[quote=rhaina
amiko ny fitiavana no zavatra tsara indrindra nomena antsika olombelona ,sady tsisy mahavita tena ny tsirairay fa natao hifameno
ka noho izany dia n'inon'inona fomba nampiasaina mba nahatonga olon-droa lahy sy vavy mifankatia:tsy voasakan'ny saranga,na taona na fananana na zavatra hafa...;dia afaka mitoetra ho mahery sy matotra foana ny fitiavana raha samy manaiko ho baikon'ny fitiavana marina ny olon-droa lasa mifankatia
Raha toa ny olona tena tianao be mihintsy,mitsotra ny marina aminao fa tia olon-kafa,ankoatranao ,ka mangataka tso-drano aminao mba hisaraka tsisy romiromy na tsy arahinao alahelo?