bonannif sitlo
141. kelly13
(
28/03/2007 20:13)
apitsio kely 5kg za ry kala ra izany a! na ze foindry raisiko dol e :°)
142. sitlo
(
28/03/2007 20:15)
tsara ka, le sipa matax be reny koa nge manahirana eh. Vao mba mampiaraka miakatra totobato dia hoe andaso aloha sitlo fa ... :-D defa kopy aho hoe reraka ndray zay dia mody mamorona fika :lol:
(manao fikana mody fanina tatsy ananona tatsy :-D:-D)
(manao fikana mody fanina tatsy ananona tatsy :-D:-D)
146. Stretch
(
28/03/2007 20:24)
ty wa mitapy mintry , inn zao no jerena tao .
tatazo fa 4kg sy fefany grama.
sinon ndray a lasa mahikôzatra, tsy tafakatra tohatra ko.
:°)
tatazo fa 4kg sy fefany grama.
sinon ndray a lasa mahikôzatra, tsy tafakatra tohatra ko.
:°)
147. sitlo
(
28/03/2007 20:27)
eo fa babeko ndry, reeefa tia reeefa tia dia mahavita mibaby miakatra totobato. 8)
151. Stretch
(
28/03/2007 20:34)
ary aôna le we,
tsongotsongon'olo tiana na marary aza . . .
efa vôozona niantok'ainga mintsy,
tsongotsongon'olo tiana na marary aza . . .
efa vôozona niantok'ainga mintsy,
152. Stretch
(
28/03/2007 20:35)
de tsongon lay sipa marary be mintsy zany le bandy de : marary klé :x:evil::x
ozy sipa za zany tsy tinao :?
ozy sipa za zany tsy tinao :?
153. sitlo
(
28/03/2007 20:38)
:-D
tsy marary fa manafosafo, nefa any an-tsaina efa kiana tsy kiana.
fa inona aloha ilay tsongotsongoana eh,
tsy marary fa manafosafo, nefa any an-tsaina efa kiana tsy kiana.
fa inona aloha ilay tsongotsongoana eh,
155. sitlo
(
28/03/2007 20:44)
dia arakarak'ilay tsongoina koa io, hoe tsy tsongo fa manafosafo, tsy tsongo fa mangitikitika ...