laoka

1. apache ( 05/04/2007 06:32)
sao mba misy manana calendrier'ny laoka mandritra ny herinandro ianareo fa manahirana be le mitady laoka isan'andro. misaotra mialoha!
novalian'i cutie ny 10/04/2007 16:23
2. Fiffi ( 05/04/2007 07:25)
heu.....tsy aleo ve tsy prograména io ? satria raha prograména le izy de lasa contrainte njay koh ! ny ahy aloha de au jour le jour afatsy ny hoe tena te-ihinana zavatra hafa zah de ataoko hoe "zao no hataoko rahampitso na @ manaraka"
3. DotMG ( 05/04/2007 07:28)
Inona avy aloha no tsy hohanin'ny sektanareo?

Ny sektan'i Zandrlà zao tsy mihinana trondro (mahazo mihinana sardine @ boaty fa arak'ilay ohabolana hoe Sardine tsy mba trondro), tsy mihinana makamba.
Ny ahy indray tsy mihinana akondro (ny razambenay tany aloha be tany no mpihinana an'ireny).

Ilay hoe tsy hohanin'ny sekta izany fomba fiteny fotsiny io ilazàna izay sakafo tsy tiana fa tsy hoe tena misy sekta mandrara an'izany tokotrany.
4. meva2 ( 05/04/2007 10:12)
Bjr Apache,marina mihitsy fa indraindray tsy hita iazy atao. Tsy manana calendrier aho fa ireto misy hevitra vitsivitsy fanaoko dia jereo raha misy tianao. Misy tsotra sy haingana misy somary lavalava, arakaraky ny fotoana.

SAKAFO ATOANDRO/
- Salade verte sy échine de porc
- pâtes ( taglia na spag) au thon : endasina miaraka @ thon en boîte ny oignon, ail, gingembre dia avy eo sauter-na miaraka @ pâtes.
- salade de tomates sy steak de boeuf na steak haché.
- haricots verts sy saucisses au four
- salade miste: salade verte, tomates, oeufs, mais,betterave, chair de poulet, fromage r^pé.
- moussaka: viande hachée, aubergine, courgette...
- salade de choux, choux rouges (vinaigrette à l\'huile de noix) asiana lardons.
- poulet rôti, purée de carotte, celeris rave.

SAKAFO HARIVA:
- soupe de légumes.
- tourtes aux légumes
- tarte au fromage
- vary sosoa, poisson hendasina na au four.
- épinards sy oeufs durs
- carotte vichy sy cuisse de dinde au four.


Ireo dia arahana dessert voankazo na plus élaboré raha atoandro.
Bon ap



-
5. pissoa ( 05/04/2007 10:16)
Laoka atoandro :

Mon: karaoty (main laoka) + ovy (flirony)
Tue: cabbage (laoka) + karaoty (flirony)
Wed: trondro (laoka) + cabbage (flirony)
Thu: pitipoa (laoka) + spinach (flirony)
Fri: voamaina (laoka) + kokombra (flirony)
Sat: Ovy (laoka) + green beans (flirony)
Sun: afangaroy ao doly :°)

Nty fandrahoana ny laoka betsaka ... asio atody, hena (raha minana), dorana ao amin'ny lafaoro ...
Ny flirony koa na rarahana vinaigitra, na mayonezy ...

Refa manam-potoana sy inspiraka dia tsy manaraka calendrier :-P

mety ve ? :-D:-D:-D
6. booboo ( 05/04/2007 10:21)
Motika atondro sy hariva.

Alatsinainy : atody
talata : atody
alarobia : atody
alakamisy : atody
zomà : atody
sabotsy : atody
alahady : atody

:^):^):^)
7. booboo ( 05/04/2007 10:22)
Pissoa > "dorana @ lafaoro" ? =))=))=))=))=))=))
8. pissoa ( 05/04/2007 10:28)
booboo:

Motika atondro sy hariva.

