tena fitiavana ve?

1. lanissa ( 05/04/2007 03:46)
manahoana daholo nareo, vô zao aho vô handray anjara ato @ forum

misy olondroa tsy mbola nifankahita fa nifanoratra fotsiny,t@ tchat no nifankahitana de avy eo nifandefa mel... rehefa ela ny ela de nifamboraka fitiavana.
tena fitiavana ve zany?

novalian'i rhaina ny 29/02/2008 13:20
2. dongadonga ( 05/04/2007 04:34)
fitiavana an'eritreritra mandalo fotsiny izany ,satria olona tsy mifankahita ,fa @ machine ve no miresaka ,de nohentiny santimaka de lasa mirediredy eo amboniny ordi de mifamboraka fitia
3. xxx ( 05/04/2007 05:13)
Eto ampihenona wherever you will go an\'i the calling za no mamaly anao,lol!!!!
ry zareo roa tonta ihany no tena mahafatatra we tena fitiavana le izy na tsia,après ah hoe in avy parcours nataodnry zareo après,matoa ao nge misy fitiavana mitsiry entre zareo an de mifankafatatra zareoz any na dia kely aza eh,bon aleo lo atao we tsy mbola fakahita maso fa juste we resaka mail de fon,fa io an resaka mail io ahafahana milaza ny momba momba ny tsirairay avy nge zany eh,ka refa atfiditra ao antin\'ny critère an\'ila oul ray le oul atao,de ozy we tiako ianao,de le ray ko manao an\'izay refa atfiditra ao anatin\'ny critère any,en plus nge sur fa nisy sary tao eh,efa nifankahita tare zareo na dia tsy mbola nivantana azany,mifankahita virtuel zareo de ohatar we cam mampitempo ny fo nge zany eh,mampitombo ilay fitiavana zay nianiga fotsiny tao anaty critère t@ voalohany,fa zao fotsiny no lazaiko mindry zareo roa kely ra mamaky ito zareo,we il fo bien etre sincère @zay fa ra misy ray tsy sincère ao de tsy mande le fitiavana lazainy fa fitiavana,fa zao koa ange,le ray na sincère na tsia aza ah,io sentiment io refa tena tia and e stapa ihany kao we tena tia ahy ve le oul tiako,zany hoe tsy voatery milaza hoe tia ny ray vao fatatra na tia na tsy tia fa fantatra ho azy zany,refa ohatar we tsapanao fa mangatsika zany fitiavana zany de tsy ao znay le izy,
Ary zao koa ange,ahoana moa no lazaina we tena fitiavana ny an\'ny oul roa zay mifankahita maso,satria ve we hita hoe renyf a miaraka zareo de tena misy fitiavana aoz any,aza adino koa fa tsy voatery hifankatia ny oul @ voalohany vao hiaraka an,fa misy ny miaraka tsy misy fitiavana fa aprcontre refa eny miaraka eny dia mifankalala tsikelikely dia misy sentiment mitsiry koa ao,de jerevio ary dinio stara koa fa mitovy @ fitiavan\'ny zareo zay nifankalala teo @ tchat koa zany,samy tsy nifankalala t@ voalohany fa nitsiry avy eo ny fitiavana refa nifankahalala tsikelikely,d\'ailleur za lo milaza hoe refa ny fitiavana no basé t@ fifankahalala ka nitsiry avy eo le fitiavana,mifampatsapa zareo après we tena maharary ahy ny mahazo azy zany,@zay tena hoe plus profond le sentiment ifampizarana @zay,fa za kosa anefa ah,ra zareo nifankahita sur le tchat no mijanona sur le tchat fa tsy miroso @ fifankahitana mivantana de aleo hijanona fa lany andro eo,le sentiment ange ifanmpizarana eh,ra makarary ny ray de marary koa ny ray,zany hoe refa tsy misy évolution zany le fiarahana de hifanao zay hifankarariana eo fotsiny zany de alsa hifankahala indray satria ho faty le fitiavana,samy te hifankahita nefa tsy afa manoatra ohatra de ho faty ho azy eo le fitiavana ra tsy karakaraina,fa refa manaan projet hifankahita defa bon debut zay a,de aller voir ho an\'ireo zay curieux de hahalala ny fiafarandry zareo fa erfa mifankahita de mitovy @ ilay hoe niaraka nifankahita maso,fa ny blm de zao ho any ry zareo nifakalala sur le tchat,tellment zare fony mbola tsy fakahita nivantanaan ah,defa nifankahalala ka une fois mifankahita ah ka samy tsy manao effort pr faire k ça marche bien leur relation ah,dia tena tsy mety intsony le fitiavana,alors que zareo nifankahita amso ah,na toa aza ka mbola tsy nisy fitia tena nitsiry t@ fifankahitana ah de afaka mbola manohy ny fiarahana ah,manao izay hifankahalalana bb kokoa,hisian\'ny fitsirian\'ny fiavana de matetika moa mety foana izy refa comme ça,bonne chnace ho an\'izay eo @zay lafiny arapitiavana zay eh,\"milay le mitia nefa tiana ihany koa\".
4. lanissa ( 05/04/2007 05:19)
aôna ko ry dongadonga zany fitiavana an' eritreritra mandalo zany? misy aneritreritra koa nga io fitiavana io?:lol:

