Rameaux.....
21. cutie
(
01/04/2007 23:57)
Raha tsy nitsangaha T@ maty Izy ny Alahadin'ny paka dia tsy ho kristianina isika
zany ve :lol::lol::lol::lol:
22. cutie
(
01/04/2007 23:59)
: paris10 [ Valio ] 31-03-2007 17:34:05
Lohateny : Re : Rameaux.....
tsy mankalaza ny protestanta fa ny anglikana no mankalaza,sady manao ny lavenina.
tsy mankalaza in zany?
sampa-kazo ve :roll:
mankalaza ny protestant koa
aiza ary booboo:lol::lol::lol:
23. cutie
(
02/04/2007 00:01)
Mpandefa : paris10 [ Valio ] 01-04-2007 15:59:33
Lohateny : Re : Rameaux.....
ny protestanta anie ka ni-protester @ fombafomba rehetra e, zany no naha protestanta azy.ny anglikana refa mivavaka dia mandohalika asa ny flm????ny katolika zao mandohalika koa,reo ihany no fantatro manao io !
ny anglikana nga tsy protestant koa
ataoko ty ny protestant de ze tsy katolika rehetra :lol:
24. ikaretsaka
(
02/04/2007 00:15)
cutie:
nony avy nahare ahy niteny hoe : nahafinaritra nampihomehy mampihetsi-po ilay hoe "Aia Razezo?" ... dia ilay izy namaly hoe "A ro Iy"
=))=))=))=))=))
tapaka ny tsinaiko
ohtran'ny henoko le izy kle:-D:-D:-D:-D:-D
Tsa mbola nanatrika lamesa sy
nihaino an le izy @ fomba sy fiteny Zafindraony na Vakinakaratra na Betsileo na Tandroy integrale aza ndroky fa de asa angaha!
Ilay Tandroy no tena Gravy (amiko aloha e)
25. ikaretsaka
(
02/04/2007 00:21)
cutie:
"Raha tsy nitsangaha T@ maty Izy ny Alahadin'ny paka dia tsy ho kristianina isika"
zany ve :lol::lol::lol::lol:
[/quote]
ka ny antsika irery no nitsangana t@ maty ko.
Maty ry Boudha sy ry Mohamedy sy ry Dahoda mivady de tany ko!
26. cutie
(
02/04/2007 00:26)
: ikaretsaka [ Valio ] 02-04-2007 02:15:50
Lohateny : Re : Rameaux.....
Hoy i cutie:
nony avy nahare ahy niteny hoe : nahafinaritra nampihomehy mampihetsi-po ilay hoe "Aia Razezo?" ... dia ilay izy namaly hoe "A ro Iy"
tapaka ny tsinaiko
ohtran'ny henoko le izy kle
Tsa mbola nanatrika lamesa sy
nihaino an le izy @ fomba sy fiteny Zafindraony na Vakinakaratra na Betsileo na Tandroy integrale aza ndroky fa de asa angaha!
Ilay Tandroy no tena Gravy (amiko aloha e)
ngambaa de torana ny hehy foana e
malemy ny fimehezana :-D:-D:-D:-D
27. cutie
(
02/04/2007 00:27)
ka ny antsika irery no nitsangana t@ maty ko.
le fitsanganan zany no tena zava-dehibe fa tsy le nisolo voina hamoy ny ainy :lol:
28. ikaretsaka
(
02/04/2007 01:17)
cutie:
le fitsanganan zany no tena zava-dehibe fa tsy le nisolo voina hamoy ny ainy :lol:
iny eo ihany
fa ny ahy ilay fitsanganana ko,,
samy afaka mitompo tena mamantsika ny tenany eo aby ange e..
i Petera koa aza nofantsihina teo nitsongolika koa .
fa reny maty de tany
na Ianao io aza afaka miteny hoe fantsio aho dia afaka miteny hoe ny helokareo no hifantsihako eto.. de maty ianoa de any!
fa tsy nitsangana! fa any de any!
34. cutie
(
02/04/2007 02:40)
ny ahy manko raisiko we zanany izy nony nidina tety an-tany :lol: fa tsy Atra:lol:
38. cutie
(
02/04/2007 22:46)
haiko nge zany ry ikaretsaka e
fa refa nidina tety an-tany wa izy de lasa zanaka :lol:
fa refa nidina tety an-tany wa izy de lasa zanaka :lol:
39. ikaretsaka
(
02/04/2007 23:05)
tsia ka: nidina tety an-tany izy mbola andriamanitra ihany:P:wink:
