bonannif sitlo

101. Fiffi ( 28/03/2007 14:20)
sitlo:
le inona indray no saika notenenina teo
efa nihova mihitsy i fiffi izany an.
niova ahoana akia ? heu....@ ratsy ve sa tsara ? :roll:


102. sitlo ( 28/03/2007 14:58)
tsy haiko hoe rasty sa stara fa lasa manao resa-jaza.
103. Fiffi ( 28/03/2007 15:09)
104. sitlo ( 28/03/2007 15:19)
:-D, za zao efa mitombo taona dia lasa matotsa be, sady nahazo solomaso vaovao mihitsy 8)
105. kelly13 ( 28/03/2007 15:44)
o ry sitlo a, fandaniambola @ tsisy fotony ny fividianan kaly ho an'ny alika aty (na saka aza) nenay ry se d ze ambin'ny kalinay iany no hohaniny a (comme t@ tany mada), le lazaina fa kalin'ny biby tssss, manabe kk azy fotsiny fa tsy d hitako lôtra 8)8)8)8) (mba indraminay kou klou fa mpaka ny anay kou)
106. sitlo ( 28/03/2007 16:12)
eny eh, kally fotsiny iny. Fa tsy maintsy misy fotoana lany foana momba an'iny. Ampikotranina ohatra (stretch :-D), za nge ry kelly ka tena amin'le kamo eh. Raha vao manisy fahasahiranana ny zavatra iray dia borkena. 8) ohatra ny mety amin-njy kosa le solomasoko an.
107. kelly13 ( 28/03/2007 16:14)
lasa milay b mintsy tokou klou za @ le linety e! 8) miaraka @ le sourire kely matsiravina io hihihi!!!
108. Fiffi ( 28/03/2007 16:34)
zah aloha de tsy hiteny intsony fa sao de mi-s'aggravé eo ny resa-jazako klé ! hehehehehehe:wink:
109. kelly13 ( 28/03/2007 16:39)
:-D:-D:-D:-D
110. sitlo ( 28/03/2007 16:40)
fiffi> andao hiresaka matotra be eh, ento ny size, dia raha tsy manana dia kozio aho

kelly> manja fa saingy njy lava volo araka ny fahalalako azy. Mbola hatrany amin'ny simely ange ny fanavakavahana eh :-D, ireo rehetra ireo izao anay daholo :-D
na ity aza :* :-D
111. kelly13 ( 28/03/2007 16:45)
odoié, ny misy volombava njinja no tsy mahazo mampiasa an'ireo e

hou hou hou, enao v mba manana sujet serieux? mba ento oe jerentsika d imehezantsika aveo :°)
112. sitlo ( 28/03/2007 17:09)
manana size mitapitapy aho dia manana matotra ka, fa ny ahy diso matotra loatra dia tsy avoakako. Dia diso mitapy loatra koa dia tsy avoakako. ;-)
113. kelly13 ( 28/03/2007 17:10)
naman'ny tsisy zany :°)
114. xxx ( 28/03/2007 17:40)
http://sitlo.blaogy.org/hira/

:lol:
hoy sitlo
kelly ô kelly tiko indrindra

ha ha ha ha ha ha ha ha ha

kay ve mi sipa e !
115. kelly13 ( 28/03/2007 17:43)
xxx>nga ra miteny hoe "kelly ô kelly tiako indrindra" i sitlo d mi sipa no dikan'izany? :-D:-D:-D
116. sitlo ( 28/03/2007 18:13)
iza koa ary io xxx zaza saina be io 8)
117. sitlo ( 28/03/2007 18:19)
kelly13:

naman'ny tsisy zany :°)


ohatra hoe ao amin'ny sakafo atao hoe "Mahavoky" no titra dia "Besarety" no atao ao anatiny. :°)

118. Fiffi ( 28/03/2007 18:26)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Rires/18c_blue.gif[/IMG]
119. sitlo ( 28/03/2007 18:51)
fiffi> :idea:
120. Stretch ( 28/03/2007 18:57)
fiffi> takamoa

inn ny malaza ato ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7621