grille de protection
22. Stretch
(
03/04/2007 18:22)
kelly a ka ny patsa nge any dago patsa be daôly ko zay no maha tsy ahitana vahaolana e !
f'angah ny alarme tsy takabidy any e !
le vô misy miditra refa activena tondé maneno hatramin'ny 2000 na mahery decibel . .
f'angah ny alarme tsy takabidy any e !
le vô misy miditra refa activena tondé maneno hatramin'ny 2000 na mahery decibel . .
26. Stretch
(
03/04/2007 20:10)
:x
tsisy hifandraisany mintsy ve ky
za zao nievitra we le vorokely miova menamena reny zany :{
tsisy hifandraisany mintsy ve ky
za zao nievitra we le vorokely miova menamena reny zany :{
27. karinah
(
03/04/2007 20:35)
mifandray tsara zany kou:-D, fa nendry ny ffdinjy alarma:lol::-D:-D:-D
30. Stretch
(
03/04/2007 20:43)
ny tena napmé de neveriko we fody 1° no atao miandry trano de tsisy mpandroba:-D
32. ftma
(
03/04/2007 21:06)
stretch sy stlo raha hanova resaka an :^)
Ny alarme koa tsara fa asa raha manao ahoana ireny any Dago.
Momba ny alika raha zarina hoe ianao ihany no manome sakafony dia mety tsy hihinana izay antsimpy izy ka.
Ny alarme koa tsara fa asa raha manao ahoana ireny any Dago.
Momba ny alika raha zarina hoe ianao ihany no manome sakafony dia mety tsy hihinana izay antsimpy izy ka.
33. Stretch
(
03/04/2007 21:10)
azafady kely ry ftma a an !
tsy zay rery mintsy ny manova resaka eo , jereo tsra ny fila . . . tsssssss
za zao mba niteny an'io alarma io , za ngé serieux e !
fa hitako we tsy ho takabidy any ny coup an lay alarme , satria any an dafy aza le izy manenoneno ihany ny tombany .

35. sitlo
(
03/04/2007 21:29)
za koa serieux be tamin'ilay hoe grille (fa tsy nisy accent ny clavier)
figrillena fa tsy fiprotezena :-D (taolana ny nify an, taolana ny nify)
figrillena fa tsy fiprotezena :-D (taolana ny nify an, taolana ny nify)
36. Stretch
(
03/04/2007 21:31)
efa we aza mananiany fa efa mbô mafy nge ry ty ny manjo am ty asan dahalo ty e !
everiny ann fa ny patsa nge aty dago aty tsy omby vava e ! na taolana aza ny nify.
everiny ann fa ny patsa nge aty dago aty tsy omby vava e ! na taolana aza ny nify.
38. Stretch
(
03/04/2007 21:38)
drakaka reny vakina am famaky refy eo ambony latabatra , fa krevaka né mety atao ao ambava fa tsy vôtsako e !:miam:
40. Stretch
(
03/04/2007 21:53)
a a a , ka ny langousta angé tonde 1metatra mintry e !
aiza ary enao zany tongava aty Fort Dauphin , de rosonay sy Dadah an lay tena vrai beuuu
aiza ary enao zany tongava aty Fort Dauphin , de rosonay sy Dadah an lay tena vrai beuuu