Mifampihinana ny namana, iza no tsy mety lany?
1. sambatra
(
02/04/2007 12:50)
Teny iray ihany no ampiasain'ny mpandray anjara. Ilay teny ampiasaina anefa tsy maintsy mafy kokoa, afaka mandrava, afaka manimba, afaka mamotika, afaka mamono, ..., ilay voalaza eo aloha.
Ohatra :
Namana 1 : Akondro
Namana 2 : Rajako
Namana 3 : Basy
Namana 4 : Afo
............... (Tohizo ary)
(Ireo izay te-hanampy fanazavana na hiresaka zavatra hafa tsy misy ifandraisany amin'ny lalao dia iangaviana hanoratra "Italic")

novalian'i karinah ny 06/04/2007 08:26