Alatsinainy : atody
talata : atody
alarobia : atody
alakamisy : atody
zomà : atody
sabotsy : atody
alahady : atody

:^):^):^)

aza manody ny voky atody ... =))=))=))

9. kally ( 05/04/2007 15:40)
Jereo sao misy tiana ny nataoko tamin'ity herinandro lasa e:
Alats : nofon'akoho,poivrons, voatabia, courgettes natsofoka anaty lafaoro.
Talat : côte endasina sy salady
alarobia: hena baolina sy ro mazava ary lasary karôty
Alak : Hen'omby ritra sy karaoty
Zoma : Saosisy sy tsaramaso
Sabotsy: spaghetti bolognaise
Alahady :trondro natao papillottes
10. Samoana ( 05/04/2007 15:57)
booboo:

Motika atondro sy hariva.

Alatsinainy : atody
talata : atody
alarobia : atody
alakamisy : atody
zomà : atody
sabotsy : atody
alahady : atody

:^):^):^)


Tohiny herinandro manaraka:

Alatsinainy: mangana
Talata: tsindrona
Alarobia: ôpitaly
Alakamisy: salle d'opération
Zoma: antso sy fampandrenesana
Sabotsy: fivoriam-pianakaviana
Alahady: vavaka farany^:^


11. Samoana ( 05/04/2007 15:59)
kally/ alatsinainy sy zoma zà misakafo any amin-dry:wink:
12. simplex ( 05/04/2007 16:01)
kally: misaotra betsaka ^:^^:^:-*:-*
ahoana ny fanaovana an'le sabotsy sy lahady ? :P:)
13. kally ( 05/04/2007 16:47)
Samoana> Tongava fa izany hoe angaha kosa dia tsianjery be hoe ireo foana isan-kerinandro fa miovaova eo fa rehefa ho avy dia hanaovako an'ireo e!:wink:
Simplex> Lavalava be ilay fanaovana azy mibahan-toerana be sa tsy maninona?
14. ikaretsaka ( 05/04/2007 16:53)
booboo:

Motika atondro sy hariva.

Alatsinainy : atody
talata : atody
alarobia : atody
alakamisy : atody
zomà : atody
sabotsy : atody
alahady : atody

:^):^):^)


hihihi nampatsiaro anahy t@ mbola niananatra =))
fa voateny ihany ny farany hoe na hono hanimb any tontolo ihainana na hanatody ny farany:^)
15. kally ( 05/04/2007 16:54)
Ilay sauce bolognaise( ny ahy sarahiko ny hena sy voatabia) Manao sauce voatabia : tongolo notetehina madinika endasina sy karôty notetehina madinika kely koa ,rehefa mendry dia arotsaka ny voatabia 10 eo nesorina ny hodiny, dia rarahina ron'akoho iray vera(cube atao raha tsy misy tena ro) dia andrahoina @ afo malefaka antsasak'adiny mahery eo!
Dia andrahoiko indray ny toto-kena somary endasina kely tsy atao may, dia afangaro lardons kely indraindray raha misy.Rehefa vita dia afangaro amin'ilay sauce tetsy dia tanehina kely vetivety dia atao eo ambonin'ny spaghetti masaka.
Dia mazotoa!!
16. kally ( 05/04/2007 16:58)
Ilay trondro papillotte indray tsotra fotsiny sady vetivety : truite no fanaoko, nofony fotsiny dia asiana voasary makirana, dibera sy poivre ary sira dia atao anaty papier alu dia anaty lafaoro 150° dia vita afaka fahefak'adiny eo. Raha tsy misy lafaoro dia ravin'akondro atao dia atao ambony talantalana anaty vilany ohatry ny manao koba fotsiny.Asio zava-manitra be dia be miaraka aminy, azo asiana legioma koa.Dia mazotoa Simplex a!
Azafady reto fa nibahan-toerana be aho a!
17. simplex ( 05/04/2007 17:00)
kally: ary le alahady :P

plizy :°)
18. simplex ( 05/04/2007 17:01)
oops,

tsy hitako io t@ za nanokatra

oki oki misaotra eeeeeeeeeeeeeeeeeeee :-*
19. ftma ( 05/04/2007 22:00)
booboo: hivatsy sakafo za rehefa hivahiny any indray andro any sao voky atody :wink:
20. apache ( 06/04/2007 12:53)
Sôtra eeee!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1576