Rameaux.....

61. cutie ( 07/04/2007 15:05)
marina zany :lol:
62. Fiffi ( 10/04/2007 10:17)
cutie:
ny ahy netiko nody koa , de nambolena :lol:
de tsy natao lakroa ve ? :)


63. cutie ( 10/04/2007 13:18)
an3
za tsinona tsy katolika:lol:
64. Fiffi ( 10/04/2007 15:11)
fa nga akia ny katolika hiany no manao an'io lakroa io ? :)
65. cutie ( 10/04/2007 15:36)
tsy haiko :-D
66. paris10 ( 10/04/2007 19:36)
ny anglikana no manao lakroa ny hazo zaraina any ampiangonana fa ny an'ny kato ravina fotsiny d azo ambolena maniry refa avy eo,fa ny signe de croix samy manao ny kato sy anglikana!ka refa tonga ny lavenina dia dorana ny hazo!
67. cutie ( 10/04/2007 19:38)
:lol:
68. Fiffi ( 10/04/2007 22:29)
ka zah mahita any an-tranon'ny olona fa hataony lakroa kah !
69. cutie ( 11/04/2007 00:42)
:lol:
70. Fiffi ( 11/04/2007 14:31)
de ny anaha koh nataoko lakroa ! :)
71. cutie ( 12/04/2007 00:48)
de in no dikanle lakroa
72. Fiffi ( 12/04/2007 07:16)
Jesoa crucifié sur une croix en T.
73. cutie ( 12/04/2007 21:26)
zay vo haiko :-D
74. Fiffi ( 13/04/2007 22:33)
izay novonohina nohon'ny otan'olombelona...
75. cutie ( 13/04/2007 22:40)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 14-04-2007 00:33:52
Lohateny : Re : Rameaux.....
izay novonohina nohon'ny otan'olombelona...
iny njay haiko ka :-D
nofantsihana hanafaka ny ota :lol:
76. Fiffi ( 17/04/2007 17:22)
=D=D=D=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1103