Rameaux.....

41. ikaretsaka ( 03/04/2007 00:20)
tsia ka: blablabla de blabla
42. cutie ( 03/04/2007 02:29)
tohizo hatrany blablabla:-D
43. Fiffi ( 03/04/2007 08:03)
de lasa blabla zany ity.......
44. paris10 ( 04/04/2007 18:33)
lasa tanteraka ilay hevitra!!!ny protestanta tsy manao sampakazo ka!fa ny herinandro masina no ataony,ny anglikana sady manao sampakazo, lavenona sy herinandroa masina.
45. cutie ( 04/04/2007 20:00)
ny protestanta tsy manao sampakazo

manao koa
tadidiko za nanao alou e :lol:
46. fijo ( 04/04/2007 22:39)
tsy manao izany ny protesta ka
47. cutie ( 04/04/2007 23:23)
fijo
manao wa :-D
48. Fiffi ( 05/04/2007 07:00)
de tsy aiko ...
49. paris10 ( 05/04/2007 17:49)
mankalaza ny sampan-kazo ny protestanta fa tsy mitondra mody ireny sampana ireny ohn'ny katolika sy anglikana ireny,tononona fotsiny ilay andro !dia ny maha-samy hafa azy koa:ny an'ny anglikana atao form lakroa ny hazo fa ny katolika iny iray manontolo iny no entina mody,misy mano azy anaty vazy dia maniry ilay izy avy eo.
50. Fiffi ( 05/04/2007 20:23)
atao anaty vazy.....hatao lakroa eo @ varavarana fidirana....eo an-doham-pandriana.....eny @ zay hitiavanao azy......de rehefa tonga ny rameaux manaraka de dorana hatao lavenona......
51. cutie ( 05/04/2007 23:50)
Mpandefa : paris10 [ Valio ] 05-04-2007 19:49:43
Lohateny : Re : Rameaux.....
mankalaza ny sampan-kazo ny protestanta fa tsy mitondra mody ireny

ny ahy netiko nody koa , de nambolena :lol:
52. paris10 ( 06/04/2007 07:16)
cutie:fa aty dago ianao sa any andafy?ny aty dago mantsy tsy mizara ireny any ampiangonana protestanta io!any andafy no tsy fantatro.
53. cutie ( 06/04/2007 18:56)
tany Dago zany ka
tany @ ny fiangonana nalehako :lol:
ny ankizy zany fa tsy ny olon-dehibe no nanao sampan-kazo:lol:
54. paris10 ( 06/04/2007 20:13)
cutie:ny dadako anglikana,ny vadiko protestanta, ao Isotry Fitiavana zahay no mivavaka, tsy mbola nanao sampandrofia (le hazo) ny ao, any ankafa toa tsy manao daholo koa, tononona fotsiny lay andro !
55. cutie ( 06/04/2007 20:19)
nanao ny ahy tao @ FJKM , antanimena:lol:
56. cutie ( 06/04/2007 20:20)
FJKM Antanimena Atsinanana fa adinoko , misy andrefana koa manko :lol:
57. lamie ( 06/04/2007 20:36)
toa samy manana sy manao zay tiany ve ny FJKM?mahagaga!
58. Fiffi ( 06/04/2007 21:02)
mahagaga marina......
59. cutie ( 06/04/2007 21:12)
de tsy haiko alou
fa ny fiheverako an'azy de manao sampankazo ny FJKM, satria za nanao koa, de zay ihany no haiko :lol:
60. paris10 ( 07/04/2007 10:34)
tsy hifamaliana akory ry cutie fa gaga fotsiny aho ka!tsy ratsy koa ange zany e!zahay aza protestanta fa dia manana tsy tapaka sampankazo ato antrano e!satria ny raiko anglikana dia mandeha mivavaka any saint laurent zahay refa @ io andro io!:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3492