Mifampihinana ny namana, iza no tsy mety lany?

61. karinah ( 03/04/2007 17:08)
maditra:

bildozera> tanky (haha)
haha > italic:-D


62. sitlo ( 03/04/2007 17:31)
63. kelly13 ( 03/04/2007 17:34)
d le ratô v no mazana indrindra kle?
64. sitlo ( 03/04/2007 17:35)
rato zany teny vaza dia miandry an'i tslem
65. kelly13 ( 03/04/2007 17:49)
efa we atao italic mbola b style iany
66. sitlo ( 03/04/2007 17:52)
nahay italic indray dia mizesta an
67. kelly13 ( 03/04/2007 17:53)
benchur
68. sitlo ( 03/04/2007 17:54)
ity akia ah http://sitlo.blaogy.org/hira/akama/ :°) The girl from ipanema
69. kelly13 ( 03/04/2007 17:56)
refa le mandy @ zany d le maka tslem fotsiny :wink:
70. sitlo ( 03/04/2007 17:59)
za tsy dia tia jazz, fa ohatra ny tiako zany :°)
71. kelly13 ( 03/04/2007 18:03)
za hiràrà
72. sitlo ( 03/04/2007 18:06)
Za miràrà :°)
73. kelly13 ( 03/04/2007 18:08)
:twisted:ary le indoneziana otran'ny miteny hoe akoho zany
74. Stretch ( 03/04/2007 18:30)
doubla enina
75. kelly13 ( 03/04/2007 19:34)
enina sy dimy
76. Stretch ( 03/04/2007 20:11)
kavindravelo be
77. sitlo ( 03/04/2007 20:17)
ako baik
78. Stretch ( 03/04/2007 20:29)
tena adinoko daôly le argo am dômy klé kiiiii
79. sitlo ( 03/04/2007 20:36)
tavy mofo :-D
80. pissoa ( 03/04/2007 21:13)
inn moa zany ny avaly eto
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1525