5. xxx ( 05/04/2007 05:25)
ra ianao dnray le oul alzaina etsy ambony ihany we mitia oul hitanao sur le tcaht na namanaod e asaivo mifankahita ry zareo,zay ihany no ahalalana we tena fitia sa tsia le izy,tena fitia le izy ra toa ka refa fakahita ka tena tia anao marina le oula ry tena tsapanao znay fitiavany zany,sinon laisse tombé,c mieux de apsser à autre chose lol,désolé mais c comme ça koi,bon courage,
n'oublie jamais,milay le hoe:tianao le oul ary izy koa tia anao,alors là c tro bon de vivre avec,vivre sans l'amour zany nge,je sé aps lo we à koi ça ressemble eh,lol!!!ciao
6. lanissa ( 05/04/2007 05:31)
ka raha mifanalavitra be ary ny toerana misy azy e? izy samy mbola mianatra de tsy mbola afaka mihaona...de hajanona any ve zany satria toa fitiavana nofinofy?:roll:
7. xxx ( 05/04/2007 05:45)
ça depend ko lo hoe niaraka hafiriana zareo eh,ra ohatar we efa tena misy sentiment tena mipetraka ao,tena hoe sur fa ça amrche bien refa fakahita zareo dia,sur fa hety ny fiarahany,refa tena samy miezaka @ fahametezan'nilay fitiavana de sur za fa mety,bon ,fa ra ny ray ihany no miezaka fa ny ray eo eo ihany de tsy hande izy @zay
8. fasaly ( 05/04/2007 06:11)
ny fitiavana tsy voafetra amin'ny net ka!
misy ny mody hoe tia fa te hampieraka sy hampiatra ny asan'ny net fa misy tena tia kosa, fa aza mahatoky olona raha tsy hitan'ny maso e!
kanefa kosa de zao, misy tantara iray tena marina ity nitrange teto aminay vao tsy ela..
raha toy izay tantara nolazainao izay ny niseho entra sipa (sipa vaza io) sy bandy roalahy(vazà ) ihany koa izy roalahy....de nifanao fotoana hoe ho any am lay sipa hono, rehefa lasa tokoa ary ny RAD lay sipa de nafarana izy roalahy, kanjo nivadika orera fa novonoiny izy roalahy nofaiziny tao lay sipakely, ny sofina aza tena nogotany saika nihongotra tao nodarofany sns....tena gravy aloha an!
mitandrema ihany am net aloha fa misy ihany koa ny tonta kely sy ny jiolahy amitony virtuel itony:x
9. xxx ( 05/04/2007 06:15)
:lol:ka tsy voavalinao staar le tian'i lanissa ho valinao ange sa .............
10. meva2 ( 05/04/2007 07:03)
Ny eritreritro dia izao:
Ny fitiavana dia mety hiseho amin'ny endriny maro. Mino aho fa misy olona mifankatia tokoa kanefa nifankalala tamin'ny net, ary misy olona nifanojo, nifankahita maso, nifankafantatra sy niara- niaina kanefa tsy nisy fitiavana !!!!
Ny horreur sy ny jiolahy dia misy foana n'aiza n'aiza, oh efa hitantsika ny pilule du violeur, na ireo manambady juste hoan'ny assurance vie.
Ka hitantsika amin'izany fa mila tena mitandrina @ izao fotoana izao.
11. fasaly ( 05/04/2007 07:31)
xxx:

