tena fitiavana ve?

21. Vahinala ( 05/04/2007 22:09)
lanissa > Ny mihaona mivantana ihany no tsara indrindra fa na am telefon aza ange resaka fotsiny daoly zany e, hafa mihitsy hoe hitanao ilay olona d eo ianao mahita hoe manahoana marina izy ary tsy afaka ny ahafantatra mintsy ianao hoe azo itokisana izy sa tsy ra tsy mahita azy mivantana, ny olona mihaona tsotra zao aza mbola misy tsy mifanaraka am neritreretany azy d misaraka ko.
Fa hono hoa anga lavitra be no misy anle bandy ?
22. poly ( 06/04/2007 00:13)
le bandy any canada de le sipa any dago nefa samy mbola mpianatra,mbola ny RAD en plus no miantoka zany,bon azy roa kely zany amiko zareo ihany no mahita hoe zao sy zao no itondrana azy zany,refa smay mandeha satar fotsiny ny fianarandry zareo amiko ,dison ny fiainany de hitany fa mahasambatraa zy le fiarahany de zay zany ko,azy io,refa hitany hoie manimba ve tsy hisaraka ry zareo,...à suivre
23. lanissa ( 06/04/2007 02:01)
samy mbola mianatra ry zareo ka, samy tsy misy miasa aloha, de samy tsy any dago koa anefa...
24. poly ( 06/04/2007 04:41)
ayayayayaya,sarotra ny raharaha,ra tany dago zao ny ray de tonga de mody fotsiny ny ray maka vady azy ...à suivre
25. lanissa ( 06/04/2007 05:17)
:roll: mampalahelo zany ry zareo mety ho voatanany ve zany fitiavany zany raha toaka afaka ela2 vô hifankahita?
26. xxx ( 06/04/2007 05:41)
araho amin'ny onjany eny eh
27. karinah ( 06/04/2007 09:04)
lanissa:

manahoana daholo nareo, vô zao aho vô handray anjara ato @ forum

misy olondroa tsy mbola nifankahita fa nifanoratra fotsiny,t@ tchat no nifankahitana de avy eo nifandefa mel... rehefa ela ny ela de nifamboraka fitiavana.
tena fitiavana ve zany?




... fitiavana izany kah!!, fa fitiavana tsy ara-batana(resaka physique), fa resaka toetra sy fanohanana ara-tsaina(soutien psychologique), sns...

mila mifankahità endrika , na mivantana mety2 koukou:wink:, mba hahafeno lay fitiavana:°):wink:


28. poly ( 06/04/2007 13:47)
to hoe le sipa hono hande hipetraka any aminy de le bandy hamonjy ny misy an'ilay sipa koa,juste un c roisement zany no hataony eh,lol,refa samy manao escale ao reunion zany no hifankahita de avy eo samy tsy hita,lol,aleo ho azy izany eh,refa mifankatia zareo de ampy azy zany,un jour ve zareo na efa lefy aza le fitiavana tsy hifankahita de hita eo ndray ny suite @zay,mety hilay be ndray aza ny tohiny @zay an,lasa vao maika tena samy tia be ry zareo refa mianatra mifakalala tsikelikely @zay,lol....à suivre
29. booboo ( 06/04/2007 13:59)
hafa ihany hoà ny mifanabe maso. Eo vao tena hita ny tena toetra hoe kay mpitoraka tafo tanimanga fotsiny ilay iraika na manao be lazao fotsiny :twisted:
30. vale ( 06/04/2007 14:11)
ye, marina!!
31. nikopol ( 06/04/2007 14:12)
mety maneno be kosa zany tafotanimanga voatoraka zany ry booboo a
32. poly ( 06/04/2007 15:06)
aleo ihany tafo bozaka eh sa ahoana ry lanissa,tsy laviko lo we tsy misy orany hoe efa samy mifakahita amso eh,fa zareo aza teo @ net no nifakahita ko,azo lazaina ange we zayz any no anjarandry zareo na dia mbola tsy hay aza we tena hivady marina ve ry zareo sa ahoana eh,fa manin no tsy nifankahita amso zareo fa teo @ net no nipoka le fitiavana,satria zay zany no lalana natao hoa dnry zareo,.... à suivre zany sa tria, mbola mila dingana be ny andry zareo,mbola mila mifankahita,za alo anisany hidera azy ireo refa tonga @ mariage ry zareo eh,fa tsy hanakora ko za ra saan,tria ka tsy tafa,satria samy manana ny lalany doly ny oul tsirairay,safidy doly ny fiainana eh,ra misafidy ny hijanona zareo fa fitiavana sur net marina nofinofy hoy ny mpi influence de safidy zany,aleo hoa zy ny safidy fa ra maniry ny hanoy ny fiarahana de miezaha ni hifankahita,dingana goavana be zany fa zay lalana tsy maintsy ho diavina,trop b kosa ra hoe juste miaraka sur net de avy eo hivady @ay hono eh,lol,lol...à suivre
33. poly ( 06/04/2007 15:07)
zay maharitra hono vadin'i kotokely e!!!mahareta ra mbola tsy androany ny hihaona ra tena msay tia eh,sinon samia bonne chance aza eh...ciao
34. lanissa ( 06/04/2007 16:24)
afaka mifanantena ihany zany ry zareo e?
35. Vahinala ( 06/04/2007 16:39)
lanissa:

:roll: mampalahelo zany ry zareo mety ho voatanany ve zany fitiavany zany raha toaka afaka ela2 vô hifankahita?



Miankina aminy ihany zany fa tsy afaka vinavinaina.
36. xxx ( 06/04/2007 19:41)
zahay niresaka nandritra ny 1 an d mi tel fona d miresaka 3fois par semaine d miresaka avec web cam. Zao zah aty aminy efa ho 6 mois d am 14 avril ny mariage. Tsy misy problem mintsy. Zahay samy gasy an.
37. lanissa ( 06/04/2007 20:19)
tretrika zany nareo ko:D
38. Vahinala ( 06/04/2007 20:19)
xxx > Ie ka nenao mety satria na niresaka tam phone pendant 1an aza nareo d nanao izay hifankahitana ihany alohan'ny nidirana lalina satria ianao ihany io no miteny hoe 6mois zay enao no any aminy, donc efa nahita tsara azy sy tena nahafantatra azy tsara mivantana vao hiroso am mariazy atoato.
Mavità be d mirary soa e !
39. poly ( 06/04/2007 22:19)
hummmm be zany nareo roa an,enga anie hanaraka ny atoa riana,lol,milay refa samy nitazona ny teny filamatra hoe tiako ianao eh,lol,de en fin tena samy nanaporofo fa tena tia de zao hivady zaoz any ,milay ka, kiss nareo roa zany de tokaka ravik'azo
40. booboo ( 07/04/2007 06:55)
xxx > ka nareo ange zany efa nifanabe maso izany e ! bien bien bien ! fa raha hoe mifan-damoro sy ny tariny nefa tsy nifampizaha toetra @ andavan'andro akory dia hoe hiroso @ mariage sns no hitako midona @ tamboho feno tsilo .....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0077