grille de protection
43. sitlo
(
03/04/2007 22:02)
le fasi-mainty sy ny radioactivite eh, dia ilay sambo misy produit radioactif rendrika tao koa. :°)
44. Stretch
(
03/04/2007 22:05)
eny ary e , ny fataorana ny hifanatrika amnay sy Dadah de eo be filaza eo :-D
47. sitlo
(
03/04/2007 22:27)
eo Ankorondrano akaikin'ny Cora iny,
kay tokotrany moa i Ambatondrazaka tsy mahalala an'izany
kay tokotrany moa i Ambatondrazaka tsy mahalala an'izany
49. Vahinala
(
03/04/2007 22:35)
Tena mampalahelo ny zvt toy izany, ary ny tena vao maika mampalaelo d le fanjakana toa ts d hita akory izay ataony. Mamanay mipetraka any Tamatave, nisy fotoana izy irery no tany dia nisy nanafika indray alina, ny jiro maty daholo, lasa ny télé radio, ny poketra misy ny chéquier carte bancaire, karampanondro s ze ravimbola tao anatiny, ny volamena rehetra sy izay azony nobataina, mamanay amin'io tsy mahetsika satria misy bandy 1 manampimbava azy sady manambana antsy eo am tendany, "aza mihetsika tena fa ra mihetsika eo d maty". Ny olona teo am manodidina nisy nahare saingy tsy sahy nivoaka koa fa natahotra, ny vavahady amin'io anefa mihidy gadenas be sady avo ny tamboho fa d tafiditra ihany, nanontaniana ny gardien nilaza fa tsy reany ony fa resy tory izy. Taty aoriana d nahazo appel avy tany am banky mamanay nilaza fa nisy olona 2 saika haka vola tam chèque ny ary niahiahy ry zareo satria tsy d tena nitovy ilay sonia, ireo olona ireo d samy mpivarotra zany hoe voafitaka koa zany. D tonga tany, soit disant hoe hanao recherche fa d inn ny teo, ianao no miantoka fiara sy lasantsy hanejehana ny mpangalatra, avy eo moa d tsy tratra mihitsy ilay olona ka d hatramzao zany mbola mandehandeha any. Mamanay depuis lasa mihinana fanafody à vie vokatry ny aretimpo.
Ka dia asa ilay fahandriampahalemana eto amintsika e !
Ka dia asa ilay fahandriampahalemana eto amintsika e !
50. sitlo
(
03/04/2007 23:12)
Nisy an'izay zafiken-drahalahin'ny dadabean'ny mamanay izay koa efa maty novonoin'ny dahalo. Dia nefa tsy nangalatra akory ry zareo fa ohatra ny reglement de compte fotsiny ilay izy.
51. ikaretsaka
(
04/04/2007 00:09)
tywa68:
Ika : ny alika anie anipazana hena misy poizina koa d ahoana indray ?
Tsy misy tsara afa-tsy ny mifandray @ manodidina raha mbola any dago e ! zany hoe voa mitokana d efa manome fahefàna andry mpandroba !
ka folahana ny alika tsy hihinana afa tsy ny sakafo omen'ny tompony sy izay mpikarakara azy ihany.
sy tsy hihinana afa tsy ny fitombenan'ny olona tsy fantany!
52. ftma
(
04/04/2007 08:26)
tsy hihinana afa tsy ny fitombenan'ny olona tsy fantany!efa nisy an'io saingy tsy mpagalatra no nohaniny fa zaza :(
53. vale
(
04/04/2007 08:37)
Stretch:in ty fody1° :roll::-D:-D:-D:-D:lol::-D
ny tena napmé de neveriko we fody 1° no atao miandry trano de tsisy mpandroba:-D
54. vale
(
04/04/2007 08:48)
sitlo:
Nisy an'izay zafiken-drahalahin'ny dadabean'ny mamanay izay koa efa maty novonoin'ny dahalo. Dia nefa tsy nangalatra akory ry zareo fa ohatra ny reglement de compte fotsiny ilay izy.
8O
zafikelin...;bli,bla,bli, et bla:lol::-D:-D:-D
56. kally
(
04/04/2007 09:51)
ftma:
[efa nisy an'io saingy tsy mpagalatra no nohaniny fa zaza :(
Fa angaha izy rehefa ohatran'io ampidirina any an-trano fa manana tokotany mitokana,ny an'ilay olona izay rehefa hariva vao vahana avy ao amin'ilay tokotaniny daholo ilay alika.
57. ftma
(
04/04/2007 10:47)
kally: hevitra mety izay, amin'izay ko tsy fatatra hoe misy alika ao antanana
58. sasa
(
04/04/2007 13:07)
reglement de compte io raha ny fahalalako an'azy satria le ramose vadiny mantsy toa tsy tao tamin'io fanafihana io
59. ikaretsaka
(
04/04/2007 16:24)
ka izay mihitsy..
ramose tsy tao.. trano be otran'io ve tsisy gardien? misy raha tsy milamina!
izay no nahatonga ahy tonga de heo taany @ gardien no nifantohan'ny lohako voalohany aloha.. sy nahatonga ahy niteny hoe ..alika alaina.
kally> taoko de mitovy any tseka yyy!
ramose tsy tao.. trano be otran'io ve tsisy gardien? misy raha tsy milamina!
izay no nahatonga ahy tonga de heo taany @ gardien no nifantohan'ny lohako voalohany aloha.. sy nahatonga ahy niteny hoe ..alika alaina.
kally> taoko de mitovy any tseka yyy!
60. ftma
(
04/04/2007 20:48)
reglement de compte io raha ny fahalalako an'azy satria le ramose vadiny mantsy toa tsy tao tamin'io fanafihana io
Misy havan'ireo manamanjo ireo ato afaka mamaly an'io. Fa matetika rehefa misy voa toa izao mantsy dia reglement de compte foana no ao antsaina.
Nisy olona mpiandry tranon'ny vazaha izay maty nisy namono, tonga de ilay vadiny no nolazain'ny fianakaviana fa naniraka hamono, taty aoriana anefa hita ihany fa olona saika hangalatra no namono azy.
