Mifampihinana ny namana, iza no tsy mety lany?
86. sitlo
(
03/04/2007 22:10)
oajay mahay vava tsara mihitsy raha vao maharesy,
nefa za amin'io mbola im-bitsy kely no nilalao azy an
nefa za amin'io mbola im-bitsy kely no nilalao azy an
87. Stretch
(
03/04/2007 22:13)
za mirevy rami ka , fa le fanaovana an le aiams ary tsy tadidiko trony ko :-D
88. sitlo
(
03/04/2007 22:18)
ohatra ny rami ihany fa karatra telo fotsiny :-D, tamzay vao T3 no mpiondana aiams
89. Vahinala
(
03/04/2007 22:38)
mahasa manao rami miaraka amiko zany sitlo, otrinona ny fô !:-D:-D:-D
90. sitlo
(
03/04/2007 22:49)
za mbola im-bitsy kely no nanao rami, sady tsy nisy vola fa vava fotsiny fa nahafinaritra kah. Niandry karabrosy tsara tamzay.
91. Vahinala
(
03/04/2007 23:37)
sitlo > Nenay ra vo rami d misy fô fa rehefa belote ndray d vava no miasa, zay tsy matanty tonde miala avy hatrany !