:lol:ka tsy voavalinao staar le tian'i lanissa ho valinao ange sa .............

ahhh ok!:-D:-D:-D:-D tsy voavaly marina veuh!:roll:mbo tsetsatsetsa tsy aritra ny ahy iny e! fa possible lmitsy ny fitiavana hoe mifampiresaka am net de mifandefa sary de misy fitiavana miforina kely de miaraka sur net fotsiny fa il faut voir izy raha hita maso.....mety tsy poins tampoka refa tena miaona reel fa amin'iny izy no tena hainao tsara ny aminy rehetra rehetra, donk virtuel virtuel ihany e:-P


12. booboo ( 05/04/2007 09:31)
lanisssa > fa maninona raha iainana @ tena fiainana an-davan'andro @ zay lé bla bla ifanaovanareo ambadiky ny ecran ? :roll:. Nofinofy fotsiny amiko refa mbola virtuel tsy nifana be maso zany mihitsy...hafa be mihitsy ny tena zava-misy eto an-tany ...
13. Vahinala ( 05/04/2007 09:40)
tsy afaka miteny ianao hoe tena fitiavana zany satria mbola virtuel fotsiny ny fifandraisanareo hatramzao ary ny resaka virtuel tena mamitaka fa tandremo, ny soratra soratra ihany, mety hafa ny zavatra soratana nefa mety hafa koa ny tena toetran'ilay olona en réalité. Tsy misy afatsy ny hoe mihaona aminy mivantana mintsy anga ianao zay vao afaka mahalala hoe tena mifandraika amle noeritreretinao sy araka ilay firesany ve izy sa tsia.
14. xxx ( 05/04/2007 10:00)
Efa niainako io zavatra io ary tena marina , nifanalavitra be zahay fa zao zah nafarany ary eto anilany am zao . Mifankatia be zahay.Hatao ny mariage . fa io koa arakarak'ilay ol eh! Raha tsy nisy lainga tao d mandeha io.
15. fasaly ( 05/04/2007 10:19)
xxx: milay zany kan! manja be ooooo!:-P
ny mihaina reel ihany e! sao koa hafa mitsy izy refa hita am sary e!;-) ny toetrany etsy andaniny ny fomba fombany8-)
16. booboo ( 05/04/2007 10:19)
xxx > hu hu hu ! miterà fito lahy fito vavy eeee
17. Vahinala ( 05/04/2007 11:02)
xxx > Mahafinaritra zany fa na izany aza misy ny olona sasany hafa ny zavatra lazainy anao am mel e sns nefa refa tena hitanao izy d hafa be ny toetrany tsy mifanaraka amzay akory.
18. lanissa ( 05/04/2007 18:10)
ary raha tsy vitan' ny mel fa mifampianatso koa ry zareo e, efa ela ihany mantsy zay...de mbola tsy azo atokisana iany ve le bandy sa...?
19. xxx ( 05/04/2007 18:49)
xxx> fintino
20. fasaly ( 05/04/2007 18:50)
aleo mihaona reh rah azo atao a! mifampiantso alou efa mba fantatra ny feony sy ny fomba firesany am fone efa mba dingana iray izay:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081