bonannif sitlo

121. sitlo ( 28/03/2007 19:00)
:lol: mody faniva veuu
122. Stretch ( 28/03/2007 19:01)
ny amn'inn io ?
mbola no dôdô atoandro de zao vô nifoha,
andro iraisampirenena ho an'ny lasesta androany :-D
123. sitlo ( 28/03/2007 19:02)
faniva = fanina ;-)

mody hoe inona ny malaza ato :-D Ity favory ity tena tsss, fetsy
124. Stretch ( 28/03/2007 19:05)
fanina alou fanina fa le reraka nierotra tam le lasesata no nafanina a , fa le fanina lazainao tompoko tsy arako tsy azoko tsy mazavako
125. sitlo ( 28/03/2007 19:07)
ito ary ilay izy tompoko, ho anao http://serasera.org/smileys/sml10.gif ;-)
126. Stretch ( 28/03/2007 19:17)
ty wa efa miderona mintry,
afaka hiaraka hitsipona le kôzy mafana amiko zany :-D
tsy koi ?
reeefa tia reeefa tia.
ozy le hira zay.
127. sitlo ( 28/03/2007 19:21)
:-D
za mitazona dia indry mandroaka tsy koah
128. Stretch ( 28/03/2007 19:32)
mifambidimbidy ko nga misy an zany ?
fizarazarampaefana no mampirindra fiarahamonina :-P
129. sitlo ( 28/03/2007 19:35)
reeefa tia reeefa tia dia mitondra kofafa kely tsy koah?
130. Stretch ( 28/03/2007 19:38)
voretra be ra atao am kifafa fa efa misy teknika raima fanaovan'azy tondé ôtran'ny tsy teo !:x
131. sitlo ( 28/03/2007 19:43)
ahoana? ny an'ny italianina raisina am sase, :-D
132. Stretch ( 28/03/2007 19:45)
resaka tain'alika ko nen là fa ôka zay.
133. Stretch ( 28/03/2007 19:46)
firy taona sy firy andro zany ela zao.

de inn no niova , inn no nivôtra ?
134. sitlo ( 28/03/2007 19:49)
;-)

milay an
135. Stretch ( 28/03/2007 19:54)
mbola lavitr'ezaka vô dadabe ,
mbola aiza lesy zany lalana ? ? ?
136. sitlo ( 28/03/2007 19:58)
za ohatra ny tsy ho dadabe ry kala ah. Mampisy problema izany miteraka izany. :°)
137. Stretch ( 28/03/2007 19:59)
za zao nefa vô miketriketrika we aiza ny misy formul 1 ana fanaovana zaza tondé bdb ndray mipala :-P
138. sitlo ( 28/03/2007 20:07)
eeeh resak'antitra izany, atao inona koa zaza bedbe indray mipala.
Miaraka am totosy bobaka ao an-trano, izany ve tsy hampahia. Ho hitako mihitsy indry io toa mandefa dinika hoe, tia hatavy, inona no vahaolana.
:-* :°) :-*
139. kelly13 ( 28/03/2007 20:11)
mahazo mandray anjara v? (:-D:-D:-D:-D le fika b tatsy ananona tatsy) hahahahaha
140. Stretch ( 28/03/2007 20:11)
mbay ery

za ary zao vizaka mint^ry miazakazaka fa sô de lasa bota eo :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1162