucette.gif[/IMG]


Ny akoho ndray ts atao matetika fa za tena ts tia anle poulet de chair, refa alakamisy ndraindray no ovaovaina kely d mamonjy tsena mamasina d mividy akoho gasy.
38. ratonga ( 07/04/2007 20:59)
ny akou gasy mlay an! otrin zao ny vidin le vatotr'akou reny eny an-tsena
39. Vahinala ( 07/04/2007 21:20)
ratonga > Humm efa lasa lafo be ange zao ny akou gasy e ny gana ndray aza no mora kokoa, manomboka am 25mil eo ilay mbola vatony kely reny fa ra mahavita manenija eny Sabitsy Namehana refa tsena d mahazo mora. Rehefa andro fety moa d ts laitra mintsy !
40. ratonga ( 07/04/2007 21:24)
ary ny akanga ngà lafo sa tsy misy firy reny zao no mitovitovy @ tsiron'akou gasy sa!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4454